tsara loatra e💕💕
milay ranga ity hira ity an !
Kanto ny taloha❤ n'a ny arrangement tsisy kianina
Mihaona*
Mbola ankafizina fona. Aiza ianareo Zao? Misy proposition aty amiko, Sao tokony mijanona isika?
Tsara be. Mahay be.
Mahatsiaro an'i Lôlabe ry zalah
Mbola virijiny aho t@ izany hira izany 😜🤪. Misaotra nizara fa ahatsiarovana ny fahïny.
@Rico Joêl Falimanana
Tsara eeee😍😍😍😍
Hira mbola hankafizina hatrany,merci
Légende
Tsy lany manja ilay hira e. Mankasitraka 😃🎤😃
mafy le vocal !! chapeau (y)
Tiko be zay hira zay ry zalahy.manga feo sady milay be.mankasitraka e
Tsara lotra
TIAKO 😃💓
Mahay koa ilay mpitendry glita! Mankasitraka 😘🎤🤣🎤
Mamy bé. :-)
Mahafinaritra e, mankasitraka…
alefa Gerard Soliste siora b
Talilio gea. Molia molia.
Mbola tsara e. :-)
Mankasitraka 😘🎤
legendary
Milay lesy izy izany...misaotra e
Tsara rangah zany vazo zany a. Na ny tonony na ny arrangement na ny angolan'ilay mpihira.
Tiko be ity hira ity. Sady tsara feo be le voccal
Mbola tsisy nahavita zay 'vocal'nao zay ah...mankasitraka
❤❤❤ just waaaoooh ..
Best Version 😊💕 misaotra betsaka
Tsy mety maty ato amiko ity hira ity
Hafa ihany ilay version original e! de mba maniry ny hanavaozana an'ilay hira taloha ireny ho toy itony satria dia tsy hita ato anaty you tube anefa ankafizinay
Lay nanaovanao azy taloha ihany no tsara ry ivoara a
Merci! tsy foiko ty hira zalah!
misaotra anareo, tsara foana
mlay eh; ivoara h@farany