Docteur Rivolala Andrianantoavina
Docteur Rivolala Andrianantoavina
  • Видео 260
  • Просмотров 843 190
Mampandini-tena sy mampahery ny kivy hatrany ny mpanompon'Andriamanitra (Asan'ny Apostoly 27.13-26)
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara
JEHOVAH DIA EO AKAIKINAO MANDRAKARIVA
1. Jehovah dia eo akaikin'izay rehetra miantso Azy,dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa. Hanefa ny irin'izay matahotra Azy Izy ary hihaino ny fitarainany ka hamonjy azy.
2. Fa iza no firenena, na dia lehibe aza, no mba manana andriamanitra akaiky azy tahaka an'i Jehovah Andriamanitra amin'izay rehetra iantsoantsika Azy ?
3. Jehovah Andriamanitrao no ao aminao,mahery Izy ka hamonjy;hiravoravo anao amin'ny fifaliana Izy;ho sondriana amin'ny fitiavany Izy;hifaly anao amin'ny fihobiana Izy."
4. Andriamanitra no eo afovoany, ka tsy mba hihetsika ...
Просмотров: 343

Видео

😢💞 Ity ilay zanakao nania fa hiverina Aminao (Fibebahana) 💮🍀
Просмотров 1477 часов назад
Ity ilay zanakao nania fa hiverina Aminao Efa trotraky ny hadalana vao mahatsiaro Anao Mifona e, mifona e, ho aiza moa aho Fo torotoro ranomasom-pivalozana ny ety Mibaboka Aminao Tompo ô Satria nania ka nania tsy nitoetra teo akaikinao Ka todiho ny indrafonao Ka manomboka anio aho dia tano fa ho Anao Hafoiko ilaozako avokoa izao tontolo rehetra izao Ny ditra sy ny rendrarendra efa ampy ahy izay...
Na misamboaravoara aza ny sambokelinao dia matokia fa tsy mandao anao Jesosy (Marka 4.35-41)
Просмотров 1,2 тыс.12 часов назад
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MIKARAKARA ANAO NY TOMPO 1. Ny amin'ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany. 2. Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny fa...
🥈⭐🌴 J'attendrai le retour du Seigneur 🥇🙏😇
Просмотров 6312 часов назад
🥈⭐🌴 J'attendrai le retour du Seigneur 🥇🙏😇
Havako ô, vakio ny baiboly fa io no manoro anao ny lalana hahazoana ny fiainana mandrakizay
Просмотров 56719 часов назад
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MAMIKO NY TENINAO 1. Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao. 2. Ato am-poko no iraketako ny teninao,mba tsy hanotako aminao. 3. Inona no hiarovan'ny zatovo ny lalan-kalehany tsy ho voaloto ? Ny fitandremana araka ny teninao. 4. Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin...
💛🌿 MISY FIARA LEHIBE (MIDERA FIFOHAZANA FJKM) 🥀💝
Просмотров 5419 часов назад
💛🌿 MISY FIARA LEHIBE (MIDERA FIFOHAZANA FJKM) 🥀💝
Havako ô, raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao hianao dia hotahiana @ lafiny rehetra
Просмотров 63821 час назад
