- Видео 14
- Просмотров 391 620
RADIO DON BOSCO Media
Франция
Добавлен 8 июн 2018
Bisikileta
Tantara natao hatsiarovana manokana an'i Tompokolahy RANAIVOMANDROSO Régis François Marie izay mpilalao tantara tato amin'ny RDB ary efa tale pamokatra fandaharana tato iany koa izy!!!
Izahay mpiasa ny RDB sy ireo mpakafy tantara vokariny dia maneho fiaraha miory an'ireo fianakaviana izay nilaozany!
Izahay mpiasa ny RDB sy ireo mpakafy tantara vokariny dia maneho fiaraha miory an'ireo fianakaviana izay nilaozany!
Просмотров: 6 624
Видео
Mba ho vanona (Miresaka manokana ny momban'ny fiaraha-monina Malagasy)
Просмотров 3,3 тыс.5 лет назад
Alarobia 10 Jolay 2019
Hira faneva @ famangian'ny Papa François - Tonony
Просмотров 47 тыс.5 лет назад
Indro àry ny tonon'ilay hira faneva ho an’ny famangian’ny papa Fransoa an’i Madagasikara.
Résumé JMJ Mada 9 (Alexander Across the Mountains - Vangelis)
Просмотров 7086 лет назад
Souvenir JMJ Mada 9 Mahajanga Musique : Alexander Across the Mountains - Vangelis
Jésus n’est pas Ami de tous
Просмотров 1396 лет назад
Article nosoratan'i Julio Freitas ka nofehezina tao anatin'ity video kely 65 secondes ity. Blog source : juliofreitas.com/fr/blog/jesus-nest-pas-ami-de-tous/
Tsy hay adinoina ianao Mgr Roger Victor
Просмотров 1,7 тыс.6 лет назад
Nanamarika an'i Mgr Roger Victor ny fahaizany miaraka amin'ny tanora. Hotsarovana ireo hafatra navelany nandritry ny lamesa famaranana ny JMJ Mada 9.
Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)
Просмотров 291 тыс.6 лет назад
Nandona fo tokoa ny nahita ireto tanora mandihy amin'ny FO. Somary nanano-sarotra ny naka ny video fa niezaka ihany anefa izahay ;)
JMJ Mada 9 messe d'ouverture
Просмотров 4,1 тыс.6 лет назад
Nizotra am-pilaminana ny fanokafana ny JMJ Mada 9. Nampihetsi-po tokoa ny nahita ny hafalian'ny tanora tafaray na dia teo aza ny hafanana. Aza matohotra ry tanora.
Je te donne MPANKAFY 2018
Просмотров 5216 лет назад
Ny ambiance sy ny asa nataonay nandritry ny Fy Don Bosco 2018.
Tsikaiky sy arira RDB - Raha hifandao
Просмотров 8 тыс.6 лет назад
Vacance kely vetivety aloha ny tsikaiky sy arira. Mankasitraka ny mpankafy tsy niala hatramin'izay eeeee!!! Milay nareo eeeeee!!!!!!
Tsikaiky sy arira RDB. Izany izy rehefa manomboka.
Просмотров 1,4 тыс.6 лет назад
Ny ambiance rehefa hanomboka iny ny tsikaiky sy arira, miaraka amin'i Noely sy Lalaina.
Ny Kardinaly vaovao, Mgr Désiré TSARAHAZANA teny Ivato
Просмотров 3,6 тыс.6 лет назад
Faly ny kristianina nandray ny Mgr Désiré TSARAHAZANA teto an-tanindrazana!!! Samy hiezaka isika hiaraka "handresy ny ratsy amin'ny soa"
Clip Radio Don Bosco RDB 22 ans Havako namaako Njakatiana
Просмотров 17 тыс.6 лет назад
Ankafizo ary eeee!!!!
