Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Kanto ny taloha❤ n'a ny arrangement tsisy kianina
Best Version 😊💕 misaotra betsaka
Tsy lany manja ilay hira e. Mankasitraka 😃🎤😃
Mbola tsisy nahavita zay 'vocal'nao zay ah...mankasitraka
❤❤❤ just waaaoooh ..
Hira mbola hankafizina hatrany,merci
Merci! tsy foiko ty hira zalah!
mafy le vocal !! chapeau (y)
Tsara eeee😍😍😍😍
Tsara be. Mahay be.
legendary
Lay nanaovanao azy taloha ihany no tsara ry ivoara a
TIAKO 😃💓
misaotra anareo, tsara foana
Mankasitraka 😘🎤
Hafa ihany ilay version original e! de mba maniry ny hanavaozana an'ilay hira taloha ireny ho toy itony satria dia tsy hita ato anaty you tube anefa ankafizinay
tsara loatra e💕💕
Milay lesy izy izany...misaotra e
Mahafinaritra e, mankasitraka…
Légende
Tsy mety maty ato amiko ity hira ity
Mamy bé. :-)
Mahatsiaro an'i Lôlabe ry zalah
milay ranga ity hira ity an !
Mbola ankafizina fona. Aiza ianareo Zao? Misy proposition aty amiko, Sao tokony mijanona isika?
Mbola tsara e. :-)
Tsara rangah zany vazo zany a.Na ny tonony na ny arrangement na ny angolan'ilay mpihira.
Mahay koa ilay mpitendry glita! Mankasitraka 😘🎤🤣🎤
Tiko be ity hira ity. Sady tsara feo be le voccal
Tsara lotra
Mbola virijiny aho t@ izany hira izany 😜🤪. Misaotra nizara fa ahatsiarovana ny fahïny.
@Rico Joêl Falimanana
Mihaona*
alefa Gerard Soliste siora b
mlay eh; ivoara h@farany
Talilio gea. Molia molia.
Tiko be zay hira zay ry zalahy.manga feo sady milay be.mankasitraka e

Tsara rangah zany vazo zany a.
Na ny tonony na ny arrangement na ny angolan'ilay mpihira.