Isaia 19.1-25 - Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MAMIKO NY TENINAO 1. Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao. 2. Ato am-poko no iraketako ny teninao,mba tsy hanotako aminao. 3. Inona no hiarovan'ny zatovo ny lalan-kalehany tsy ho voaloto ? Ny fitandremana araka ny teninao. 4. Sambatra ny olona izay tsy...
🌿💙 HAZOMANGAKO (AMAF) 🥀 💝
Просмотров 57День назад
🌿💙 HAZOMANGAKO (AMAF) 🥀 💝
Havako ô, nomen'ny Tompo fahefana ianao hamoaka ny fanahy maloto izay mahatonga olana eo @ fiainanao
Просмотров 704День назад
Marka 6.1-13 - Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MANOATRA NOHO NY MPANDRESY ISIKA 1. Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin' ny alalan'Ilay tia antsika. 2. Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay mitondra anay mandrakariva ao amin'i Kristy toy ny fanaon'izay avy nandresy 3. Efa nampandeh...
🧡🥀💛 COMME UN PHARE (David Durham) 🥰 💚🌿
Просмотров 54День назад
🧡🥀💛 COMME UN PHARE (David Durham) 🥰 💚🌿
Havako ô, efa voasoratra ao @ bokin'ny fiainana ve ny anaranao ? Raha tsy izao dia rahoviana ?
Просмотров 535День назад
Isaia 34.1-17 - Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MIANTSO ANAO NY TOMPO 1. "Mankanesa aty amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana. 2. Tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka." 3. Izay rehetra omen'ny Raiko Ahy no hanatona Ahy; ary izay mana...
🧡🥀💛 Ô RY MPANOTA AZA MANDA 🥰 💚🌿 (FFPM 383)
Просмотров 6414 дней назад
🧡🥀💛 Ô RY MPANOTA AZA MANDA 🥰 💚🌿 (FFPM 383)
Havako ô, aoka hitondra fitahiana eo @ fiainanao ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo (Matio 26.17-30)
Просмотров 39814 дней назад
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara NY FITAHIAN’I JEHOVAH NO MAMPANAKARENA 1. Ny fitahian'i Jehovah no mampanankarena, ary tsy azon'ny fisasarana ampiana izany. 2. Ho tonga malahelo ny miraviravy tanana amin'ny asany; fa mampanan-karena ny tanan'ny mazoto. 3. Dia ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao haharitra...
🥹 JEHOVAH, RAY MAHARI-PO 😢 (FFPM 408)
Просмотров 7714 дней назад
1. Jehovah, Ray mahari-po, Izay tia sy mamindra fo, O, mihainoa ny hatako; Mba mamindrà fo amiko. 2. Izaho izay mangataka Tsy azo hamarinina; Indrisy! be ny tsiniko: Mba mamindrà fo amiko. 3. Tsy tamboko isaina re Ny fahotako marobe, Ka be tokoa ny tahotro; Mba mamindrà fo amiko! 4. He! Misy hanatonako Anao, Mpandray mpibebaka; Izaho diso fatratra: Mba mamindrà fo amiko! 5. Fa Jeso no Anarana I...
Havako ô, miantso anao hibebaha Jesosy satria efa netiny teo @ hazo fijaliana ny fahotanao rehetra
Просмотров 56614 дней назад
