CHAINE D'HONNETETE - 2 Tan 7.14 - Lilie Razafiarison

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 9 окт 2022
  • "Ny oloko?"
    👉 Olona miaina tahaka an’i Jesoa Kristy. Olona mandeha tahaka ny nandehanan’i Kristy. Olona miaina ny finoana ka hita taratra eo amin’ny fiainany izany finoana izany.
    1️⃣ Mitia ny olona tahaka ny nitiavan’i Kristy ny olona
    2️⃣ Miala amin’ny ratsy fanao
    3️⃣ Miaina amin’ny fankatoavana an’Andriamanitra
    Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena.
    Ndao hiara-hijoro. Midirà ho mpikambana ! bit.ly/30et4HJ
    Tranokala: chainedhonnetete.mg/
    Facebook: bit.ly/33eXjzC

Комментарии •