Madame. Vous êtes très belle. Je vous marie. Je n'ai pas les moyens d'une Audi ni d'une Porsche. Juste une escorte de 10 pousse-pousses décorés. Ah ! Remettre au goût du jour les "kalesa" ! Vraiment trop jolies.
Mpihira manana ny maha-izy azy tononkira Mihaja sy tsarafeo tsisy vulgarité izy...ny mphira sasany @fotoana ve tsisy feo na originalité fa maka tahaka 🤣toa tsy mikikiaka be....
ary iza moa ilay hira efa ela an i lalatiana iny manao hoe "tsy niverina izy, angamaba efa fantany, fa na dia hafatra aza tsy napetrany, fa toa manorisory......"
J'aime bcp toute les chansons de lalatiana, j'aime le jazz
Nanonofy anao aho tamin'izay
nitsingevana ambony ianao
Rahona no ipetrahanao
Ny kintana ataonao kilalao
Nanonofy anao aho tamin'izay
Tanana no natolotrao ahy
Handray ahy ho eny aminao
Ny kintana ataontsika kilalao
Avy aty hoy ianao
Ho ety ambony rahona
Fa ety no omeko anao
Omeko anao zao tontolo izao
Dia nifoha tamin'izay ary aho
Niandrandra nitazana anao
Hay nanonofy anao fotsiny aho
Nitsiky kely aho
Raha mba teto koa mantsy ianao
zany ka tena "KANTO" , mpanakanto tsara... fa tsy hoe mpihira toy ny ry .....aleo tsy lazaina fa be loatra... tena tsy misy kantony mihintsy...
Pour moi et ça ne regarde que moi seul, elle est la meilleur chanteuse Malagasy !
pour moi aussi,
oz rafotsy hoe raha mbola tanora hono io dia saro-piaro izy
rehefa ilay manala ramax iny eny am RN am 3 maraina de miaino an'izany, fa miaraka manofy amin'ny lalana mintsy!
Tena tsara loatra ity hira iray ity ❤️ mankasitraka tanteraka an’i Lalatiana nanao azy!
naina 😍 atolotra nao le hira 😉😘
👌👌👌👌
Tsy mety Leo anito hira Itô mintsy alony.
TIAKO loatra 🥰💐 Merci la Diva 🤝😍
iza no mbola mihaino azy amizao juin 2019
za zao mihaino zao an!
Tiako be ilay accord. Mahay koa ilay mpihira. Tsara e. Tena kanto
Pour les noces, kalesa saovaly. En voyage de noce, "omby saretin'dRaleva". lol.
Vous avez une très belle voix. Merci.
Une Diva Malagasy!!! chapeau!!
tena tiko be daholo ny hiran'i lalatiana .
aleko lavitra miheno ny hiranao toho izay ny hira amizao
🎉 je vous prie d'agréer Madame
Awesome! Tsara foana eh!
Zany ka tena mpihira...👏👏👏👏👏👏❤❤
Madame. Vous êtes très belle. Je vous marie. Je n'ai pas les moyens d'une Audi ni d'une Porsche. Juste une escorte de 10 pousse-pousses décorés. Ah ! Remettre au goût du jour les "kalesa" ! Vraiment trop jolies.
Tena mahay sady tsara!! azo sokajina hoe matianina!!
Lalatiana nofy ❤❤❤❤
Mankasitraka indrindra amin'ilay fizarana o ! Soa, soa, tena soa !
Faha
J'adore chanson 😍🥰🥰
Mpihira manana ny maha-izy azy tononkira Mihaja sy tsarafeo tsisy vulgarité izy...ny mphira sasany @fotoana ve tsisy feo na originalité fa maka tahaka 🤣toa tsy mikikiaka be....
ary iza moa ilay hira efa ela an i lalatiana iny manao hoe "tsy niverina izy, angamaba efa fantany, fa na dia hafatra aza tsy napetrany, fa toa manorisory......"
"misy antony"Lalatiana s'y Haingo Rajaofara.
mba tiko koa iny hira iny
Tena tsara😊
Tsara e, tiko b
Tena tsara be!!
Nitsiky kely aho ; raha mba teo tokoa mantsy ianao... :(
Tiako loatra
on va remonter le temps...
mba asio any lay "ifonako" iny ry zalà fa tena tiko loatra ny nanaovany azy omaly iny a!merci :)
tsara eh!
❤
tena tiako be
C'est possible d'avoir la traduction ? Merci
niice:!!
........😴😏 bizarrement 16/06/20
😁😘
chanteuse tiako indrindra
Be Loha pareille !😉
❤❤❤❤
2018..
Cooool
Ummm! tiko, tsara e
Milay fôna e (y)
😍😍😍😘😘😘
mlay eh
💖
hatramiazo tsy miova e!
Tiko e tiko e
mb ataovy mismisy le spect tao @ palais fa zay tsy tany f ts afaka azfdy
Tsara e
mafinaritr e
norme b k
(y)
🫶🫶❤️🎧🎶🎸
Lalatiana nofy ❤❤❤❤
J'adore chanson 😍🥰🥰
Cooool
J'adore chanson 😍🥰🥰