- Видео 29
- Просмотров 819 435
Christian Road
Добавлен 13 авг 2017
Видео
MENDRIKA INDRINDRA IANAO - Vero RANAIVOSON // Adaptation:"Worthy of it All" David Brymer & Ryan Hall
Просмотров 1,1 тыс.3 месяца назад
MENDRIKA INDRINDRA IANAO - Vero RANAIVOSON // Adaptation de l'original "Worthy of it All" de David Brymer & Ryan Hall #fiankohofan_lanitra #topi_mason_mandrakizay #heavenlyatmosphere #trueworship #heavenlyworship #nouveauté "Chanson évangélique" #Louange chrétienne #adorationchretienne MENDRIKA INDRINDRA IANAO👑👑👑 Reo Masina sy ireo anjely Miankohoka Aminao Manatitra ny satro-boninahitra (eo) an...
HANDROSO LALINA // Vero RANAIVOSON feat. Haja Agape // Adaptation : GABRIELA ROCHA - EU NAVEGAREI
Просмотров 2,6 тыс.6 месяцев назад
HANDROSO LALINA // Vero RANAIVOSON feat. Haja Agape // Adaptation : GABRIELA ROCHA - EU NAVEGAREI
MISAOTRA JESO NOHO NY RANAO - Vero Ranaivoson // Thank You Jesus For The Blood - Charity Gayle
Просмотров 5 тыс.9 месяцев назад
MISAOTRA JESO NOHO NY RANAO - Vero Ranaivoson // Thank You Jesus For The Blood - Charity Gayle JESOSY EFA NANDOA NY VIDINY HO ANTSIKA An-tsitrapo no nanolorany ny tenany , Ilay Marina nisolo ny tsy marina ho faty teo amin’ny Hazo Fijaliana 2000 Taona lasa izay🩸❤️ Isaia 53:5-7 Nefa Izy dia voalefona noho ny fahadisoantsika sy notorotoroina noho ny helotsika, ny fampijaliana nahazoantsika fihavan...
EO AMBANY ELATRAO - Vero RANAIVOSON
Просмотров 1,4 тыс.11 месяцев назад
EO AMBANY ELATRAO A/C: Vero Ranaivoson Nahoma 1:7 Tsara Jehovah, fiarovana mafy amin'ny andro fahoriana,Ka mahalala izay mialoka aminy. Salamo 31:3 Fa harambatoko sy batery fiarovana ho ahy Hianao; ary noho ny anaranao no hitondrànao sy hitarihanao ahy. Salamo 91:1 Ny mitoetra ao amin'ny fierena izay an'ny Avo Indrindra Dia monina eo ambanin'ny aloky ny Tsitoha. Salamo 91:2 Izaho hilaza an'i Je...
MANAIKY AHO - VERO RANAIVOSON
Просмотров 2,6 тыс.Год назад
MANAIKY AHO - VERO RANAIVOSON A/C : Vero Ranaivoson Vidéo : Sitraka Niaina RAHARINAIVO
MISY MPANJAKA - Mathieu Ramasondrano - Vero Ranaivoson
Просмотров 13 тыс.2 года назад
MISY MPANJAKA Lead Vocal: Mathieu Ramasondrano Adaptation : Vero Ranaivoson Filipiana 2:8 ary rehefa hita fa nanan-tarehy ho olona Izy, dia nanetry tena ka nanaiky hatramin'ny fahafatesana, dia ilay fahafatesana tamin'ny hazo fijaliana Koa izany no nanandratan'Andriamanitra Azy indrindra sy nanomezany Azy ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra, mba ho amin'ny anaran'i Jesosy no handohal...
MINO IZANY IZAHAY - Vero Ranaivoson // BELIEVE FOR IT - Cece Winans/ Dwan Hill /Kyle Lee /Mitch Wong
Просмотров 4,6 тыс.3 года назад
Mino Izany Izahay - Vero Ranaivoson Mick, Sitraka, Finaritra, Haja Agape, Elina Adaptation Original : BELIEVE FOR IT ( Cece Winans/ Dwan Hill /Kyle Lee /Mitch Wong ) Christian Road Studio Paroles : MINO IZANY IZAHAY Lazainy fa tsy hiova intsony Tsy ho tapaka ny fatotra Nefa izahay MAHALALA ANAO Misy hery ny anaranao Lazainy hoe tsy misy azo aleha Lazainy hoe tsy misy azo atao Tsy hainy ny HALEH...
