Matetika isika dia jamban'ny fankahalana ka tsy manana lucidité intsony devant un fait ou une situation, hany ka valifaty no setrin'izany! Mora maka raccourci ka na situation tsy tokony hifandray aza, dia hampifandraisina be fahatany fotsiny satria izay no mety mety aminy! Tsy ampy ampy capacité d'analyses profondes! Tsy manana objectivité intsony, fa lasa subjectifs avy hatrany! Tsy manana prise de recul intsony fa tonga dia ny fo no miasa ka lasa misendaotra!
fa iza ilay saofera kay ry manam-pahaizana a?hita fa marary fo be nareo t@'ilay hafatra krisimasy dia mitady coin hamelezana an'i Prezida Fjkm e.misotroa jus papay rehefa tsy faly t@'ilay hafatra krisimasy aloha fa ilay saofera ary efa MD
Na aiza na aiza, rehefa nahafaty olona diso fa tsy hoe rehefa Pasitera dia tsy diso. Mirary fionona amin’ny havan’ny manamanjo. Resaka faty olona mbola entina amina resaka politika ihany. Tokony efa any amponja Pasitera fa nahafaty olona e. Tsy haiko hoe iza no Heroda amin’izao fa fantatra dia misy mpamily nahafaty olona ka mila ampiarana lalana.
Raha ny fanadihadiana nataon'ny mpanao gazety tao antrano n'ny manamanjo dia mamo izy roalahy nitaingina moto ireo Ary efa nosakanan'ny fianankaviana tsy hitondra ilay moto. Izay no antony tsy hametrahandry zareo fitoriana. Raha taty allemagne io cas io no nitranga dia diso 100% izy roalahy maty, satria mamo. Tsy miantoka n'inoninona ny assurance satria mamo, ary ny fianankaviany maty no mandoa onitra @ fanamboarana ny fiaran'olona simba. Mbola averiko indray : Raha aty aminay aty allemagne hoy aho.
Accident hafa, fanirahany Andry Rajoelina Français ireo Zandaro mitifitry mamono pianatra Université maty regny no tena hasan-dahalo. Mpamosavy i Andry Rajoelina Français 8cm
mety any aminareo ngamba no misy an'izany fa tsy eto Madagasikara ka.araka ny kely mba fantatray dia ny mpamily no misazy fa tsy ny tompon'ny fiara na ny voyageur.mazava ngamba izay a?ny mpamily aloha dia efa MD sa tsy afa-po ianareo mpankahala raha tsy Pasitera Irako Ammi A no migadra satria marary fo be nareo t@'ilay toriteniny t@ krisimasy iny
hikoha-maina ary ho ataon'ny tgv ka maika fa misy sery.hatreto aloha dia ny fankahalana no lehibe indrindra ho an'ny tgv ary mbola mankahala foana mandra-pikipin'ny mason'ireo tgv ireo dia hankahala foana ireo
Na misy hifandraisany na tsy misy hifandraisany na inona koa etina hilazana anizany dia namoizana olona 2 be ka na tsisy maty tsy aminy androny izany aza dia mila misokatra ny danadihadihana ny antony nahatonga ny loza fa tsy avela avela amizao hoa faty faty otrany zany ve ny olona???
Momba anao hatrany ny Tompo. Tsy
mora ny ady hatrehinao eto @ ity fanjakan ny Maizina ity.
Efa maharesy ny Mpamonjy tokintsika Pasteur🛐❤
Marina tena marina mihitsy ny voalazanao pasteur .
IZAHO KATOLIKA MARINA MIHITSY VOALAZANAO PASTEUR MANKASITRAKA TOMPOKO ❤❤
Matetika isika dia jamban'ny fankahalana ka tsy manana lucidité intsony devant un fait ou une situation, hany ka valifaty no setrin'izany! Mora maka raccourci ka na situation tsy tokony hifandray aza, dia hampifandraisina be fahatany fotsiny satria izay no mety mety aminy! Tsy ampy ampy capacité d'analyses profondes!
Tsy manana objectivité intsony, fa lasa subjectifs avy hatrany! Tsy manana prise de recul intsony fa tonga dia ny fo no miasa ka lasa misendaotra!
Tena tsy maintsy RATSY SAINA VE NY FANATIKA VOLOMBOASARY
Mazava be koragna ty !!!mampalahelo be ilay toetsaina !!!!
Heroda koa tsy mamela ny fiangonana anao politika nefa ny baiboly resaka politika .
Zah fjkm ary tena resilahatra fa marina zany zoky,ilaina ny fanazavana otrizany
tsy misy analyse izany fa ny lalana no ampiharina. Ny mpamily rehefa nahafaty olona dia voaheloka araky ny lalana
Raha olona ninia namono tena dia ...TSISY SAZY OMEN'NY LALÀNA!!
Ndana @ zay mihinana clorox mifaly fa efa migadra izy
Manaova fety
Mamonoa omby de misotroa clorox ho marikinfifalianao
fa iza ilay saofera kay ry manam-pahaizana a?hita fa marary fo be nareo t@'ilay hafatra krisimasy dia mitady coin hamelezana an'i Prezida Fjkm e.misotroa jus papay rehefa tsy faly t@'ilay hafatra krisimasy aloha fa ilay saofera ary efa MD
Raha ny fanadihadiana nataon'ny mpanao gazety matihanina iray tao antranon'ny manamanjo dia mamo izy roalahy maty ireo. Izay no antony tsy hametrahan'ny fianankaviana fitoriana satria fantany fa diso izy roalahy.
