M.F.K Foibe: « Ilay Atra tena izy ihany no afaka mampitsahatra ny loza »Toriteny 0230/2025

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 23 янв 2025
  • Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Mamerina ny fiarahabana antsika rehetra tratry izao taona 2025 izao. Mampatsiahy isika fa zavatra tena mafy no nandalovana t@ Covid-19 fa nitodika t@ Atra ny rehetra ny taona 2020-2021-2022 h@ 2023 fa namaly vavaka Atra ka tafavaoaka tao anatin’ny sarotra isika. Tsy mafy noho ireo taonan’ny Covid-19 ireo anefa ny taona 2024 raha mampitahy isika kanefa dia betsaka ny fimonomononana izay tsy ankasitrahan’Atra izany. Araho anie ny fanazavana ny Jona 1 :3-16 fa « Ilay Atra tena izy ihany no afaka mampitsahatra ny loza » izany hoe afaka mandrotsaka ny Fahasoavany ho antsika Izy mandritra ity taona vaovao ity raha mety miverina aminy isika. Inona ary no tokony atao ? Dia izao ny fanaovan-tsoa fa ratsy ny eto ary ny hafatra dia izay voasoratra ao @ Jeremia 29 :7, Jaona 17 :15 ary ny Efesiana 5 :14-16. Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy.
    Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!

Комментарии •