Deraina ny Tompo ary Voninahitra ho an ' Andriamanitra fa tena mampahery tanteraka mihintsy izany Tenin' Andriamanitra hafafinaonizany Pasteur ah! Voninahitra ho an ' Andriamanitra hatrany AMEN. Tena marna mihintsy izany Teny Fiainana voalaza rehetra izany. Mankasitraka fa na de aty alavitra be aty aza zahay tsy havelan' Andriamanitra ho diso anjara amzany Teny Fiainana tsara diantsara izany. Hivavaka ho anay sy ny firenena misy anay eto BRESIL aho miaraka Aminy fanampiany JESOSY. AMEN.
Misaotra tamin'ny tenin'Andriamanitra fa tena nanome hery.Fanamarihana kely fotsiny dia izao: any @ 10:00 @io video io dia milaza ny mpanompon'Andriamanitra fa ''ny devoly dia mahalala tsara ny ao an-tsaintsika..." Marina izany, saingy ny tsara ho fantatra dia izao: tsy mahalala ny ao anatin'ny ati-doha na ny ao am-po ny devoly, Andriamanitra irery ihany no mahalala ny ao am-pon'ny olona.Fa ny devoly kosa dia manao tombantombana (pronostic), satria fantany sy arahiny maso ny fietsikantsika, ny firesatsika, ny zava-miseho manodidina antsika, sns..ary ny pronostic ahafantarany ny mety ho ao antsaintsika dia mety à 99% mihitsy, ny 1% sisa tsy hainy.Andriamanitra irery ihany no mahalala 100% ny ao antsaintsika
Marina ilay lazaina, azoko fa maro indray ny ampiasain'ny devoly amin'ny karazana toriteny toy izao: alaim-panahy tsy hiasa, fa hivavaka fotsiny anefa ny finoana arahina asa! kivy avy eo noho ny zavatra maro mety hindranga, afa-baraka ilay olona avy eo dia takony ny fahatrany ny hatsaran'Andriamanitra! Ny olona manko dia fanahy, saina, vatana: mila mifandanja tsara ireo zavatr'ireo ary mila satisfait daholo ny besoin an'ny ireo singa telo ireo raha te ho tanteraka! Raha olona mbola tsy ampy finoana dia handray amin'ny fomba hafa an'ity toriteny ity! Mila jerevana ihany hoe olona tahaka ahona daholo ilay mpiahino! misaotra tompoko; dia Jesosy Kristy no hamapahery sy hanazava saina hatrany anao ary hitahy lalandava :)

Haleloia, Deraina Jesosy Kristy. Mirary soa Ray aman-dreny
misaotra fa miteny amiko sy aminay ze mihaino hianao ANDRIAMANITRA nanao ni Lanitra sy i Tany misaotra tompo amenn
Misaotra Pasteur
Ray o midira ato amiko hovay izay rehetra tsy mety amiko amen
Misaotra betsaka pasteur @ n'y hafatra
Andraso hatrany anie n'y fikambanana groupe biblique des travailleurs
ALLÉLUIA !!
MISAOTRA JESOSY Ô FA EFA NAMPISEHOANAO NY VONINAHITRAO AHO MBA HAITAKO SY ANDEHANAKO @ SITRAMPONAO. AMEN
Toriteni fapaherezana
Misaotra tamin'ny tenin'Andriamanitra fa tena nanome hery.Fanamarihana kely fotsiny dia izao: any @ 10:00 @io video io dia milaza ny mpanompon'Andriamanitra fa ''ny devoly dia mahalala tsara ny ao an-tsaintsika..." Marina izany, saingy ny tsara ho fantatra dia izao: tsy mahalala ny ao anatin'ny ati-doha na ny ao am-po ny devoly, Andriamanitra irery ihany no mahalala ny ao am-pon'ny olona.Fa ny devoly kosa dia manao tombantombana (pronostic), satria fantany sy arahiny maso ny fietsikantsika, ny firesatsika, ny zava-miseho manodidina antsika, sns..ary ny pronostic ahafantarany ny mety ho ao antsaintsika dia mety à 99% mihitsy, ny 1% sisa tsy hainy.Andriamanitra irery ihany no mahalala 100% ny ao antsaintsika
Marina ilay lazaina, azoko fa maro indray ny ampiasain'ny devoly amin'ny karazana toriteny toy izao: alaim-panahy tsy hiasa, fa hivavaka fotsiny anefa ny finoana arahina asa! kivy avy eo noho ny zavatra maro mety hindranga, afa-baraka ilay olona avy eo dia takony ny fahatrany ny hatsaran'Andriamanitra! Ny olona manko dia fanahy, saina, vatana: mila mifandanja tsara ireo zavatr'ireo ary mila satisfait daholo ny besoin an'ny ireo singa telo ireo raha te ho tanteraka! Raha olona mbola tsy ampy finoana dia handray amin'ny fomba hafa an'ity toriteny ity! Mila jerevana ihany hoe olona tahaka ahona daholo ilay mpiahino! misaotra tompoko; dia Jesosy Kristy no hamapahery sy hanazava saina hatrany anao ary hitahy lalandava :)
Lioka 16:19-23 > Nisy lehilahy manan-karena anankiray niakanjo volomparasy sy rongony fotsy madinika sady nanarampo fatratra isan'andro tamin'ny fahafinaretana. Ary nisy olo-malahelo ferena anankiray atao hoe Lazarosy napetraka teo anilan'ny vavahadiny; ary naniry mba hihinana izay latsaka avy tamin'ny latabatr'ilay manan-karena izy, fa ny alika kosa no
avy ka nilelaka ny feriny. Ary maty ilay malahelo, dia nentin'ny anjely ho any an-tratran'i Abrahama; ary maty koa ilay manankarena, dia nalevina; ary raha nijaly tao amin'ny fiainan-tsi-hita* izy ka niandrandra, dia nahita an'i Abrahama teny lavitra eny sy Lazarosy teo an-tratrany.
Amen
TSARA JESOSY
Mankasitraka Pasitera
Ameen misaotra an'Andriamanitr ee
Zay raha marigny eky fampianarana ty ai .
Tompo o! Mitoera ato ampoko ianao mb hanorolalanahy hanao ny sitraponao .
Ly
Misaotra ny tompo amny toriteny mampahery sy maintsy ny fiainana amny marina