Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
papa aimait bien ce chanteur...beaucoup de nostalgie. Paix à son âme!
ma maman aussi, paix à son âme
Courage les amis !
Mon papa aussi l adorait, 2 ans qu il est parti 🕊
@@amyliliRa nostalgie de nos papas.... Courage et Paix à leur âme!
....;franchement je pense a mon PERE defunt AUSSI QUAND J ENTENDS CETTE CHANSON
Misaotra betsaka zokilahy, za de anisany pankafy fona ❤️🙏👍
Efa nihaino, dia mihaino, Ary mbola hihaino
trop beau ....makafy fona zay e.sady mapanembona ny any tanāna
Piękna piosenka... J'écoute avec plaisir... 🎶🎧
Misaotra e! Tsy lany manja na dia efa ela aza.
Ndriiiii, mafinaritra ery ny mihaino an'lay hira, ny tononkira indindra2
26 juin 2018 zaho mihaino azy io . Tsy maty manota.
Juillet 2018!! Hira tiko ary fantatro fa mbola ho tiako @ ho aviko rehetra! Tiko loatra ny hiran'i Nono!!
@@rianakinky1561 2024
Misaotra mizara io Hira io, Mampatsihay ny fahazazako sy ny clip, tena fahafnaretana no mihaino ny hiran'i Nono.
Misaotra e, matetika tiako foana ny hiran'ity mpanakanto ity!
Il faut toujours affronter la vie
Nanomboka teny Amparibe ka hatraty Lyon.Misaotra ry Nono
mankasitraka eee
2024❤
Tsara b. Hatsiarovako ani dadanay e!
🥰
Tsara e, mampitamberina fahatsiarovana maro. Misaotra e
tiako eeeeeeeeee!ndrisy fa tsy tonga taty an tanindrazana intsony ranamana
Merci, beaucoup d'émotion. Y a pas de CD ?
2020Mankasitraka e
2024
2019 mbola eto ihany
volana jona taona 2019 mbola eto ihany aho mihaino azy,mahatsiaro ilay namana tena akaiky ahy efa lasa nandao
2021
mampatsia ny fahatanorana mbola tany dago e misaotra e
T@ zany TVM irery no nandefa izany - mampanembona lay hira tena kanto
💖
hafa ihany Nono
Anisan'ny mpanakanto tiako io, fa sao mba misy mahita an'ilay hoe "Tonga lafatra"Misaotra indrindra
ruclips.net/video/gXO0mRAK_mE/видео.htmlruclips.net/video/snBfdMUhKfU/видео.html
08/08/18 mbola henoinko ian! mlaaay be
2020?
Tena tiko😢
MILAY RANGA
Outsoo o, ny fahazazako marina ,
Tsara ilay hira sady nankafizako be io hira io
Mankasitraka e
Misaotra e!Mankatelina!
Mbola kely zah no efa nankafy ity mpanakanto ity sy ny hirany
Hoy ilay namako efa nody mandry izay hoe tsarovy foana izany hira izany naizanaiza alean'ialahy.
fiainana tokoa izany mahavelom-belo izany vazo izany e
hira tsy mahazo heno n'a hy rery fa so mitomany
Tsara kaaaa
mampanembonembona b le hira!
Mety e, bisous
que du bonheur
mpanakanto ten ankafiziko rah i NONO
Tiko loatra sady tena marina avokoa ny lazain'ilay tononkira.
2017
MERCI NONO
Tsy ampiampy foana ny ato an-trano 😢
Gardez courage et espoir . Bonne chance!
Tena tsara
Tsy hitako intsony izay ho lazaina fa tena misy tokoa izany leitsy a ! saingy akory hatao e!!!tsy maintsy manaiky
marina zany Nono a !
tokony mbola averina kely l tao am palais a!!!
Tiko be
tsy vita mora n'y fiainana ra nonoh à...
la vie est belle Mr Thiers...! bon courage... :-D!!!
+Thiers rien est impossible..!! sauf mon nom lol!
misaotra any i nono e mankasitraka tokoa fa mpanakanto mahafinaritr ahy loartr a io
Efa tamn 2004 za nihaino izy ty.. Atramzao anoratako zao mbol ts lany laza amiko mits 🙏🙏🙏
tsy mety lefy laza ao am_po mihintsy itony hira itony
na 20 ans aty aoriana aza de tsy miova mihitsy ny feonao ry Nono an! Vitsy ny oul manana zany karazana qualité na feo toy ny anao zany. Voatahiry ao anaty ao foana le feonao tsy miova mintsy. Misaotra e
papa aimait bien ce chanteur...beaucoup de nostalgie. Paix à son âme!
ma maman aussi, paix à son âme
Courage les amis !
Mon papa aussi l adorait, 2 ans qu il est parti 🕊
@@amyliliRa nostalgie de nos papas.... Courage et Paix à leur âme!
....;franchement je pense a mon PERE defunt AUSSI QUAND J ENTENDS CETTE CHANSON
Misaotra betsaka zokilahy, za de anisany pankafy fona ❤️🙏👍
Efa nihaino, dia mihaino, Ary mbola hihaino
trop beau ....makafy fona zay e.sady mapanembona ny any tanāna
Piękna piosenka... J'écoute avec plaisir... 🎶🎧
Misaotra e! Tsy lany manja na dia efa ela aza.
Ndriiiii, mafinaritra ery ny mihaino an'lay hira, ny tononkira indindra2
26 juin 2018 zaho mihaino azy io . Tsy maty manota.
Juillet 2018!! Hira tiko ary fantatro fa mbola ho tiako @ ho aviko rehetra! Tiko loatra ny hiran'i Nono!!
@@rianakinky1561 2024
Misaotra mizara io Hira io, Mampatsihay ny fahazazako sy ny clip, tena fahafnaretana no mihaino ny hiran'i Nono.
Misaotra e, matetika tiako foana ny hiran'ity mpanakanto ity!
Il faut toujours affronter la vie
Nanomboka teny Amparibe ka hatraty Lyon.Misaotra ry Nono
mankasitraka eee
2024❤
Tsara b. Hatsiarovako ani dadanay e!
🥰
Tsara e, mampitamberina fahatsiarovana maro. Misaotra e
tiako eeeeeeeeee!ndrisy fa tsy tonga taty an tanindrazana intsony ranamana
Merci, beaucoup d'émotion. Y a pas de CD ?
2020
Mankasitraka e
2024
2019 mbola eto ihany
volana jona taona 2019 mbola eto ihany aho mihaino azy,mahatsiaro ilay namana tena akaiky ahy efa lasa nandao
2021
mampatsia ny fahatanorana mbola tany dago e misaotra e
T@ zany TVM irery no nandefa izany - mampanembona lay hira tena kanto
💖
hafa ihany Nono
Anisan'ny mpanakanto tiako io, fa sao mba misy mahita an'ilay hoe "Tonga lafatra"
Misaotra indrindra
ruclips.net/video/gXO0mRAK_mE/видео.html
ruclips.net/video/snBfdMUhKfU/видео.html