FANDAHARANA MANOKANA SITENY RANDRIASOLONIAIKO

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 2 янв 2025

Комментарии •

  • @PhilibertRandrianarivelo
    @PhilibertRandrianarivelo 2 дня назад +4

    Lany rora eo fotsiny ianao Mer honorable fa tsy takatry ny sainy zany

  • @gasyihany
    @gasyihany День назад +2

    Miantso anareo mpanao gazety handeha haka sary na video ireny sekoly sy foto-drafitr'asa lazaina fa manara-penitra manerana ny nosy ireny. Asehoy sy azavao ny vahoaka ny tena marina.

  • @christianazie5975
    @christianazie5975 21 час назад

    Mila madio an-tsaina tanteraka koa anareo mpanohitra mba politique madio no atao
    Voa maika ampikatso raha izao système izao no mbola ampiakarina ny karama
    Fantatrao izany fa mety ho stratégie no ilazanao izany

  • @PatriceRAZAFINDRABE-p3z
    @PatriceRAZAFINDRABE-p3z 20 часов назад

    Ampiakatra karama nefa ny malagasy efa mahantra???????????

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 2 дня назад +2

    Volonté hampandroso mitsy notsy hananan 13+6 tsy mahagaga vozongo demolition man eeee

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 2 дня назад +2

    Mendrika lavitra noho i rajwel sarim bavy.
    Potsero mafy ho sempotra.

  • @RALAISOLOMARCEL
    @RALAISOLOMARCEL 2 дня назад +2

    Tena marina n'y voalazanao Me le Député Siteny

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 2 дня назад +4

    Ento miakatra ty vidimpiainana ty eee zay no hainy FIDIO IHANY NY TSY VALAHARA EEEEE

    • @SoamFabre
      @SoamFabre День назад

      Tsy valahary ny rainao

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 2 дня назад +1

    Ahoana koa lou ireny mitory an Pdt Rivo ireny eeee

  • @JOYCEFLY-zl9hl
    @JOYCEFLY-zl9hl 2 дня назад +2

    Aiza zao zay auto route vita hatramin ny androany faran ny taona 2024 eo

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 2 дня назад

    Aza mitampy ohatran'io bandy DJ io ihany, fa mahamenatra mihitsy.

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 2 дня назад +1

    Tsy ilaina mihitsy reo eeeeee

  • @pakyrandim6409
    @pakyrandim6409 2 дня назад +2

    🎉🎉

  • @JaenneViviany
    @JaenneViviany День назад

    Marina mihitsiny fa maro ny mpanopon' Andriamanitra no mivavaka hoany Madagascar
    Jesosy hananatra azy nba hisokatra nymasony saronany devoly Santana io
    Ary misy farany ny zavatra rehetra Pitondra. Tsimanana decision fa miakina pamplontsaina ratsy Fanahy
    Mipoitra ny marina daholo
    Fa izy nompanskarena mapidera vola ao aminy fb
    No antaony raharah

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 2 дня назад +1

    Sao kosa dia mba motoroute no hamboarina ?🏍😂

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 2 дня назад

    Aza mba rain'i DEDAKA sy LAINGA ohatran'io Flou io, fa...

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 2 дня назад +1

    Aiza les Megawatts ?Namono afo fotsiny ny Filou fa tsy nisy solutions efficaces!😅😅😅

  • @gasyihany
    @gasyihany День назад

    LANIM-BAHOAKA tokoa ve i Andry Rajoelina? MAMIM-BAHOAKA koa ve izy? SAMIA MAMISAVISA... NY LANIM-BAHOAKA ihany no MAMIM-BAHOAKA...

  • @MaurilleChristianCharlesRatsar
    @MaurilleChristianCharlesRatsar 2 дня назад +4

    👍👍👍

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 2 дня назад

    Tokony ho mety ny vaha olana lazainao mikasika ny solika any Tsimiroro, nefa zao, jereo tsara koa fa ny fitaterana ny angovo na " transport d'energie " koa anie lafo be.

  • @MAHAZOSERAPHIN
    @MAHAZOSERAPHIN 2 дня назад

    Misatra prezinda makasitraky tena mapitomany lahazao aloha roho resahy😂😂

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 2 дня назад +1

      Efa mitapy toa azy koa ianao izany! Redirediny koa vé dia hampitomany ??? Tafaray Samy kaondrana nareo 2 lahy!!!

  • @NivoRazafitsimialona
    @NivoRazafitsimialona 2 дня назад +3

    Amen 🙏

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 2 дня назад

    Raha izaho manokana Kaloha dia tsy mino 100 %izay lazainao ry honorable député fa ny mpanohitra na manao aza tsy asina henamaso fa hivadihanao tsipahanao dia rehefa tsy tafa indray enao dia miverina ao indray zany???