Raha taty aminay taty allemagne io tsy mila tatasiaka be fa diso 100% izy roalahy satria mamo mitondra moto.
Tsy mandoa ariary @ io koa ny assurance satria mamo ilay nitondra moto.
Ary farany ny fianankavian'ny maty no mandoa ny vola lany rehetra @ fanamboarana ny fiaran'olona simba.
Mbola averiko ihany :
Raha taty allemagne hoy aho.
Na aiza na aiza, rehefa nahafaty olona diso fa tsy hoe rehefa Pasitera dia tsy diso.
Mirary fionona amin’ny havan’ny manamanjo. Resaka faty olona mbola entina amina resaka politika ihany.
Tokony efa any amponja Pasitera fa nahafaty olona e.
Tsy haiko hoe iza no Heroda amin’izao fa fantatra dia misy mpamily nahafaty olona ka mila ampiarana lalana.
Donto nama ianareo ka.
Pasteur angaha no sôfera no izy no hoany amponja?
Tena asiany zareo dikany mihitsy satria tsy olona akaiky azy mampalahelo ah
Raha ny fanadihadiana nataon'ny mpanao gazety tao antrano n'ny manamanjo dia mamo izy roalahy nitaingina moto ireo Ary efa nosakanan'ny fianankaviana tsy hitondra ilay moto.
Izay no antony tsy hametrahandry zareo fitoriana.
Raha taty allemagne io cas io no nitranga dia diso 100% izy roalahy maty, satria mamo.
Tsy miantoka n'inoninona ny assurance satria mamo, ary ny fianankaviany maty no mandoa onitra @ fanamboarana ny fiaran'olona simba.
Mbola averiko indray :
Raha aty aminay aty allemagne hoy aho.
@@herylantoramanda5186 sambatra ianao any Allemagne fa tsy eto DAGO ka voatery miaraka amin'olona donto sady mi-degany ohatran'io!!!
izay mampiasa ny miaramila hamono vahoaka hiarovan-tseza no Heroda ary voalazan'ny baiboly io.tsy vao izao ramose no nisy accident nahafatesana olona teto Madagasikara fa moa ve efa nisy ni-detailer toy izao ataonareo tena gasy vendrana izao ireny accident rehetra ireny?fehiny ianareo tgv tsy mahazaka fahamarinana e.na inona fanazavanareo.tsy anareo irery Madagasikara ka izay tianareo hatao dia ekena daholo ry Heroda a
Accident otran'ny accident rehetra
Accident hafa, fanirahany Andry Rajoelina Français ireo Zandaro mitifitry mamono pianatra Université maty regny no tena hasan-dahalo. Mpamosavy i Andry Rajoelina Français 8cm
Ny lalàna gaboraraka loatra any Dago. Mbola manjaka ny tsy matu manota...
mety any aminareo ngamba no misy an'izany fa tsy eto Madagasikara ka.araka ny kely mba fantatray dia ny mpamily no misazy fa tsy ny tompon'ny fiara na ny voyageur.mazava ngamba izay a?ny mpamily aloha dia efa MD sa tsy afa-po ianareo mpankahala raha tsy Pasitera Irako Ammi A no migadra satria marary fo be nareo t@'ilay toriteniny t@ krisimasy iny
Ka misy foana ny mararaotra raha vao misy tranga toy ireny zaran'ny olona aza fa dia Misaotra anao tompoko
Mankasitraka tompoko mitondra fombo fijery mahitsy ka mb hahatonga fisainana ho any tsirairay, tahin'ny Tompo e
hikoha-maina ary ho ataon'ny tgv ka maika fa misy sery.hatreto aloha dia ny fankahalana no lehibe indrindra ho an'ny tgv ary mbola mankahala foana mandra-pikipin'ny mason'ireo tgv ireo dia hankahala foana ireo
Ten marn zan reo ef zatr mankahal n ts mtovy couleur aminy!😖😖😖😖😖
Na inona na inona lazaintsika dia aza adino fa tena efa nahabe resaka ny moto eto Mada.Fotoana izao hanovana ny lalana.Aoka izay diso no hanefa
Hors sujet pasteur tsy misy hidiran'ny accident zany aza viraviraina ny baiboly @ politika masisonareo.
Azafady ry malagasy rehetra manerany Madagascar tsy zay torteny pasteur igny tompoky tsy mifandray amny torteniny n'y aksidet iny fa isika rehetra dia samy manana n'y andro hifatesana olo jiaby namboriny zanahary heto antany dia efa hofaty ary samy amny fotohany aza manome tsi y pasteur isaka rehetra raha mbola mpivavaka fa ary n'y asa y pasteur dia mpitourteny ary tsisy olombelona tsimalalany zany ry vahoaka malagasy tsivaky volo misaotra
Na misy hifandraisany na tsy misy hifandraisany na inona koa etina hilazana anizany dia namoizana olona 2 be ka na tsisy maty tsy aminy androny izany aza dia mila misokatra ny danadihadihana ny antony nahatonga ny loza fa tsy avela avela amizao hoa faty faty otrany zany ve ny olona???
Mivavaka ho anareo roan-tonta. Mahereza ao amin'ny Tompo Jesoa
Iza ni brûler stop e loza niavy fanafitoha
F'ianao angaha ..NIATRIKA SY.NAHITA MASO NY LOZA NISEHO ???....Ary tohina amin'ny inona???😂😂😂