Levitikosy 16.20-34 Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MATY HAMONJY ANTSIKA NY TOMPO 1. Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika i Kristy. 2. Izay nanolotra ny tenany hamonjy antsika, mba hanavotany antsika ho afaka amin'ny ota rehetra, sy hanadiovany izay ol...
😢😢TSY NAMBARANAO AHY 😢😢 (Fara Andriamamonjy)
Просмотров 24614 дней назад
😢😢TSY NAMBARANAO AHY 😢😢 (Fara Andriamamonjy)
Havako ô, raha helohina @ tsy rariny ianao dia matokia fa hamoaka anao ho mpandresy @ izany ny Tompo
Просмотров 49914 дней назад
Havako ô, raha helohina @ tsy rariny ianao dia matokia fa hamoaka anao ho mpandresy @ izany ny Tompo
😢💜 TSY AVELAN'ANDRIAMANITRA 🙏🍀 (AMAF)
Просмотров 12314 дней назад
😢💜 TSY AVELAN'ANDRIAMANITRA 🙏🍀 (AMAF)
Nitsangana t@ maty Jesosy, resiny ny fahafatesana, ho resiny ihany koa ireo olana lalovanao ireo
Просмотров 66021 день назад
Nitsangana t@ maty Jesosy, resiny ny fahafatesana, ho resiny ihany koa ireo olana lalovanao ireo
😢🔶 HAY TEO FOANA I KRISTY 😢🎶 (FPMA)
Просмотров 19321 день назад
😢🔶 HAY TEO FOANA I KRISTY 😢🎶 (FPMA)
Havako ô, mbola mivoha hidiranao ny varavaran'ny lanitra handraisanao fitahiana (Genesisy 7.1-24)
Просмотров 76921 день назад
Havako ô, mbola mivoha hidiranao ny varavaran'ny lanitra handraisanao fitahiana (Genesisy 7.1-24)
🟦 LE DÉSIR DE PLAIRE AUX AUTRES (Jour 42) 🟦
Просмотров 2621 день назад
🟦 LE DÉSIR DE PLAIRE AUX AUTRES (Jour 42) 🟦
Havako ô, te hotahiana ve ianao ? Ekeo Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy anao manokana (Lioka 23.1- 25)
Просмотров 64721 день назад
Havako ô, te hotahiana ve ianao ? Ekeo Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy anao manokana (Lioka 23.1- 25)
🟦 LE PIÈGE DE L'ENVIE (Jour 41) 🟦
Просмотров 6528 дней назад
🟦 LE PIÈGE DE L'ENVIE (Jour 41) 🟦
Te hiadana ve ianao ? ndao hivavaka hoan'i Madagaskara mba hositraniny ny firenena mba hiadanantsika
Просмотров 614Месяц назад
Te hiadana ve ianao ? ndao hivavaka hoan'i Madagaskara mba hositraniny ny firenena mba hiadanantsika
🟦VIVRE AVEC UN OBJECTIF (Jour 40)🟦
Просмотров 52Месяц назад
🟦VIVRE AVEC UN OBJECTIF (Jour 40)🟦
Havako ô, aza matahotra ianao fa Jehovah hiady ho anao fa ianao kosa hangina (Salamo 109.1-20)
Просмотров 1,2 тыс.Месяц назад
Havako ô, aza matahotra ianao fa Jehovah hiady ho anao fa ianao kosa hangina (Salamo 109.1-20)
🟦MENER UNE VIE ÉQUILIBRÉES (Jour 39)🟦
Просмотров 35Месяц назад
🟦MENER UNE VIE ÉQUILIBRÉES (Jour 39)🟦
Mamy ny foko ry Jesoa ô, ny famonjena izay vitanao (Hodibibin'I Edena -Pasteur Razafiarison Emilien)
Просмотров 648Месяц назад
Mamy ny foko ry Jesoa ô, ny famonjena izay vitanao (Hodibibin'I Edena -Pasteur Razafiarison Emilien)
🟦DEVENIR UN CHRÉTIEN INFLUENT DANS LE MONDE (Jour 38)🟦
Просмотров 56Месяц назад
🟦DEVENIR UN CHRÉTIEN INFLUENT DANS LE MONDE (Jour 38)🟦

