Misaotra betsaka fa betsaka tokoa ny tsy mahay teny anglais tsika! mba fangatahana kely:sao de mba afaka atao koa ireo hira hillsong somaro rythmé: so will I, In control...Ho an Andriamanitra rery ny voninahitra! Tahin Tompo
J'ai écouté une fois et j'ai aimé. Merci pour votre bon travail c'est si bon de louer le Seigneur avec vous. La musique et les paroles sont fidèles aux originaux. As we say here good job.😃😄
Deraina Jesosy! Aleloia!!! mitomboa @fahasoavana nareo rehetra de tahin'i Jesosy tsika jiaby
Amen amen amen 🙏❤🙏❤🙏Mankasitraka ianareo tompoko
Misaotra betsaka fa betsaka tokoa ny tsy mahay teny anglais tsika! mba fangatahana kely:sao de mba afaka atao koa ireo hira hillsong somaro rythmé: so will I, In control...Ho an Andriamanitra rery ny voninahitra! Tahin Tompo
tiako be, anisany tena mamelombelona ny fanahiko ity medley ity, mankasitraka!
Misaotra, fa tena tsara ny fiderana an'ilay Jesosy mpamonjy e!
Mankasitraka 😘🎤
makasitraka r zareo a!!!!! loharano any am tany hay ilay hira ! tonga de mahafaka h
etaheta mer6
Amen
Aleloia.tsara ilay midera
Aleloia
Fiadanana! mankasitraka daholo e! Raha mba sendra mandalo USA Vero Ranaivoson sy ny group dia aza adino aty Dallas. Fiadanana.
J'ai écouté une fois et j'ai aimé. Merci pour votre bon travail c'est si bon de louer le Seigneur avec vous. La musique et les paroles sont fidèles aux originaux. As we say here good job.😃😄
Fiona Rasamy is Bonn e st
Mendrika ianao r'lay Zanak'ondry
Tsara ny tompo ❤ mankasitraka eeh voninahitra hoan Andriamanitra rery iany
Tena tsara, misy fanatrehanan'Andriamanitra mihaino ny hira
tena tsara mampahery anareo hatrany, Soli Deo Gloria
Dera anie ho anao ry kristy. Amen !
amen
Saotra Jesosy a
Tsara be...Merci..Quelles belles voix!! Soyez pleinement bénis!!!..Mba omeo adiresy azfd ...
Mankahery , mankasitraka
Tsara sady tsotra be le arrangement. Tohizo ny Fiderana an Tompo! Tsara Izy.
Tena tsara loatra, tsara ny midera ny Tompo! Alelouia
Tena tsara, mankasitraka. Mahakasika be
Tiko be. Love it
Awesome. Praise Jesus !!
OA t'en tsara par fasoavan avey @ jesosy manomp an jehova fonao rehetr sy fanahy rehetra fa iz an ni azoderain f TS sanjavatra
Tsara be mihintsy. Chapeau ho an'ny mpihira sy ny mpitendry, indrindra fa ilay manao carreau mena.hihi
Chapeau. Gloire a Dieu
excellent arrangement
tsara kosa le izy kaaaa
TSARA LOATRA LE HIRA. VONINAHITRA HO AN'ANDRIAMANITRA
Tsara loatra
glory2the Lord. Thanks
so Beautiful GRAND bravo a toute l'équipe merci
Tsara B!
tsara be , tena tsara
Toky Andriamisaina I PetitPied vggzi8e82iir8yeu2uur
Toky Andriamisaina I PetitPied sont huit yyryuf77
Aleloia.❤️
Tsara ilay interpretation...bravo
merci bcp
Misaotra betsak
Très belle chanson. ❤️ Est-ce que quelqu'un peut mettre les paroles de la première chanson ( mendrika ianao) en malagasy svp ?
MENDRIKA IANAO
Misaotra noho ilay hazo
Vidiny naloanao
Nitondra ny heloko Ianao
Fahasoavanao
Natolotrao ho ahy
Misaotra noho ilay fitia
Tananao voafantsika
Nodiovinao aho
Izao fantatro ny famelankelokao
Ref: Mendrika Ianao
R’Ilay zanak’ondry
Henim-boninahitra Ianao
Manjaka amim-pandresena
Misandrata @ avo
Jeso Zanaka
Voahombo Ilay tokan’ny lanitra
Masina Ianao
Misaotra noho ilay hazo
Vidiny naloanao
Nitondra ny heloko Ianao
Fahasoavanao
Natolotrao ho ahy
Misaotra noho ilay fitia
Tananao voafantsika
Nodiovinao aho
Izao fantatro ny famelankelokao
Mitsaoka Anao aho(8X)
Mendrika Ianao
@@interpreterembassyofindiaa6930 Merci merci merci beaucoup ❤️😊
Alleloia
Tena tsara be, misaotra indrindra
kopatanana hoan'ilay promotion manantalenta io eee
Tsara be mihintsy na son na arrangement, ...
tsara loatra
Tsara mm 🌹🌹💖💖
Merci....Great!!
merci beaucoup
Tsara ny midera fa bordell kristianina tsy ita l nature f toa mistyle patalon mety fijery Tompo anao ve amizao vehivavy fon n tsy avotra
🙏🙏🙏🙏🙏🥰🥰🥰🥰🥰
Which country and language please?
Madagascar island - Malagasy language