Inty anie aho hanome fitia ho anao N’inona hanjo dia izay aloha no efa ao am-po Na ho orambaratra hitraho Na alahelo anatiko ao Izay aloha no atrehantsika roa Na maro aza ireo nanakantsakana Ny antsika roa, ilay fitia no abahana ato am-po Hanaratsiana antsika izy ireny Fitiavantsika anie tsy ho leo F’izay tonga eo hatrehantsika roa Ref: Fa tia tsy afaka intsony Haratra ny fo raha hisara-droa Tsy hifandao tsy ho kilalao Maika ny ho eo anilanao Ny tiako ho tsapanao mitoetra Am-poko ao, ’lay Fitia efa ho anao
fa tia tsy afaka intsony haratra ny fony rah hisara-droa mafinaritra be fa toizo atrany mba handrotsirotsy ny tootoloandronay mankasitraka anareo ao @ tarika
❤❤❤mbol tiko fona e 2024
Ato anaty fiara
Fa tena hoe manembona e💔😢
Inty anie aho hanome fitia ho anao N’inona hanjo dia izay aloha no efa ao am-po Na ho orambaratra hitraho Na alahelo anatiko ao Izay aloha no atrehantsika roa Na maro aza ireo nanakantsakana Ny antsika roa, ilay fitia no abahana ato am-po Hanaratsiana antsika izy ireny Fitiavantsika anie tsy ho leo F’izay tonga eo hatrehantsika roa Ref: Fa tia tsy afaka intsony Haratra ny fo raha hisara-droa Tsy hifandao tsy ho kilalao Maika ny ho eo anilanao Ny tiako ho tsapanao mitoetra Am-poko ao, ’lay Fitia efa ho anao
❤❤❤décembre 20024 mbola mieno fona2😢
Tsy ratsy. Mankasitraka nizara 😘🎤
Mai 2024 , toujours presente ❤ ❤❤ 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Toujours le meilleur encore ❤❤❤
2023 encore là❤️❤️❤️
Tsara loatra
Ilay fitia efa anao .. L❤
Respect Do ah!
Octobre 2024 ,mbola miheno foana rehefa mahatsiaro 🥺
❤❤ izay tonga eo antrehatsika roa 2025
Oka leretsy aaa !!!!🎧🎧❤️❤️👏👏
Tsara foana . Mankasitraka :-)
Avril 2024❤❤😢
Ankafiziko hatrany fa misaotra betsaka.
Mankasitraka oh
Tsara Tena tsara❤️❤️❤️
Avant noël 2024..❤❤
Love ❤❤❤❤
🥰🥹 qui écoute encore en 2022?
Aout 2024 ❤
Mimi :-)
Février 2025❤
Novembre 2024 ♥️♥️♥️♥️
Marina zany❤
Tsara be
Mamy foana ity hira ity
tsara! misaotra ô!
Tiako hira ity na efa hela
Merci je suis fan j'adore
fa tia tsy afaka intsony haratra ny fony rah hisara-droa
mafinaritra be fa toizo atrany mba handrotsirotsy ny tootoloandronay mankasitraka anareo ao @ tarika
19 12 2024 ❤❤❤❤❤
Novembre 2024
Avril 2024❤🥹
2024 👍❤️❤️👍
2024😊
Nov 2022♥️♥️
Manam-peo koa ity bandy ity fa ry Rija sy ry Njaka moa no mbola eo fa tsy nitovy ny serasera 😅
Fanokafana by BAL t@ny Mariage ko
❤
Tsara lotra
💓
❤❤❤❤❤
❤❤❤❤
Tsara
❤️❤️❤️
22 mai 2024
tsara
Novembre 2024
❤❤❤❤❤
❤❤❤
❤❤
❤❤
❤❤❤