MAMETRAKA FIFONANA I ROMY VOOS ANDRIANARISOA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 2 янв 2025

Комментарии • 119

  • @eliramiliariniaina2207
    @eliramiliariniaina2207 3 дня назад +26

    Mampiesona, anisan' olona nampahantra an' i Madagascar.Efa betsaka ny kolikoly nataony

  • @payetbruno8100
    @payetbruno8100 3 дня назад +17

    J'ai 2 choses à dire:
    1. Tu étais piégée sur la forme et pas sur le fond. Oui tu étais piégée dans la mesure où on a mis des micros pour enregistrer les conversations et un agent de police infiltré, mais s'il n'y avait pas de micros et d'agent, toi et ton associé vous n'auriez pas demandé de pôt de vin à cette entreprise ? Je ne crois pas.
    2. Si tu es vraiment sincère, dès la sortie de prison que tu devais faire ce genre de "mea culpa" au lieu d'aller mentir sur le plateau de TV5 Monde. Il a fallu un communiqué de l'ambassade britanique pour que toute la vérité soit connue

    • @leroabalita687
      @leroabalita687 3 дня назад +1

      Ceci et temps elle a volé elle a trahi
      Les Gasy le pays c facile de se laver maintenant parcque elle a été pris en flagrant délit donc peut importe elle n est pas à plaindre c une grosse voleuse

    • @leroabalita687
      @leroabalita687 2 дня назад +1

      @@payetbruno8100 tu as bien résumé la chose elle devrait raser les murs actuellement encore une fois son appétit de trahir et voler les Gasy ne sont pas encore finis

  • @BendixRabe
    @BendixRabe 3 дня назад +26

    Vofandrika ahoana Madame Faz mrediredy Sady mandrebireby. Mampiesona.

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 3 дня назад +16

    Miray tsikombakomba amin'ny Mpitondra ka rehefa tratra Dia navelany eo👹👹👹🌞🌞

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 дня назад +20

    Pardonner d accord mais comment etre sure que t as change ? Chasse la nature elle revient au galop !!!!!

    • @WendyAthena
      @WendyAthena 3 дня назад +3

      Marina daholo ny voalazany , fa isaorana ny Tompo raha nahatsapa tena izy fa diso , ary vonona ny hiova amin'ny fony rehetra ❤

    • @leroabalita687
      @leroabalita687 2 дня назад

      Non elle mérite la pendaison cette sale voleuse et encore c juste une affaire qui a été révèle encore heureux que l affaire a été sous la main de la justice britannique si c t a MADA elle s en est sortie proprement comme la famille rajoelina qui pense qu a piller le pays des vauriens d ambaniandros

  • @hirasary1385
    @hirasary1385 3 дня назад +15

    "Ory hava-manana" ?
    Iza no manana ? Ary iza no ory @ izany ? Raha iny raharaha iny no resahana ???

  • @AndriantsoaRamamonjy
    @AndriantsoaRamamonjy 3 дня назад +11

    Fa Iza no namitaka anao?maninona raha tenenina?

    • @marcrkt9331
      @marcrkt9331 3 дня назад +4

      Marina zany fa tokony teneniny maeava hoe iza!

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 дня назад +14

    K manao ratsy k tsy ho latsaka tanaty fandrika ?!?!??

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 3 дня назад +17

    FA MIFONA AMIZA ALO E AZA MANAMBANY VOHOAKA MALAGASY HOTRAN'IO FA HANODY ANAO AN MIFONA AM RAJOELINA ENAO IO ZANY

  • @lovarajohnson133
    @lovarajohnson133 3 дня назад +9

    Mampihomehy ilay hoe "ory hava-manana". Tsy ny fanananao harena no mamparomotra ny olona, fa ny fampiasanareo ny harena ikambanana, anangonanareo harena tsy zaraina.

    • @nanieranarisoa5778
      @nanieranarisoa5778 3 дня назад +6

      Piegé par qui ? Rajoelina.?? Lay iray iry d tena boa enao, ary tena nety ny nataony.... Raha nifona enao tokony nanao transparence ko momban'i Rajoelina fa voateninao taona ny anarany.... Donc ! Hypo tsy sahy nilaea ny marina......