MPANDRESY MANDRAKIZAY - Vero Ranaivoson // NEVER LOST - Steven Furtick, Chris Brown, Tiffany Hammer
Просмотров 15 тыс.3 года назад
Mpandresy Mandrakizay - Vero Ranaivoson Mick, Fy, Finaritra, Haja Agape, Elina Adaptation : Original : NEVER LOST (Steven Furtick, Chris Brown, Tiffany Hammer) Christian Road Studio
Ho Azy Ny Voninahitra // Pepe Shine feat. Vero Ranaivoson - A ELE A GLÓRIA GABRIELA ROCHA
Просмотров 187 тыс.3 года назад
Ho Azy Ny Voninahitra Pepe Shine feat. Vero Ranaivoson A ELE A GLÓRIA -GABRIELA ROCHA Sous-titrage - Version MAlagasy
Kristy Ampy Ho Ahy - Vero Ranaivoson (Christ is Enough-Hillsong) - Extrait Live CC ESCA
Просмотров 3,2 тыс.3 года назад
Kristy Ampy Ho Ahy Vero Ranaivoson Extrait Live CC ESCA 2019 Sous-titre Version Malagasy
KALVARY - Joseph d'Af // Christian Road Cover - Vero Ranaivoson - Haja)
Просмотров 32 тыс.3 года назад
KALVARY - Joseph d'Af // Christian Road Cover - Vero Ranaivoson - Haja)
Mandrakizay - Vero Ranaivoson // Adaptation - Forever (Brian Johnson)
Просмотров 9 тыс.4 года назад
Mandrakizay - Vero Ranaivoson // Adaptation - Forever (Brian Johnson)
Roi des rois -(Hillsong) - Vero RANAIVOSON
Просмотров 3,5 тыс.4 года назад
Roi des rois -(Hillsong) - Vero RANAIVOSON
Tsisy Toa Anao - Vero Ranaivoson // Adaptation - There is None Like You (Lenny LeBlanc)
Просмотров 4,5 тыс.4 года назад
Tsisy Toa Anao - Vero Ranaivoson // Adaptation - There is None Like You (Lenny LeBlanc)
Ilay Zanak'ondry - Vero Ranaivoson // Adaptation - Revelation Song (Jennie Lee Riddle)
Просмотров 11 тыс.4 года назад
Ilay Zanak'ondry - Vero Ranaivoson // Adaptation - Revelation Song (Jennie Lee Riddle)
Mamelà ny Helokay - Vero RANAIVOSON
Просмотров 3,2 тыс.4 года назад
Mamelà ny Helokay - Vero RANAIVOSON
Mpanasitrana - Parole - (Healer - Kari Jobe - Adaptation) - Vero RANAIVOSON
Просмотров 5 тыс.4 года назад
Mpanasitrana - Parole - (Healer - Kari Jobe - Adaptation) - Vero RANAIVOSON
KANTO LOATRA - Vero Ranaivoson - (Adaptation : Beautiful by Kari Jobe)
Просмотров 9 тыс.5 лет назад
KANTO LOATRA - Vero Ranaivoson - (Adaptation : Beautiful by Kari Jobe)
Du Sang de Ton Agneau - Exo (Cover par Christian Road)
Просмотров 31 тыс.6 лет назад
Du Sang de Ton Agneau - Exo (Cover par Christian Road)
Natsanganao - Vero Ranaivoson - Haja - Manda
Просмотров 47 тыс.6 лет назад
Natsanganao - Vero Ranaivoson - Haja - Manda
Medley Cover - Worthy Is The Lamb - Take All Of Me- Healing Is In Your Hands
Просмотров 8 тыс.6 лет назад
Medley Cover - Worthy Is The Lamb - Take All Of Me- Healing Is In Your Hands
Medley - Mendrika Ianao - Tiako Ianao - Tsisy Ahasaraka Ahy
Просмотров 383 тыс.7 лет назад
Medley - Mendrika Ianao - Tiako Ianao - Tsisy Ahasaraka Ahy
Saotra Jesosy a
Couplet Envoie ton Esprit Saint Ton feu d'amour divin Déploie ton cœur Et viens nous sauver Délivre nous de nous Délivre nous de tout Ce qui refuse en nous de t'aimer Refrain Du sang de ton Agneau Déverse en nous le flot Des abondantes eaux De ton pardon Viens inonder nos vies Restaure nous guéris ton Eglise Couplet Reçois de nous Seigneur Le chant de notre cœur Du lieu où tu demeures réponds nous Par plus d'amour encore Plus puissant et plus fort Viens sanctifier ton corps Parle nous Refrain Du sang de ton Agneau Déverse en nous le flot Des abondantes eaux De ton pardon Viens inonder nos vies Restaure nous Guéris notre monde Refrain Du sang de ton Agneau Déverse en nous le flot Des abondantes eaux De ton pardon Viens inonder nos vies Restaure nous guéris ton Eglise Refrain Du sang de ton Agneau Déverse en nous le flot Des abondantes eaux De ton pardon Viens inonder nos vies Restaure nous Guéris notre monde Seigneur
❤❤❤
Belle harmonie des voix, une reprise réussie! Bonne continuation en Jésus-Christ!
