Eka ouzzzzz e. Lafatra😍😍😍 kanto ery ilay tononkira sy ilay rythme 😘 comme quoi les plus de 55 ans peuvent aussi aimer la musique des jeunes 🎶😍🎶vetivetika dia lehibe rafotsy kely. Bisous daholo nareo oooo. Tatie jo Bretagne
Tsara ilay hira. fa tsy aiko hoe inona no dikan ilay saina JAMAICA aoriana. Tsy maita (mety misy fa rare be) mpihiry vahiny enao ka anao clip izy dia asiana saina Gasy ao nefa ilay hira tsy miresaka momba an i Madagasikara na tsy taty Madagasikara no natao. Tsy gadona Jamaican, tsy hira amin teny Jamaican nefa saina ampiasaina saina Jamaican raha manana zo pirenena Jamaican ny mpihira hafa indray. Mba miteny fotsiny fa ny tsirairay afaka manao izay tiany, ary afaka miteny izay tiany.
Eka ouzzzzz e. Lafatra😍😍😍 kanto ery ilay tononkira sy ilay rythme 😘 comme quoi les plus de 55 ans peuvent aussi aimer la musique des jeunes 🎶😍🎶vetivetika dia lehibe rafotsy kely. Bisous daholo nareo oooo. Tatie jo Bretagne
Mbola ato eh❤️🙏
Masaka b izy zany Arione an. Milay beu. 😍😘
Tsara be le hira! Ary mandrisika hatrany hamoaka zavatra tsara! Fa indro kely tsisy ilana an 'io drapeau Jamaique afara io. Drapeau Malagasy mety ihany koa!
J'adore jamais déçu 👍👏👏
J’adore 😍😍
Tsara foana e 👊 respect ✊
tiako b le vazo arione joy respect rastaa
J’adore mon frère ❤️🇲🇬🙏
Wow, tsarabe 😚
Mahafinaritra eh!!! 👉👍👈😉
Tsara be ilay tonikira😉
zany ka vazo e!!mlay!!
J’adore ❤️❤️✊
es ist zu gut! wenn es solche Musik Gibt
Nein, diese musik ist nicht zu gut. Einfach gut, ja.
Mahafinaritra ilay vazo. Je t'encourage à aller loin. Karim
Mlay less zoky eh 😈😈respect🙀🙀
Mahafinaritra foana ❤😍😍 eee tohizo fa tsara b 👍
Mafinaritreeee!!
Ta fille est mignone 😍😍😍
Tiko eh 😍😍
Adala be le mozika, tiako mht laisina ref mba mba mamorona melodie
Mafinaritra eee ✌🏽
respect!!! milay e!!! tokony nahazo prix mihitsy fa tsy maninona fa kifffeko fona, courage!
Tsara!
Mamay :D
tsara ilay vazo fa kos ny indro kely famaninona raha mba ny fanevatsika no mba natao tao arina zalah!! tohizo fa tsara ilay vazo e!! mahereza atrany
Tiko be💖😍
tiko be
Hainao le izy joy a 👬
M..lay Zandry a...
Respeect zoky malala,zah fan efa old leka bro✌fony ela mbola MC LYON. LAMDA
Tsara 😘
❤❤❤❤
Fa tena maha menatra ve ny saina Malagasy na ny maha Malagasy no toa ny an'ny hafa no asandratra faona
❤️❤️❤️🙏
TSARA BE
Tsara be, mety be aminao izany style-na hira izany
❤❤❤❤❤🙏🏼🤲🥰🥰🥰🔥
Inona kay no dikan'lay sainampirenena io ? Fa manino no tsy saina malagasy?
Letieee 😂
Zany ka hira
Tsara le hira fa ilay drapeau tsy tokony ho drapeau gasy ve ? Ilay rojo eny amnao io kou mba tokony saritany gasy fa tsy afrika irery 👍🏾
misy hira vo enona d tonga hita hoe tsara kosa annnn
Ka anala tebitebikao ee
Misaotra e tsar be
Tsara loatra
live veh ilay izy? azafady?
cool
Mlay éé👊
Hanala ny tebitebiko aho!!!tiko ery
Mlay Grand a
meko bisous be eo @ adrin lahy arian ahh
tsar eh
tiako
Tsara ilay hira. fa tsy aiko hoe inona no dikan ilay saina JAMAICA aoriana. Tsy maita (mety misy fa rare be) mpihiry vahiny enao ka anao clip izy dia asiana saina Gasy ao nefa ilay hira tsy miresaka momba an i Madagasikara na tsy taty Madagasikara no natao.
Tsy gadona Jamaican, tsy hira amin teny Jamaican nefa saina ampiasaina saina Jamaican raha manana zo pirenena Jamaican ny mpihira hafa indray.
Mba miteny fotsiny fa ny tsirairay afaka manao izay tiany, ary afaka miteny izay tiany.
Mlay éé