  • @juliennelieven3356
    @juliennelieven3356 3 дня назад +17

    Ka mavande ly e tsy gege ny MALAGASY 🇲🇬

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 дня назад +11

    Malagasy tahaka na consciente hoe saika mbola nangalatra ny fananantaniko !!!!! Je me moque de ce que tu dis tu n auras plus mon coeur AZA MANAIKY AZON IO REY OLONA MODY DOKAFANY EO D HANITSAKA ...

  • @livrakoto4654
    @livrakoto4654 3 дня назад +12

    C’est sa cupidité qui l’a trahie alors qu’elle arrête ses foutaises !

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 3 дня назад +11

    Malgré tsy nataony aminy teny gasy lay fifonana noteneniny Romi Voos ty aminy vahoaka malagasy. Fa efa maro Volam-bahoaka malagasy azonareo roa ndraiky Andry Rajoelina Français 8cm. Halahelom-bahoaka koa regny.

  • @voahiranarandriamiarisoar7047
    @voahiranarandriamiarisoar7047 3 дня назад +8

    Aza be resaka ramatoa

  • @rakarandohagolgotha336
    @rakarandohagolgotha336 2 дня назад +1

    I really was astonished about it!

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 дня назад +8

    Vendratay otrizay koa lay gasy

  • @abadousamoelmaulerlaingoha1578
    @abadousamoelmaulerlaingoha1578 3 дня назад +8

    Raha tafavoaka ve ny afera de be resaka tahaka izao.....pffff

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 3 дня назад +5

    Bla Bla ....

  • @thierrynoemy8344
    @thierrynoemy8344 3 дня назад +4

    Mise en scène,

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 дня назад +7

    Ssshhhh!!!!te ho ratsy loha miaraka am lapin teo !!! Tsy mialona manana tam fomba maloto ny malagasy fa raha mangalatra sy mampahory an azy efa mahantra io !?!?!? Odoie eee tenisany collabo tony manao ho lany ihany ny paisi ankady eeeee

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 дня назад +7

    Un petit peu !!! Mangalatra am taninay tony fatina collabo itony !!!!

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 3 дня назад +5

    Fa Iza no namandrika antenà e?

  • @JésusChrist-m4z
    @JésusChrist-m4z 2 дня назад +3

    Mbola hamerina bé izy Io matoa miteny fa voafitaka. 😮 EkipandRAJOEL Andry manao risoriso avo lenta DAHOLO

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 3 дня назад +5

    ZAHAY TSY MAMELA ANAO ZANY FA MPAMITAKA ENAO ARY RAHA TSY LAZAINAO NY NAMANAO NIRAY TSIKOMBAKOMBA AMINAO ... TRAHISON NO NATAONAO

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 3 дня назад +5

    Heloka hibabohana mody rariny, saingy Tara enao vo nahatsapa zany, nefa koa efa manana n'y ampy de n'y vola zany, voa vo mi hilana hoy n'y Ntaolo,

  • @anniearinoromarcelline6798
    @anniearinoromarcelline6798 3 дня назад +5

    Mahay miresaka sy mandio tena ianao, nareo efa zatra lalandririnina, tsy ilainay ny fifonanro ,fa tokony mbola ho any amponja ianao,, miaraka amin ireo namanro mpambotry sy mampahantra NY firenena

  • @jocelynerasoalantonirainy1454
    @jocelynerasoalantonirainy1454 3 дня назад +3

    Aza bé resaka ramatoa a.tsy nitsinjo n'y farany ianao injustice ahoana

  • @ramamonjisoamanase-b4h
    @ramamonjisoamanase-b4h 3 дня назад +2

    Amiko manokana iaza ampime Madama a resaka kolikoly avo leta no nataonareo sy n'y mitondra fa aza ahilika am famine sy pauvreté sy misère azafady i an ... Tsy misy idirany mahantra tery la reunion Kely n'y resaka eto .. aza alainao baraka n'y vahoaka fa ianareo no mamotika ity firenena ity tsy Mbola ampy anareo ihany ve ... Dia n'y mahantra s'y n'y Ory havamanana no ataonao fitaovana hiarovantena ... Tsy mendrika ianareo Tompoko n'y tena marina efa ataonareo izay mampahantra ity firenena ity Dia tsy ampy anareo fa Mbola alainareo Baraka Etsy sy éroa.. raha olomarina ianao Dia milaza n'y marina Iza no naniraka Anao fa aza ahodikodina n'y resaka ..izahay mahantara aza ampidirana Amin"n'y fanondrananareo n'y harempirenena ..

