Te ho soa Fitia tsy vorindra Tsy nety hafana ny fo Nikasa hifindra, hanova famindra Fa mba te ho soa Efa leo ny mihafy Fa tratry ny herika mafy Ka mila hazavana Mitady ny mety kokoa Lasa tsy tana, Fa mba te ho soa Handositra ditra Fa be ny ratra sy ditra Chorus: Ka indro ny tanako Hanome ny anjarako Hanoro, ankahery Ny havia sy ny havanako Hamihina ny havako Raha sendra ka very Koa aza sondrina Ho lavitra ny aleha Ahazo ny irina, ho sendra ny tiana Fa ny tsiny efa be Mahitsia ,Mahereza Enga nie mba hateza! Izaho tsy havanana Raha toa ka resaka Ahasahirankirana Raha toa kosa ka fitiavana Dia ananako betsaka Azo hivalamparana Chorus (x2) Ka indro ny tanako Hanome ny anjarako Honaro, ankahery Ny havia sy ny havanako Hamihina ny avako Ianao tsy ho irery
Mafy ranga reo aa💪njanona mpakafy fon ee♥️
Te ho soa
Fitia tsy vorindra
Tsy nety hafana ny fo
Nikasa hifindra, hanova famindra
Fa mba te ho soa
Efa leo ny mihafy
Fa tratry ny herika mafy
Ka mila hazavana
Mitady ny mety kokoa
Lasa tsy tana,
Fa mba te ho soa
Handositra ditra
Fa be ny ratra sy ditra
Chorus:
Ka indro ny tanako
Hanome ny anjarako
Hanoro, ankahery
Ny havia sy ny havanako
Hamihina ny havako
Raha sendra ka very
Koa aza sondrina
Ho lavitra ny aleha
Ahazo ny irina, ho sendra ny tiana
Fa ny tsiny efa be
Mahitsia ,Mahereza
Enga nie mba hateza!
Izaho tsy havanana
Raha toa ka resaka
Ahasahirankirana
Raha toa kosa ka fitiavana
Dia ananako betsaka
Azo hivalamparana
Chorus (x2)
Ka indro ny tanako
Hanome ny anjarako
Honaro, ankahery
Ny havia sy ny havanako
Hamihina ny avako
Ianao tsy ho irery
Tiako e! Tiako fona ❤️❤️❤️
Hira mamiko loatra hatraminy vao nahenoko azy efa aman-taona maro .❤
Siora ❤
Tena tsara !
😊😊😊 Tsara erÿ
Kita wa. 2024 ❤
❤❤❤❤
Efa mazava ny andro