Tena latsaka eky ny Ranomasoko nihaino ity fampianarana ty. Jesosy o! Tsapako ny Fitiavanao ahy ary tena ts foinao ho very ny Fanahiko, mbola namindranao fo aho nomenao fofonaika ka mbola nampihainoanao ity fampianarana ts misy kilema ty ary tena vonona aho Jesosy o! Hanolotra ny tenako ho anw . Ary ny faniriako koa Jesosy mba hitory ny teninao @ ireo namako mbola Variana sy miliba @ izao tontolo izao ty.
misaotra an Andrimanitra mazava ni toriteny nampitondrany ny panompony faly aho fa am zao taona ko zao 65an tena manaiky fa mila mitady .manaraka ni didy n'andr/tra sy manao ny marina sy mahitsy amena
Makasitraka Pasteur ! Deraina ny tompo,fa tena mampahery💒💓💓💓🙏
Misaotra betsaka Pasteur, tena mampahery mihintsy sy mampitraka ny fampianaranao AMEN
Voninahitra ho Andriamanitra irery hany syJesosy Kristy Tompo mankasitraka Pasteur mitondra ny tenin Andriamanitra mitondra hery sy fiadanampo 🙏🏻❤️🙏🏻
Amen aleloiaaaa,Misaotra Jesosy ,misaotra ny amin'ny fizarana tompoko fa voaray ny hafatra o,Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany
Mankasitraka indrindra pasteur 🙏🙏🙏
AMEN Misaotra anao Pasteur , nizara ny teny Fiainana, sy Fahamarinana ary teny tsy misy kilema,, ho tahin'i JESOSY ianao sy ny ankohonanao Amen
Amen 🙏🏻🙏🏻❤ mivava in 5 isanandro 🙏🏻🙏🏻❤ katsao aloha ny fanjakana sy fahamarinany 🙏🏻 ny atao hoe aterak indray ,atao Batisa de lasa olombaovao
🙏🙏
Merci pour le partage de la nourriture au temps convenable.
Beaucoup de Malagasy chrétiens doivent se remettre en question.
Aide moi paster je suis a Marseille !
Tena latsaka eky ny Ranomasoko nihaino ity fampianarana ty.
Jesosy o! Tsapako ny Fitiavanao ahy ary tena ts foinao ho very ny Fanahiko, mbola namindranao fo aho nomenao fofonaika ka mbola nampihainoanao ity fampianarana ts misy kilema ty ary tena vonona aho Jesosy o! Hanolotra ny tenako ho anw .
Ary ny faniriako koa Jesosy mba hitory ny teninao @ ireo namako mbola Variana sy miliba @ izao tontolo izao ty.
Mankasitraka indrindra tompoko ô
misaotra an Andrimanitra mazava ni toriteny nampitondrany ny panompony faly aho fa am zao taona ko zao 65an tena manaiky fa mila mitady .manaraka ni didy n'andr/tra sy manao ny marina sy mahitsy amena
Jesoa o, esory anaty fisalasalana aho
Mamelà ny heloky fianakaviako sy namako ary Malagasy rehetra
Mmm0