  • @nika.rasolonjatovorogers6473
    @nika.rasolonjatovorogers6473 3 дня назад +3

    1 ) ny mahagaga ana, malagasy ilay resahana sy hifonana, nefa tsy atao @ teny gasy ilay resaka
    2 ) izay rehetra voadona avy tao @ io fitondrana io de mody mifona, foana fa rehefa ao manalika gasy, manopa gasy

  • @adolpherandriamampandry
    @adolpherandriamampandry 2 дня назад +2

    Mbakany ! Nihinana i tena tsy nahalala maty koa hoe ! Fihavanam-boalavo ny antenisany ka miaraka rehefa misy ho kikisana ! Mampamangy fa angaha ny Anglisy Frantsay r'ity â !

  • @abelj.b.rakotondrasoa9977
    @abelj.b.rakotondrasoa9977 3 дня назад +2

    Miarahaba Tompoko.
    Raha azoko tsara ny fampidirana nataonao mpanolotra dia, tsy mitombona ny voalaza, satria lazainao fa ho an'ny vahoaka Malagasy ilay fifonana, kanefa, anatin'ny youtube miafina no namoahany azy.
    Mirary SOA Tompoko.

  • @rabesaikylalao5994
    @rabesaikylalao5994 3 дня назад +3

    Izao ve no hoe heloka hibaboana ? Zary fandrebirebena sisa r’efa hampitahana @ireo fanambarana havo nilokanao

  • @andriaandria-p7i
    @andriaandria-p7i 3 дня назад +2

    Tsss, Mbola manatena poste ?
    Io fa asain-dRadomelina manainga zipo tonga d mivelatra manala sleep😂😂😂
    Miongana , Miala, ianareo mianakavy fa tsy voarebireby intsony ny vahoaka👹👹👹👹👹

  • @RogerAndrianaivo
    @RogerAndrianaivo 3 дня назад +3

    Aza MBA sendra n'y Vehivavy bé résaka otran' itony intsony Enao Prezy ! ..

  • @dood587
    @dood587 3 дня назад +3

    Voafandrika ny intelligentE !!! Tsy naharitra ny volabe nirangaranga !!! MAZAVA TSARA fa ny Bianco na PAC tsy nety nanao Fanadiadina ... 🤔🤔

  • @harijaonaheritiana
    @harijaonaheritiana 3 дня назад +3

    Lany ve tay vao amafa vava e

  • @RosniArletteRaholimalala
    @RosniArletteRaholimalala 3 дня назад +2

    Sssiii.Be resaka.Iza no mino ny lazainao ????

  • @ClaudioDiazan
    @ClaudioDiazan 2 дня назад

    Mampiesona ireo eh, efa nifanaraha io , Efa nifanarahana hoe andao ianao mody atao mifona,