Комментарии

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 7 часов назад

    Tsara loatra 💯 mandrakizay Andriamanitra 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur @ fampianaranao, oentimiatrika,tsy ampatahorana ny hoaviko sy ny ankohonako mandritrin'ny androm-pahavelomana izay atolotraO, anay.Hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA Pasteur 😇

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 День назад

    Mitoerà isan'andro JESOA ô ato anatiko sy ny ankohonanako,mba anananay fiadanana isan'andro tsy iala @fihainoana ny Teninao🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur mizara ny fahamarinan'A/tra , oentimiatrika izao fiainana izao, itoetra ao aminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny Fahasoavan'ny Tompo 😇 Mirary alahady mahafinaritra bé hoantsika tsirairay avy tompoko !

  • @CedricNalintsoaRALAISON
    @CedricNalintsoaRALAISON День назад

    Masina masina saint saint saint est le seigneur

  • @anjaranirinayndila8041
    @anjaranirinayndila8041 3 дня назад

    Mankasitraka Pasteur 🙏🏻

  • @sylviamada
    @sylviamada 3 дня назад

    🙏🙏AMENA🙏🙏

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 5 дней назад

    Tompo o tehirizo ho Anao hatrany izahay ary omeo fo mazoto mitady Anao misaotra Jesosy ny @izao fampianarana mamy tsy voavidim bola izao misaotra Tompo malala o Amen 💖💖🙏🙏❤❤ mankasitraka feno Tompoko!!

  • @OlgaOlga-di8op
    @OlgaOlga-di8op 8 дней назад

    Tena tsy misy fatiantoka ny manaradia anao Jesosy, mamindrafo amiko anao Tompo 🙏❤

  • @OlgaOlga-di8op
    @OlgaOlga-di8op 8 дней назад

    Mankasitraka re Tompoko oo, marina loatra zany ee🙏

  • @user-zu7zf2gs3x
    @user-zu7zf2gs3x 8 дней назад

    Jehovah Ray maharipo Izay Tia Sy Mamindra fo Mba mihainoa ny hatako Mba Mamindra fo amiko

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 9 дней назад

    Jesoa o raiso ny fiainako ho Anao ,Tompo o mamindra fo aminay ,jereo manokana ny ankohonako,fianakaviako hiala @izay tsy ankasitrahanao ka hatahotra Anao Tompo nay ,vonjeo ny Fireneko ho Tonga olona kendry Jesosy o ka hamindrao fo !!Tompo o mampianara anay hazoto hitady Anao ka hanana firaisana Aminao ,mahatoky ny teninao Jesosy a koa afaho izahay Misaotra Tompo o fa tia anay ianao Amen ❤❤❤

  • @tatieFanja
    @tatieFanja 15 дней назад

    Misahotra betsaka JESOSY Makasitraka tompoko ❤❤❤

  • @saratsilavina9965
    @saratsilavina9965 15 дней назад

    Amen🙏🏻handia lalana volamena aho❤

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 15 дней назад

    Misaotra Anao Jesoa Malala nohon'ny nahafoizanao ny ainao nanadiovana ny helokay , Ianao no Tompoko & Mpamonjy ahy amen 🙏

  • @user-lc1fi6ox1l
    @user-lc1fi6ox1l 16 дней назад

    Tsy misy hafa intsony ve ilay horona tsara azafady

  • @user-yz8dn8jt8c
    @user-yz8dn8jt8c 21 день назад

    Misaotra eh❤

  • @olideaolidea
    @olideaolidea 21 день назад

    Matio 27:57,66

  • @user-zy7gz7xm8n
    @user-zy7gz7xm8n 26 дней назад

    Makasitraka tompoko ! Deraina ny tompo ♥️♥️♥️🙏

  • @claudialalarivelorasoanaiv4523
    @claudialalarivelorasoanaiv4523 26 дней назад

    Indray andro mbola hizona indray😢

  • @user-zy7gz7xm8n
    @user-zy7gz7xm8n Месяц назад

    Makasitraka Pasteur,makasitraka Docteur ! Deraina n'y tompo amen💒♥️♥️♥️🙏

  • @VeroVoangy
    @VeroVoangy Месяц назад

    Mankasitraka tompoko.

  • @user-zy7gz7xm8n
    @user-zy7gz7xm8n Месяц назад

    Makasitraka Docteur makasitraka Pasteur,fa tena mampahery,tahin ny tompo💒💓💓💓🙏

  • @delphinemarie6454
    @delphinemarie6454 Месяц назад

    Mankasitraka indrindra Tompoko 🙏🙏

  • @DoraMonk-j8s
    @DoraMonk-j8s Месяц назад

    Andriamanitra no mpanjaka fa jesosy DIA mesia IZAY nirahin'Atra ho mpamonjy IZAO tontolo IZAO...mesia zanak"Atra ihany izy...fampianarandiso ny hiteny hoe jesosy DIA Atra... fampianarandiso EFA HATRAMN TALOHA....

