Tsara ny hira Malagasy fa tsy viatery ho ny rehetra satria misy tokoa ireo miteniteny fona ,te hiseho tele. Fotsny ,mpanenjika fotsiny ny ataon Any ivelany ,nefa SAMY manana n'y fomban taniny Sy soatoavina avy , ary ny te ihira Fotsny nefa tsy ao anatin mihitsy ilay talenta
Tokony arovana ny talenta toy zao fa tsy avela resiny ny hira tsy dia misy ilaivana azy mamotika ny toe-tsaina...
2023 , Mbola mihaino ihany . Hafa ihani ny hira taloha . Tiako lotra ❤
Hatraty io
Tena rehefa manambady dia ity ouverture ity no tiako efa ela 😍
Mila averina avoaka ito hira ito. Tsy atao cover fa otran'io ihany e ❤️🔥
Raiso fa foy. Efa anao. Mankasitraka 😘🎤 Tsy azo atao kilalao n'y fiarahana. :-)
tsara loatra, mampatsiahy ahy ny belle époque des années 90
Tsara be ity hira ity, 2019 mbola tsara foana
Tsara ny hira Malagasy fa tsy viatery ho ny rehetra satria misy tokoa ireo miteniteny fona ,te hiseho tele. Fotsny ,mpanenjika fotsiny ny ataon Any ivelany ,nefa SAMY manana n'y fomban taniny Sy soatoavina avy , ary ny te ihira Fotsny nefa tsy ao anatin mihitsy ilay talenta
fitsiriritako anio vevavy ami clip io tamzan❤❤❤
09 avril 2021
Manembona ny taloha, fahazazana... ❤️
Mafy lisany,mlay e😍😍
hafa iany ny talou eh! ten tsara!!
tadidiko fona zany nisy souvenir be mihitsy misaotra e!!!!
2020 , mankatelina eeee
tsy lefy laza, misaotra nizara oo!
2018 and still here
2024
ny hiram pitiavana gasy tiako indrindra .. misaotra ee
Tiako be ito hira ito.
Tena mbola hafa mihintsy ilay mozika misy ketrika sy feeling e,
Je t'aime sandra....
Mampanembona, , tsara loatra❤❤❤#2022#
2001-2022, mbola milay foana
merci e, merci Ra Lola,RIP e!
mbola tsisy miala eto 2024
Tiko 💕
jaim b....
NY hira taloha rangah tena matsiro foana e
Mbola itako tapoka ihany ty hira ty, Dec 2022
Tsara be !
Milay eee
2021 (y) tsy lany manja
Tena tsara ity hira ity.
😍😍😍
Kanto dia kanto e. Efa ho 15 ans no tsy nahainoko an izany hira zany le
tsara be!
tiko be mintsy le hira, mankasitraka e
😢
ira tam mbola kel.. ndriiii.. mampanembon b..
milay be le hira , ts lany mamy, be fitaiavana nareo, misaotra e,
aoka marina.latsaka hatramin ny ranomaso mihaino izany hira zany
Milay foana e!
2021 oo
❤🤩
❤
impolo ngamba ty vazo ty no henoiko isanandro
tsara fona,tiko,mlay
2020
tsra
tiako loatra
sur e
Mafy le feo ! mankasitraka
tiako io hira io zao vo hiako mankasitraka e