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 3 дня назад +2

    Jalousie , hypocrite, egoiste : fahotana mahafaty 😭🙏🙏🙏

    • @NadiaLambalove-hg5ex
      @NadiaLambalove-hg5ex 3 дня назад

      Hisaorana ianao RAHA tena@ fo nao madio mametraka sy mampita aminay VAHOKA MALAGASY n'y FIHOVANAO
      SY NY FAHATSAPANAO FA NY MALAGASY DIA OLONA ENDRY SY MPAMELA HELOKA.
      MPANADINO NY FAHOTAN.I SASANY.
      FA NY FITIAVANTENA
      SY NY FANITSAKITSAHANA NY VAHOKA MALAGASY REHETRA MBA HAMPISONDROTRA ANAO IRERY DIA INDIVIDUELLE IZANY TOETSAINA IZANY.
      KA TSARA RAHA HOVANA.
      FA NY MALAGASY DIA MPAMELA HELOKA DAHOLO.
      HAJANONY NY FITIAVANTENA DIA TSY HO VOAFANDRIKA IANAO @ FIHAINANA
      AZA FINARITRA HANORATRA BOKY
      FAMIHEZAHA MITIA NY SASANY HOTRAN.I TIAVANAO TE HANJARY SY TE HANANKARENA IO DAHOLO NY MPONINA MAHATRA.
      RAHA MANORATRA BOKY IANAO MBA HAZAVAO BEBE KOKOA NY FIHOVANAO.AZO HATAO MAMPIVOKA TSARA @ FIHAINANA TSY VOASAINGOTRA NY KOLIKOLY SY NY ZAVAMALOTO ISANKARAZANY
      KA HO MODELY IANAREO EO @ FINTANTANANA
      @ ANDRAIKITRA HISAHANANAREO
      FA TSY HIFADRIKOTRA
      NA HIFAMITAKA
      MASINA IO TANINDRAZANTSIKA IO
      MARO NY MBOLA TSY TRATRA
      MARO NY MBOLA MIHAINA @ FITIAVANTENA @ HARENA HIOMBONANA.
      KA IZAO FARANTAONA IZAO
      MBA HIOVA
      IREO OLONA REHETRA IZAY MANARATAOTRQ NY FAHEFANA EO ANTANANY.
      DIA TSY MITSINJO NY VAHOKA MARO AN.ISA MITRONGY VAO OMANA.
      ANDRIAMANITRA HANOVA SY HAMELA HELOKA.IZY IREO

  • @ramasyJulienne
    @ramasyJulienne День назад

    Tsy manina akia zany fa ny endrasan'Gasy dia hoe: iza ilay namitaka??? Mankasitraka @'ilay fahatsiarovan-tena.Aza miandry kapoka vao taitra.Mirary soa tompoko ❤

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 3 дня назад +3

    Je ne suis pas d'accord avec ",Ory hava-manana" ! Si l'acquisition de ces richesses sont sincères, ok,! y a pas de raison d'en être jalous, par contre, si elĺes ont été acquises d'une manière sale, malhonnête, on se pose des questions ! Pourquoi les autres et pas nous ? Et ce ressenti de "Ory hava-manana", c'est légitime, en tout cas, en ce qui me concerne. Actuellement, il y a trop de situations injustes dans notre pays commun, Madagascar !
    Ny fanontaniana dia hoe: Naninona i Mme Romy Voss tsy naka poste Ministre des conditions des femmes ou du moins ministre des Affaires Sociales?

  • @andriaandria-p7i
    @andriaandria-p7i 3 дня назад +3

    Mihinana maloto raha mbola tsy ampy d mamonoa tena👹. Aza rebirebena ny saim-bahoaka, NY ALA-BATO TEO, Tsy vitan ny fifonana, cinema sns. MAHATATESA NY FITSARAMBAHOAKA 👹👹👹

  • @jonasrazanakoto5471
    @jonasrazanakoto5471 3 дня назад +2

    Tsara aloha ilay resany e ! Tsy ratsy mihintsy. Saingy tsy afaka ny hatoky zay resahany raha izaho. Zao e ! Aza mahatoky saka fa trondro ny laoka !

  • @elianerakotoniaina9599
    @elianerakotoniaina9599 2 дня назад +1

    Je ne suis pas sûre!!!!

  • @bonnepierrevanderlinden2882
    @bonnepierrevanderlinden2882 3 дня назад +5

    Efa ela no nahitako io vidéo io. Blablabla

  • @karimafidahoussen4480
    @karimafidahoussen4480 2 дня назад +1

    Everiny gegy gasy, tena mahay manao cinéma. Anga fifona nareo manova Madagascar potehinareo mianakavy

  • @RogerAndrianaivo
    @RogerAndrianaivo 3 дня назад +2

    Lesona re izao !!!

  • @sarahanitriniaina3422
    @sarahanitriniaina3422 3 дня назад +1

    Nitsikombakomba politika nanao politika aloha dia izay e. Maneke fa nanao politika, namotika tanindrazana dia izay.

