Homba anao ny Tompo @ izay ataonao rehetra (Pr Razafiarison Emilien Mana isanandro : Josoa 3:1-17)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 12 сен 2024
  • MAMINDRA FO AMINTSIKA NY TOMPO
    1. Ny famindrampon'i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy mitsahatra ny fiantrany. Vaovao isamaraina izany; lehibe ny fahamarinanao.
    2. Fa tahaka ny haavon'ny lanitra ambonin'ny tany no haben'ny famindrampony amin'izay matahotra Azy.
    3. Fa ny famindrampon'i Jehovah dia hatramin'ny taloha indrindra ka ho mandrakizay amin'izay matahotra Azy ary ny fahamarinany mihatra amin'ny taranaka.
    4. Mamindra fo sy miantra i Jehovah,mahari-po sady be famindrampo.
    5. Fa na dia hifindra aza ny tendrombohitra ary na dia hihetsika aza ny havoana, tsy mba hiala aminao ny famindrampoko, ary tsy hitsoaka ny faneken'ny fihavanako, hoy Jehovah, Mpamindra fo aminao.
    6. Eny tokoa, fahasoavana sy famindrampo no hanaraka ahy amin'ny andro rehetra hiainako, dia hitoetra ao an-tranon'i Jehovah andro lava aho.
    7. Tany lavitra any no nisehoan'i Jehovah tamiko ka nanao hoe : Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindrampo ho anao.
    8. Miverena ianao, ry Israely mpiodina, hoy Jehovah; tsy hampanjombona ny tavako aminareo Aho; fa mamindra fo Aho, hoy Jehovah, ka tsy hitahiry fahatezerana mandrakizay.
    9. Nefa ny famindrampoko tsy hofoanako aminy,ary ny fahamarinako tsy havadiko,
    10. Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy fa mandrakizay ny famindrampony.
    11. Indray mipi-maso monja no nahafoizako anao; fa amin'ny indrafo lehibe kosa no ampodiako anao.
    12. Fa indray mipi-maso ihany ny fahatezerany; nefa mandritra ny andro iainana kosa ny fankasitrahany
    Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly :
    (1) Fitomaniana 3 : 22 - 23
    (2) Salamo 103 : 11
    (3) Salamo 103 : 17
    (4) Salamo 103 : 8
    (5) Isaia 54 : 10
    (6) Salamo 23 : 6
    (7) Jeremia 31 : 3
    (8) Jeremia 3 : 12
    (9) Salamo 89 : 33
    (10) Salamo 136 : 1
    (11) Isaia 54 : 7
    (12) Salamo 30 : 5
    Vatomandry 22 Novembra 2020
    A). MES 4 PAGES FACEBOOK :
    1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR:
    / mesversetsbibliquespre...
    2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR :
    / mesespacesevangeliquesdr
    3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR :
    / mesvideosevangeliquesdr
    4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO :
    / tsaranytompoisanandro
    B). MON SITE EVANGELIQUE :
    caldenmadagasc...
    C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX :
    1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39
    2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com
    3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR
    4. LINKED IN : / doctor-rivolala-andria...
    5. TWITTER : / docrivolala
    6. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina
    7. FACEBOOK : / rivolala.andrianantoavina
    8. PEARLTREES : www.pearltrees....
    9. ASSOCIATION CALDEN : caldenmadagasca...
    JESUS VOUS AIME.
    QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT

Комментарии • 7