Satry tsy ho tapitra ny fisaorana rehefa ity no hira atao❤❤
🙏🙏🙏🙏🙏❤💖💖💖💖💖💞💝💝💝💝💗💗💗💗💘
🙏🙏🙏❤️❤️❤️
Fière d’être MAHAFALY, Mahavelo bevata rolahy e ! 🙏❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🙏🇲🇬🙏 Ta holy tena mijanjy hira toy an-tany lavitse atoy ❤🙏🇲🇬🇲🇬🙏🇲🇬🇲🇬❤️
Matoa gn'olo mifiopioky te hiantsa zay ❤❤makasitraka anareo lahy 🇲🇬🇲🇬❤❤
Zany ny hira nandihizana tam komonio voalolohany 2017🎉🤗
Merci pour tout les événements que tu m'as fait traverser mon dieux, notre père. J'ai mené des juste combats grâce à toi
Tihody zaho zegny 😢😢
TSARA BE
❤❤❤ Matoa gn’olo mifiopioke ie te hiantsa zay e ! Fa gny soa nataonao anay, lako zay e ! Tsy voho nandroany fa liany nainay e ! Misaotse, misaotse Anao Baba, Misaotse Anao gn’havorohotanao 1 - Gn’ainay maminay io, soa baka Aminao, Ka ataonay ahoa gny tsy hisaotse Anao ? Misaotse Anao,misaotse Anao bevata gny vitanao Misaotse Anao,misaotse Anao bevata gny vitanao 2 - Mbo nirahinao bakao, gn’Anaky Tokanao, Ka ataonay ahoa gny tsy hisaotse Anao ? Misaotse Anao, misaotse Anao, lisatsy lehe zao Misaotse Anao, misaotse Anao, lisatsy lehe zao 3 - La mbo igny nazotsonao gny Fanahinao, Ka ataonay ahoa roahe gny tsy hisaotse Anao ? Misaotse Anao, misaotse Anao, lako gn’hateanao Misaotse Anao, misaotse Anao, lako gn’hateanao
Soa maré hira ty !
Mb misy mety afaka manome ny Tononkira manontolo ve tompoko? misaotra mialoha
Fisaorana BEVATA !! MISAOTRA TOMPO Ô!
Misaotsy bevata Baba an-danitsy agny !! Mitomboa @ Fahasoava kea nareo longonay Mpihira fiderana Soa mare !! Jesosy homba nareo longo . 😇♥️🙏🙏🙏
Xbdhdbddhdhd
Afaka mahazo ny tono-kira ve tompoko azafady
Faly be zah nahita an'ilay izy kay zah no tara
❤❤❤❤
Misaotra ZANAHARY ❤️🙏
Merci beaucoup
mampietana fanahy hibanjina ny hoavy mihitsy
Tsara loatra n'y midera an'Andriamanitra hoatr'izao.anisany hita tena Tiako fa mampientana.tahin Jesoa ianareo!!!
tsara be raha misy
Soa ny manompo an ANDRIAMANITRA
une tres belle chanson
Mankasitraka
🙏❤🙏
MANKASITRAKA INDRINDRA TOMPOKO!!
Tiko hira ity
Lalan,hazo,fijaliana,tompoko,MBA,alefao
♥️♥️♥️♥️🙏🏾🙏🏾🙏🏾
Mankasitraka bevata
Mbamangatakalamesadonbosco
Kanto n'y Fanatenana
tena tsy andriko, andrandraina mafy satria sady fandalinana ara-pinoana hita maso no fanabeazana ara-kolotsaina, ara-batana sy ara-panahy izay mampisongadina antsika katolika amin'ny fahaizana mandanjalanja fomba fiteny, fihetsika fitondran-tena mifanaraka amin'ny zava-misy; Ankasitrahana be dia be ianareo mpikarakara anivon'ny haino aman-jery Mirary soa sy mitondra am-bavaka.
Mankasitraka e ! Mahafinaritra be lay fihetsika sy ny "inculturation" hiderana an'Andriamanitra.
Misaotra bevata fa Tena mafinaritra ilay hira tahin Tompo nareo tanora toliary 🙏🇲🇬
💓
🥰
😘
misaotra Anao Aba❤❤❤❤❤lehibe ny voninahiny
Hira anisany tena ankafizin'i Mama (matoa gn'olo mifiopioke ie te hiantsa zay) Misaotra anao ! Mandria am-piadanana Mama <3
Courage 😢😢
Kanto lotra 😍🙏
Tsara eh 🥰🥰🙏🙏
Ary to tsy madea tsony ny radio bisco avy madagascar eee??
Latsaka mihintsy ranomaso fa tena tsara
Tiako loatra..
👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻🇲🇬🇲🇬🇲🇬🙏🙏🙏
Amen!!! Tiako be lay hira mampihetam-po Misaotra Anao🙏🙏🙏 Mitady tononkira izay mba manana
Mafinaritra eeeee mankasitraka fa tiako be le hira 🙏🙏🙏🙏🙏♥️♥️♥️♥️♥️
Soasoa lih zao