  • @SamirahAndonirina
    @SamirahAndonirina 3 дня назад +2

    Aza mapiesona e mifona ahôna

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 День назад

    Raha tafita iny , fa tsy tratra , dia nahazo volabe nareo, ny Malagasy mahantra teto foana , fa nareo multimilliardaire foana , fa tratra moa , dia nialan'i heroda pà , dia io mody mifona io ,

  • @RosniArletteRaholimalala
    @RosniArletteRaholimalala 3 дня назад +2

    Iza no namitaka anao ???😡😡

  • @FrancineRavelojaona
    @FrancineRavelojaona День назад +1

    Efa fantatrao fa kolikoly nahoana no natao e?
    Ory hava-manana ahoana e? KOLIKOLY no nataonao Ramatoa an!

  • @samuelalbertrandriantsoavi2667
    @samuelalbertrandriantsoavi2667 2 дня назад +1

    Mihatsaravelatsihy matsiravina, ianao ihany no niteny oe je veux gagner ma vie ! Fangaha nisy nanery ianao oe za koa mba te hahazo n'y anjarako!

  • @zandriniparani
    @zandriniparani День назад

    Te hanadio conscience fa tonga ny taona vao2. Tsy hamela anao ny malagasy, ny fifonana marina dia arahina hetsika tsy vitany vava fotsiny. Honero aloha ny nangalarina, zany no antsoina hoe vraie répentance! Manana fahendrena ny malagasy fa ny gasy toa azy otranao no manambaka sy mampadohalika ny firenena

  • @PierreRambolarijaona-cw3sd
    @PierreRambolarijaona-cw3sd День назад

    Ilay olona "ory hava-manana" anie ka izy tenany ihany no mandentika ny tenany e (rariny ihany izany)! Fa ny "hava-manana" manosihosy ny "havana ory" no tena tsy rariny.
    Soa ihany fa voalazanao Madama fa Malagasy tsy lasa t@ fianarana no mihevitra fa voafitaka ianao t@ iny afera iny. Tsy nisy injustice t@ iny satria voaporofon'ny pôlisy tany Londre ka naharesy lahatra ny fitsarana fa tena nisy "corruption" tokoa tao!

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 2 дня назад +1

    RAJOEL MIHTSY NO NANIRAKA AZY DE REHEFA TRATR IZY DE NIALA PAS PRÉSIDENT .
    AZA MATOKY OLOMBELONA FA JESOSY IANY NO TSY MIVADIKA ANIO AMPITSO ARY MANDRAKIZAY .

  • @zandriniparani
    @zandriniparani День назад

    Aza detourner-na ny resaka, fa ianao zao aloha no courage tratra ambodi-omby nangalatra sy nanodikondina ny volam-bahoaka, il faut assumer sincerement, fa tsy avadika etsy sy era ny resaka.
    Maintso ny gasy hamela ny kilokoly sy halatra nataony. Tsy répentance sincère fa resa-be mahamenatra.

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 3 дня назад +1

    Na TS politicien tsisy olona Azo atokisina . Voahozona izay matoky olombelona 🙏🏻

  • @CHARLESJACQUESRANAIVOSON
    @CHARLESJACQUESRANAIVOSON 3 дня назад +2

    Amboa razaba makorely

  • @HélèneRaveloson
    @HélèneRaveloson День назад

    Sitrapony n'y anao efa voadaka VO bé resaka

  • @MyriameRazafitseheno
    @MyriameRazafitseheno 2 дня назад +1

    TOKONY MBOLA HISQZY ETO MADAGASCAR

  • @christopheTah
    @christopheTah 2 дня назад

    Matsiravina izao enao matsiaro vofitaka satria vadihany fitondrana

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 3 дня назад +1

    IZA NO NAMITAKA SA CENI IO NDRAY...AVADINY REFA ZAY NO.MAMETY AZY.SAMY KOPY OOOO

  • @feilong7560
    @feilong7560 2 дня назад

    Fahadisoanao izany, aza misalasala ny amin'ilay olon-tiako. Efa noraisiko ho anao izany rehetra izany, ary manantena aho fa hanambady ahy amin'ny hoavy ianao. ---- izay tia anao mandrakizay

  • @leilarakotoson9820
    @leilarakotoson9820 2 дня назад +1

    Ampela kely reny fa dengereux izy jiaby, fait attention avec les femmes de petite taille pointure 35 😂😮😂😃

  • @mrodman
    @mrodman День назад

    Conseil kely : raha asinao famoronankira evangelika kely tena mety be. Tonga de madio enao eo anatrehan'ny malagasy.

