CHAINE D'HONNETETE - Oha. 1. 8-19 - Tiana Fanantenana

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 2 окт 2022
  • Misy lalana roa ao an-tsaintsika. Sampanan-dalana mankaiza no alehanao?
    - Lalana mitondra mankany amin’ny fiainana sy voninahitra tena izy ve? Ny lalan’ny fankatoavana an’Andriamanitra.
    - Lalana hoatran’ny misy fiainana sy voninahitra nefa mamitsaka hahafaty? Ny lalana falehan’ny mpanao ratsy
    Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena.
    Ndao hiara-hijoro. Midirà ho mpikambana ! bit.ly/30et4HJ
    Tranokala: chainedhonnetete.mg/
    Facebook: bit.ly/33eXjzC

Комментарии •