  • @michaelbenahy3750
    @michaelbenahy3750 Месяц назад

    misaotra betsaka nizara, tsara be lay hira; mampahatsiaro ny taloha mitsy

  • @SoafaramarieJudiana
    @SoafaramarieJudiana Месяц назад

    Misaotra betsaka pastera

  • @SoafaramarieJudiana
    @SoafaramarieJudiana Месяц назад

    Misaotra betsaka pasteur

  • @user-tu2ox8hz5g
    @user-tu2ox8hz5g Месяц назад

    Amen

  • @user-zy7gz7xm8n
    @user-zy7gz7xm8n Месяц назад

    Makasitraka tompoko ! ♥️♥️♥️

  • @LinaMad-pt1sr
    @LinaMad-pt1sr Месяц назад

    Tsara ny fampianarana tsara koa ny hira fa izy miaraka manelingelina be

  • @user-zy7gz7xm8n
    @user-zy7gz7xm8n Месяц назад

    Makasitraka tompoko ! Deraina.ny tompo 💒🙏🙏🙏

  • @Jocelyne-j6p
    @Jocelyne-j6p Месяц назад

    Mankasitraka Tompoko 🙏

  • @user-qd3yr7pv1m
    @user-qd3yr7pv1m Месяц назад

    Amen

  • @gilbertrakotomandimby5444
    @gilbertrakotomandimby5444 Месяц назад

    Hoan' Andriamanitra irery ny voninahitra🙏🙏

  • @ainaaina9174
    @ainaaina9174 Месяц назад

    Misaotra betsaka tompoko

  • @user-zy7gz7xm8n
    @user-zy7gz7xm8n Месяц назад

    Makasitraka tompoko ! Deraina n'y Tompo 💒🙏🙏🙏

  • @noelvivian5432
    @noelvivian5432 Месяц назад

    Mankasitra sy midera anao hatrany aho tompo ary ampianaro hatrany koa aho mba hiara miasa aminao hatrany. Misaotra tompo tia o

  • @olideaolidea
    @olideaolidea Месяц назад

    Mankasitraka indrindra tompoko ❤❤

  • @user-tu2ox8hz5g
    @user-tu2ox8hz5g Месяц назад

    Amen🙏🙏

  • @user-zy7gz7xm8n
    @user-zy7gz7xm8n Месяц назад

    Amen ! Makasitraka tompoko 💒🙏🙏🙏💖

  • @user-zy7gz7xm8n
    @user-zy7gz7xm8n Месяц назад

    Makasitraka tompoko ! 💒🙏🙏🙏💓

  • @SERVICEALTO-zr7zn
    @SERVICEALTO-zr7zn Месяц назад

    🎉🎉🎉

  • @HarisoaMichele
    @HarisoaMichele 2 месяца назад

    Amen 🙏

  • @user-zy7gz7xm8n
    @user-zy7gz7xm8n 2 месяца назад

    Makasitraka tompoko ! 💒🙏🙏🙏

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 2 месяца назад

    Misaotra an' i Jeso Tompo noho ny fitiavany sy ny famindram- pony. 🙏 Amen

  • @user-qd3yr7pv1m
    @user-qd3yr7pv1m 2 месяца назад

    Mankasitraka ❤❤❤😊

  • @gilbertrakotomandimby5444
    @gilbertrakotomandimby5444 2 месяца назад

    Amen🙏🙏

  • @user-qd3yr7pv1m
    @user-qd3yr7pv1m 2 месяца назад

    Amen

  • @belltador
    @belltador 2 месяца назад

    Mankasitraka tompoko

  • @user-qd3yr7pv1m
    @user-qd3yr7pv1m 2 месяца назад

    Amen

  • @user-zy7gz7xm8n
    @user-zy7gz7xm8n 2 месяца назад

    Makasitraka tompoko! 🙏🙏🙏