  • @shakuruabdu4478
    @shakuruabdu4478 2 дня назад

    Better late than never

  • @rogerrakotomalala
    @rogerrakotomalala 2 дня назад +1

    Zany no atao hoe ( mitady tombony ka natombony ) bien fait pour toi

  • @valeraandriamampandry1040
    @valeraandriamampandry1040 2 дня назад

    Manala_baraka pr ts... Eo vo oe in ? De raha tsy tratra de aona ?

  • @jeanrakotoarison592
    @jeanrakotoarison592 3 дня назад +1

    LASA ANJELY IZY ARY MANANKEVITRA HO LASA TIM.

  • @mahefarajaoferson8205
    @mahefarajaoferson8205 2 дня назад

    tsy tokony hiray tsikombakomba amin'ny ratsy FA TSY MISY RESAKA FIALONANA IZANY REHEFA MANAO NY TSY METY DIA TSY MAINTSY VOATSIKERA IANAO.

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin 19 часов назад

    Ra tena tia an’´ny Madagascar enao de teneno ny marina fa tsy mamono afo eo

  • @thomascook213n
    @thomascook213n День назад

    Tsy misy ny Ory hava mana izany.DISO BE O! Efa nandinika lalina be ny aty dia izao no fandehany.Ireo olona sendra manana dia misetrasetra sy mahatoky tena ny hibaiko sy manalika ny sahirana dia ory mafy Ilay sahirana dia pehiny fa tsy zakany io olona mieboebo sy miseho ho ambony io aminy vola io.

  • @Ratita678
    @Ratita678 3 дня назад +1

    Satria ny malagasy olon'ny fo, dia mahaliana ny mihaino anao madama. Nefa ny malagasy koa dia olon'ny saina sy ny fahendrena koa ny ho avy no aoka hitsara izany voambara sy voalaza rehetra izany.

  • @LovasoloAndrianjafison
    @LovasoloAndrianjafison 2 дня назад

    Amiko aloha refa matsapa diso, ka mifona d' efa zavatra iray lehibe alo zay, de mba efa miova famindra , mety zany ranabavy fa tohizo a, le olona efa hita manimba firenena de tsy miraharaha na de tsapany aza fa de tohiza ny ihany.(Maty conscience).

  • @andrianjakaandriamanalina3965
    @andrianjakaandriamanalina3965 3 дня назад

    Aleo foana mifamela raha mbola velon'aina.

  • @nirinaramamonjisou1290
    @nirinaramamonjisou1290 3 дня назад +1

    Dia azavao ny tena zava nisy e

  • @onjarakoto1372
    @onjarakoto1372 14 часов назад

    Raha tena vous voafitaka sy niova marina ianao dia tokony lazainao ireo olona rehetra namitaka anao.

  • @reneerasoanjanahary8331
    @reneerasoanjanahary8331 3 дня назад

    Vonona hiaraka aminao izahay hiaraka hifampitantana hifampivavaka ny Rojon i Krity no mamatotra amen mahereza hoy ilay maty vady efa 21 taona lasa mitaiza kamboty fa mikarakara ny voafonja sy ny mahantra sy ny tsy salama fa tsy manambola fa manana FITIAVANA. SOLOTENAN I KRITSY MAHANTRA MANAO IZAY TRATRA MANGETAHETA RAHA MBA IZAO NO MILLIARDAIRE NOVOKISAKO SY NANANGANAKO ASA IRETO OLONA IRETO...SISA AZOKO ATAO DIA NY MAMPAHAFANTATRA AZY IREO FA MANANA TRANO ANY ANDANITRA VOLAMENA ISIKA ...MAMELONA NY FANANTENANY....MINO AHO FA JESOSY MIADY HO ANTSIKA REHETRA FA APETRAHO AMINY NY FIANANTSIKA NY ENTA MAVESATRA RSIJA NY ADITSIKA...HO TAONA FANDRESENA HO ANTSIKA MALAGASY FA HIVERINA AMIN ANDRIAMANITRA ISIKA HIALA AMINTSIKA NY FAHATEZERAN ANDRIAMANITRA FA HANATRIKA ANTSIKA NY TAVANY AMEN ...HOSEA 14: 4