Mankasitraka fa mba afaka mahazo instru ve za azafady tompoko, tahian'i Jesosy ☺️🙏🏼
❤❤🙏
Ce monde a besoin encore du ministère de Exo
❤❤❤❤❤
❤
Que Dieu soit loué amen
C'est merveilleux ❤
Merci 🙏🏻❤
❤❤❤❤ Tsara loatra 🙏🙏
Amen🔥🙏
Très bonne interprétation 👏👍👍👍👍🙏🙏
Wow. You guys are good. Young lady? You do this song justice. Praise God.
Très beau chant pour entrer dans le sabbat. Que Dieu vous bénisse
Tahin tompo madrakizay zany zanako zany,reko mangitakitaka sy reny vatako mihitsy NY fanatrehan andriamanitra.aleloiaaa.misaotra"misy anarana ambony anarana reehetra madrakizay ka ho madrakizay"dia jesosy Kristy "aleloia".
Amen 🙏🙏
Aleloia ! Mendrika Azy tokoa ny Voninahitra! Mankasitraka ❤🙏🙏🙏
🔥🔥🔥🔥🔥🔥
Deraina Jesosy! Aleloia!!! mitomboa @fahasoavana nareo rehetra de tahin'i Jesosy tsika jiaby
Tsara be .Gloire a Dieu 🥰🥰
Que Dieu vous bénisse! Gloire à Dieu! Merci ❤
Waouh ❤Halleluia ❤Thank you Jesus ✋Thank you Holy Spirit 🔥Thank you Pére Céleste 🙏🏼📖🗡
Waaaaawwwwwwwwwwwwww🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥
Mankasitraka 😘🎤
Joli remake avec la touche malgache 👌
Amen amen amen 🙏❤🙏❤🙏Mankasitraka ianareo tompoko
Misaotra, fa tena tsara ny fiderana an'ilay Jesosy mpamonjy e!
...viens inonder nos vies....restaurez-nous...
That was amazing i love exo
Te handohalika fona aho isaky ny mihaino ity hira ity, tsara loatra Ianao Tompo, misaotra @talenta sy ny feo omenao mba hiderana Anao toy izao. Hotahian Tompo hatrany Vero sy ny ekipa rehetra.
Ho an Jesosy n dera sy laza ,masina indrindra, 🥰🥰🥰🥰🥰
excellent arrangement
Super! Gloire à Dieu!!!
Très belle chanson. ❤️ Est-ce que quelqu'un peut mettre les paroles de la première chanson ( mendrika ianao) en malagasy svp ?
MENDRIKA IANAO Misaotra noho ilay hazo Vidiny naloanao Nitondra ny heloko Ianao Fahasoavanao Natolotrao ho ahy Misaotra noho ilay fitia Tananao voafantsika Nodiovinao aho Izao fantatro ny famelankelokao Ref: Mendrika Ianao R’Ilay zanak’ondry Henim-boninahitra Ianao Manjaka amim-pandresena Misandrata @ avo Jeso Zanaka Voahombo Ilay tokan’ny lanitra Masina Ianao Misaotra noho ilay hazo Vidiny naloanao Nitondra ny heloko Ianao Fahasoavanao Natolotrao ho ahy Misaotra noho ilay fitia Tananao voafantsika Nodiovinao aho Izao fantatro ny famelankelokao Mitsaoka Anao aho(8X) Mendrika Ianao
@@interpreterembassyofindiaa6930 Merci merci merci beaucoup ❤️😊
tiako be, anisany tena mamelombelona ny fanahiko ity medley ity, mankasitraka!
Mankasitraka fa tena mahafinaritra ny nanaovanareo an'ity hira ity. Tahin'ny Tompo
Beau jeu 🙏🏿🙏🏿🙏🏿
Gloire à Dieu
Tsara be 💖 Miandry ny live manontolo 😊 Tahian'ny Tompo hatrany 🙏
MERCI JÉSUS !!!
Mendrika ianao r'lay Zanak'ondry
Merci
Excellente reprise, c'est très beau... Que Dieu vous bénisse...bonne continuation
Merci, A Lui la Gloire, Que Dieu vous bénisse aussi
Misaotra amin fiderana sy ny fandikana amin teny Malagasy! Tahin ny Tompo hatrany ianao sy ny équipe rehetra
🙏🙏🙏🙏🙏🥰🥰🥰🥰🥰
Bonsoir mes amis en Jésus en christ j'adore votre reprise. Que dieu vous protège et vous garde amen🕯🎤🎧🎵
AMEN, Qu'Il vous garde aussi
Tena tsara be, misaotra indrindra kopatanana hoan'ilay promotion manantalenta io eee
Aleloia