Herinandron'ny Fahamarinana 2022 - Kristy lalan-tokana handresena ny kolikoly
HTML-код
- Опубликовано: 9 дек 2022
- ✨ HERINANDRON'NY FAHAMARINANA - ANDRO FAHAFITO ✨
"Kristy lalan-tokana handresena ny kolikoly" Jaona 14: 6; 1 Jaona 5: 10-12
Reverend Irako Andriamahazosoa Ammi
Filan-kevitry ny 7 - Tohivakan'ny Fahamarinana
Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena
Ndao hiara-hijoro. Midirà ho mpikambana ! bit.ly/30et4HJ
Tranokala: chainedhonnete...
Facebook: bit.ly/33eXjzC