  • @chantalramaroson6491
    @chantalramaroson6491 3 дня назад

    Pardon oui, karma oui,

  • @Olivia-s4p1i
    @Olivia-s4p1i 3 дня назад

    Rehefa miaraka a'ambolambo dia am

  • @SRM83
    @SRM83 День назад

    Tsy aleo ve mipiripirina rehefa avy tratra sy nigadra.
    Tsy ampy koa ny fifonana izay ataony eo ambony fandriana, en position tailleur, tena manana attitude tsy mandraraha.
    Il faut qu’elle s’excuse de manière officielle et qu’elle soit aussi juger au tribunal malgache parce qu’elle est juste libérée mais pas blanchie.

  • @HélèneRaveloson
    @HélèneRaveloson День назад

    Tany @ Fitsarana tany Angleterre ianao tsy niteny hoe Voafitaka fa efa voadaka tsy nahazo toetana VO hoe Voafitaka aza mapme ramatoa a

  • @balimalalachou9625
    @balimalalachou9625 День назад

    C'est trop tard, le mal est fait.

  • @samuelalbertrandriantsoavi2667
    @samuelalbertrandriantsoavi2667 2 дня назад +1

    Manenjika vazaha retraité no mendrika azy Io, mody mihatsaravelatsihy Mifona. Fangaha ianao Marie Curie nahazo prix Nobel de la chimie niaraka tamin'i Albert Einstein no andeha ialonako? Fangaha ianao mitovy anle karana vavy nahazo nationalité canadianina nahavita nandefa fiara robotika tany @ Planeta Mars no andeha ialonako? Ianao aza anie tokony mbola hamita n'y sazinao aty madagasikara arakile fanambaran'i ambassadeurandry zareo anglisy eto madagasikara datriafzno n'y fonjandry zareo tany ,eo indray ianao mbola mody misary gaigy eo. Aza mahatsiravina nama a!

  • @JeannetteAiméeHélèneRASOAZANAM

    De iza no namitaka eh

  • @reneerasoanjanahary8331
    @reneerasoanjanahary8331 3 дня назад

    Faly be aky za reny manano tena mitaiza kamboty maro tsy mba misy mpanampy fa tia Andriamanitra s'y matahotra an Andriamanitra fa tia ahy koa Andriamanitra ka misaotra anao Romy namerina s'y nampatsiahy n'y Andriamanitra s'y Fahendrena misy eo amin Andriamanitra.....misaotra betsaka marina n'y teninao fa sedra ho Tonga volamena ireny fa izany koa no sedra hatrehiko maha maty vady ahy tsy maintsy mijoro miaraka amin Andriamanitra aho mijarny ankohonako n'y fiangonana n'y voafonja n'y tsy salama.....tsy manambola za fa manampitiavana ....tsy misy manampy fa Jesosy eo foana.manampy ahy....maro mitorabato fa tsy kivy ..Tonga fotoana hiantsoan i Tompo anao ....Mahereza

