Chaîne d'Honnêteté - Jeritodika 2022

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 19 фев 2023
  • "Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho, fa ny fahasoavan'Andriamanitra no niara-niasa tamiko" - 1 Kor. 15.10
    Misaotra ny Tompo fa noho ny fahasoavany sy ny fombany dia afaka nanatanteraka ireny hetsika sy fiaraha-miasa maro ireny isika tamin'ny taona 2022. Entintsika amim-bavaka mba hahakasika olona maro hatrany.
    Ndao hiara-hangataka amin'ny Tompo ny amin'ny sitrapony mahakasika ny asa nomaniny ho antsika ho an'ity taona 2023 ity. Mba ho tena fantsona hitondra fanasitranana ho an'ny tanintsika tokoa isika eto anivon'ny Chaîne d'Honnêteté
    Music:
    Song: Raha ny oloko
    Artist: ℗ Ndriana Ramamonjy
    Released on: 2013-09-19
    Arranger: NDRIANA RAMAMONJY
    Author: Ndriana Ramamonjy
    Composer: Ndriana Ramamonjy
    Music Publisher: APOLON MUSIC FRANCE
    Song: Mamelà ny nosinay
    Artist: Tanora Masina Itaosy
    Song: Just as I am
    Artist: Studio Musicians
    SME (on behalf of Brentwood Music); Adorando Publishing, BMI - Broadcast Music Inc., ASCAP, ARESA, LatinAutorPerf, Adorando Brazil, UNIAO BRASILEIRA DE EDITORAS DE MUSICA - UBEM, LatinAutor - Warner Chappell, and 12 Music Rights Societies

Комментарии •