Herinandron'ny Fahamarinana 2022 - Ny kolikoly mahasimba ny fo

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 3 дек 2022
  • ✨ HERINANDRON'NY FAHAMARINANA 2022 - ANDRO VOALOHANY ✨
    "Ny kolikoly mahasimba ny fo" Mpitoriteny 7.7
    Tiana Fanantenana Razafindrakoto
    Filan-kevitry ny 7 - Tohivakan'ny Fahamarinana
    Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena.
    Ndao hiara-hijoro. Midirà ho mpikambana ! bit.ly/30et4HJ
    Tranokala: chainedhonnetete.mg/
    Facebook: bit.ly/33eXjzC

Комментарии •