    • @reneerasoanjanahary8331
      @reneerasoanjanahary8331 3 дня назад

      Courage s'y mahereza Romy ...mila fijoroanao n'y vehivavy n'y Malagasy indrindra Andriamanitra...hamerina indray nu fahendrena eto amin n'y firenentsika....eto amin izao toizao...tsy musy tsy diso fa n'y miverina ao amin Andriamanitra hitarika indray n'y olondrehetra hanao n'y Tsara Indrindra tahaka an Andriamanitra s'y ahafoy n'y Ainy tahaka Jesosy hamonjy izao tontolo izao...manankarena n'y Malagasy n'a harena na Fahendrena fa rakofan i Satana n'y fahaiza manaony ka mila maka ny KIFAFA VOLAMENAN Andriamanitra isika ianao Romy ....izaho haka n'y Fandresen i Masy n'y Fiandrianany ...sarotra izany FA MORA RAHA MIFANKATIA ISIKA FOHANAN
      A NY FITIAVATENA FA HANAHAKA AN I KRISTY....METCI ROMY VOOS....VOUS ETES UNE CHALLENGE SORTIR DANS LE TROU TRES NOIR EMPORTÉ DU LUMIÈRE A TOUTES L UNIVERS....MAHEREZA ..FA MARO NY VEHIVAVY NY TENAKO AO ANATINY MIZAKA IRERY NY HAZO FIJALIANA FA TSY MISY MAHITA SADY TSY MITARAINA FA MANA FONJA BE FA SOA FA EO FOANA JESOSY MIADY HO ANTSIKA.....INDRO IZAHO MOMBA ANAREO MANDRAKARIVA HOY ANDRIAMANITRA MANDRAMPAHATONGAKO ENY AMIN IZAO TONTOLO IZAO....TSY MADAINGA ANDRIAMANITRA FA MISY NY FANANTENANA....COURAGE LES FILLES ...MAHEREZA ROMY ...MAHEREZA RY MALAGASY ...MANAOVA NY MARINA MANDRAKARIVA FA MISY NY LANITRA SY ANDRIAMANITRA NANAO AZY ...FANTANY NY FAHORIANRIANTSIKA ..ho avy tsy ho ela Izy fa tanjona dia handova n'y lanitra izao rehetra izao ho Levona...Hoy Andriamanitra : IZAY MAHARESY IZAO TONTOLO IZAO DIA NY RATSY IZANY NO HIARA LATABATEA SY HIARA MITOETRA AMIKO...HOY JESOSY SOLOTENAKO NY VOAFONJA NY MARARY NY MAHANTRA ..
      NY KAMBOTY...NY MANANO TENA...MAHEREZA FA EFA LALANA NOLALOVAN I JESOSY IRENYXOLANA REHETRA IRENY FA NANDRESY NY FAHAFATESANA IZY ...FA IZAY NATAONY NO ATAOVY ...NY FIAINANY NO ARAHO...SAROTRA SY TERY FA TSY MALALAKA NY LALANY ....VITA IZANY FA MILA MIBANJINA AZY SY MIFIKITRA AMINY

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin 19 часов назад

    Tonony le olona namitaka ry mpanao kolikoly ra tena marina enao, amzay fantatra ny olondratsy eto Madagascar

  • @jennybosson3919
    @jennybosson3919 23 часа назад

    des nanas, des petites femmes.....

  • @lalaveronivo5383
    @lalaveronivo5383 2 дня назад

    Mety marina n'y filazanao momba anay Malagasy de Zay no nnaovanao andreny ry Madame engany anie ianao tsy hanao toetra otranireny intsony

  • @NiainaJessica
    @NiainaJessica 3 дня назад +1

    Nga enao zazakely ka ts mba nandinika tsara hoe inn no mety vokany ty zavatra atao ty fa rhf voatsipaka ambava fo de mody hoe voafitaka sns nareo pangalatra ao @ fitondrana ireo lo de ataovy iany fa manao any A/tra tsy misy mintsy tenisany zay vo de mody hoe voafitaka e nipiratena e hosoka e offf Leo atenisany a ary manozona tenisany hatramny zany paladia atenisany

  • @Tamby-s4o
    @Tamby-s4o 3 дня назад

    😂😂😂 Ça ne sert à rien!😅😅😅😅😅😅😅

  • @randrianasolovonjiniaina8386
    @randrianasolovonjiniaina8386 22 часа назад

    tsisy hirarahian'Emanole ramato ty sady tsy hampidina vidim-piainana izay lazainao any

  • @fanjaandrianasy3048
    @fanjaandrianasy3048 22 часа назад

    Quelle horreur ! Écoeurant🤬

  • @manangamananaelievalloys1582
    @manangamananaelievalloys1582 День назад

    Mahatsiravany le mihaino rrrrrRRR soyez naturel refeha miteny gasy fa aza amboarina

  • @ravelomahatratragabriel7707
    @ravelomahatratragabriel7707 День назад

    What about speaking in another language? Spanish for example.

  • @ezechielrasi7672
    @ezechielrasi7672 2 дня назад

    😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂

  • @RichardRalaivoavy
    @RichardRalaivoavy День назад

    Koa rah tsy TRATRA ve enao de aona , ? SOA iany fa nitranga n RATSY natao , aza miala ilany

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 2 дня назад

    DIEU EST GRAND ... IL ECOUTE TES PRIERES .IL T AIME BEAUCOUP..