    • @AlexandreRABEFIHAVANANA
      @AlexandreRABEFIHAVANANA 2 дня назад

      Olanao manokana izay

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 2 дня назад +1

      Nareo mpanaradia an'i Siteny mihintsy no tena manana Ilana manokana kou!!! ​@@AlexandreRABEFIHAVANANA

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 2 дня назад

    Ny fanaovana trano fampianarana sy ny trano fitsaboana indray dia mbola kitoatoa fangaram-bola mbahoaka fotsiny io satria tsy tomombana amin'ny tena atao hoe manarapenitra. Tsisy fitaovana, tsisy olona manana traikefa mampihodina an'ireo, tsisy fidiovana, tsisy izay rehetra tokony ho izy. Dia mbola famitaha-bahoaka sy fandaniam-bolam-bahoaka fotony zao.
    De ekena fotsiny zao ve? Tena mahantra tokoa ty ny firenena, lalaovin'ireo tsy vanona.

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 2 дня назад +5

    Tale ndreo Zandaro, police, Miharamila dia mila atao hazalambo atao fitsaram-bahoaka, satria ireo telo 3 io no mamotika ny firenena, ireo Talé telo 3 io no
    mahazo milliards kolikoly mitazona Andry Rajoelina Français 8cm , ireo police Zandaro Miharamila madinika atao ALIKA masiaka aminy vahoaka malagasy

    • @carlarose6797
      @carlarose6797 2 дня назад

      Marina loatra. Fa ity sisa no adinonao :
      Tsy Rajoelina fa rajwel no mendrika azy

    • @SoamFabre
      @SoamFabre День назад

      ADALA KA ny fery
      No tampénana

    • @SoamFabre
      @SoamFabre День назад

      Ahilika AMINAO indrindra ry siteny , satria iana mana lohambôto sady BE fialonana an’ i FILOHA , nefa ianao te ahazo ny place fa impossible raha izao ny caractère nao
      F’angaha ADALA Ve iana ity , tsy hitanao angaha fa ERAN’izao TONTOLO izao dia Tsy MAINTSY miakatra daholo ny vidimpihainana nihô’izao REHETRA NISEHO @ t@ ERAN’izao TONTOLO izao
      Ianao dia manararaopaty @ fijalian’ny Vahoaka MALAGASY, hita fa mijaly ny Vahoaka fa nohon’ny nataonareo ianao no tao t@ rajao , ra8 dia IZY mba manarina fa tsy nanao ohatriny nataonareo teo aloha no nampihitsikitsoka ny fijalian’ ny Gasy ka izao iana manao be veva nefa ianareo ihany no nanitsikitsoka ny fijalian’ny gasy
      Efa tsy matory mihitsy angamba ianao anilan’ny badina vazaha tsy mahay teny gasy satria aleo mba manisà ianareo Vahoaka fa efa tsy hita import IZY manonona ny anaran’ny RAJOELINA ( ngiah RAJOELINA , RAJOELINA …)
      Na inona ny FANARATSIANA , ny vahoaka efa MAHAY mandinika ny marina ka na inona no fanambaniana ataonao aminy , ianao siteny tsy ho Psdt mihitsyé ( rehefa IREO nitondra IREO dia teneninao Psdt fa nohon’ny fanambanianao an’ i Psdt RAJOELINA : ingahy RAJOELINA , ingahy RAJOELINA …, fa inona na iza moa ianao siteny ka henoinay ny tianao atao ,
      Mangina ny MALAGASY fa rehefa tonga ny FIFIDIANANA @ 2028 dia efa fantatra ny Gasy ny toetra RATSINAO : te
      handrava ny efa vita , toetra ny DAHALO , tia kolikoly Ve , mpanaratsy sy mpanivahiva , non tsy izany no mety ho fidina
      Conseils kely no homéko anao ; mihovà toetra dian’izzo ajanony ny fankahalana OLONA
      Iza no hanaiky INVITÉ NAO MPANDAINDA eeee

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 2 дня назад +1

    Ny mikasika ny fitateran-drano kosa dia lainga fotsiny no afafiny izay efa mahazatra an'ity filou ity,
    sady koa ny " pipeline " araka ny voalazanao dia tsy vaha olana amin'ny famatsian-drano ny any Atsimo satria be ny kojakoja rehetra manantateraka an'io. Efa firy taona moa ny mpitondra no miresaka an'io famatsian-drano io fa dia ataony resabe fandreberebena vahoaka sy fanambakana ny Malagasy io.

  • @madymady3215
    @madymady3215 2 дня назад

    Fety ny andro mba resaho Fety zahay fa mba avelao aloha ny adilahy politique nareo ty. Vous êtes tous pareils.