ELIDIOT - Aza latsaigny ( Clip Officiel 1080p HD )

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 2 фев 2025

Комментарии • 186

  • @churrahnanou6331
    @churrahnanou6331 2 года назад +5

    Za olombelo mahay diso, mandia tany mba solafaka ihany. J’adore ❤️👏👍🇲🇬

  • @leoniepatriciavololona9480
    @leoniepatriciavololona9480 Год назад +1

    Tsara be ny tononkira ny haingampanahy tao anaty famoronana , afa tsy ny feo izay tena tsara mankasitraka 🌹

  • @floreinamitie5021
    @floreinamitie5021 4 года назад +2

    Zavatra tokony hataon'lalah @viavy réf diso. Misaotra Elidiot fa tsara b le hira

  • @ktr6056
    @ktr6056 2 года назад +1

    Merci Elidiot fa tiako be zay

  • @tojofanantenanarandriamana8473
    @tojofanantenanarandriamana8473 Год назад +1

    Hira tiko tsy mankaleo ahy ty hira ty😘😘😘

  • @andriamihajanoellah3265
    @andriamihajanoellah3265 4 года назад +3

    Koa ef itanw f matsapa disou aza latsain f foko marar😭😥😥💔

  • @sympadimby97
    @sympadimby97 6 лет назад +25

    Ekeko fa nagnano adalagna zah, somary nody ariva ny omaly
    Ekeko fa nisary adala zah, ça fait tratra lôtra zah tsy navaly
    Namparary fônao zah naditry, tsy kiniako zah magnano azafady my baby
    Milela-mbity @nao zah manangy, koa mba mety mba mamela azafady
    Haiko anao marary, zegny aza ataonao raha rafesagna zaho
    Tsapako anao mijaly, zegny aza ataonao raha agnariana zaho.
    Ref:
    Koa fa hitanao fa mahatsapa diso, aza latsaigny zah fa foko marary ehhh
    Matoa zah milefitry, zah malilo aza tadiavana ankany
    Tsoriko @nao my baby, zah olombelo mahay diso mandia tany, mba solafaka ihany
    Nifona t@nao zah fa tsy nety nataoko, vômaika anao nagnilikiliky zah
    Niangavy anao zah mba amela adalagna zay vita, na niany natà ela tsy hainao nisy nahita
    Tsy nijerenao, fa teny mafy mandratra fô namalianao zah
    Tsy masaky mamaly ça fait tratra aleo mangigny sao fo niantsika vita...oh..!
    Ref: Koa fa hitanao fa mahatsapa diso, aza latsaigny....!
    Ombiagna anao mba hiôva
    Ombiagna fo anao mahita zah mba hisava
    Mba tiako eky hamalifaly anao
    Mahita zah mba tsy homontsomontso lava.
    Ref: Koa fa hitanao fa mahatsapa diso, aza latsaigny....!
    (*03) [deuxième ref voix femme]
    Tsoriko @nao my baby, zah olombelo mahay diso mandia tany, mba solafaka ihany...!
    Merci de l'avoir suivie!!

  • @bagonza9593
    @bagonza9593 Год назад +1

    i dont understand malagasy language apart from coucou and salama but this is a very nice song. Elidiot is a super star.

  • @mimiekuwait6610
    @mimiekuwait6610 5 лет назад +1

    Natao andefitra ditra nde hilaly foana mo zany zay vehivavy ko 😢😢😢😢😢tsara le hira sady mapalahelo 😯😯😯

  • @oriahrasolomanana6525
    @oriahrasolomanana6525 6 лет назад +1

    na in-jato ary mihaino ity hira ity tsy leo mintsy. Merci Elidiot

  • @tahiryrazanadrasamy
    @tahiryrazanadrasamy Месяц назад

    Eh fianako no atanaho hira merci beaucoup tohizo fona

  • @andrykossel3308
    @andrykossel3308 2 года назад +1

    Quel kif❤️

  • @nirinasoa9314
    @nirinasoa9314 2 года назад

    Tiko be ilay hira nao, merci beaucoup

  • @AndoNiainaRakotoarison-px7oq
    @AndoNiainaRakotoarison-px7oq 7 месяцев назад

    Tsara aloha ilay tononkira sy ny melodie e❤❤.. mirary soa hatrany ho anao mpanakanto

  • @annieeinnah7045
    @annieeinnah7045 6 лет назад +16

    Tu resteras mon meilleur Elidiot !!! 😍

  • @mimiwendystenny8894
    @mimiwendystenny8894 5 лет назад +3

    Tiako be tiiii tsy leo mitsy a miheno sy mijery azy❤❤❤

  • @tsitorandria8573
    @tsitorandria8573 2 года назад +1

    Tsy leo mihitsy mihaino an'ity hira ity. Merci Elidiot!

  • @yolanderajaona1826
    @yolanderajaona1826 2 года назад +2

    j'adore cette chanson merci

  • @danielrasoloarivony
    @danielrasoloarivony 4 года назад +4

    Ekeko fa nagnano adalagna zaho, somary nody hariva gn'omaly
    Ekeko fa nisary adala zaho, ça fait tratra loatra zah tsy nahavaly
    Namparary fonao zaho, naditry, tsy kiniako zah magnano azafady, my baby
    Milela-mbity aminao zah manangy, koa mba mety mba mamelà azafady
    Haiko anao marary, zegny aza ataonao raha rafesagna zaho
    Tsapako anao mijaly, zegny aza ataonao raha agnariana zaho.
    Koa fa hitanao fa mahatsapa diso,
    Aza latsaigny zah fa foko marary
    Matoa zah milefitry, zah malilo aza tadiavana hankany
    Tsoriko aminao my baby,
    Zaho olombelo mahay diso, mandia tany mba solafaka ihany
    Nifona taminao zaho fa tsy nety nataoko, vômaika anao nagnilikiliky zah
    Niangavy anao zah mba amela adalagna zay vita, na niany nata ela tsy hainao nisy nahita
    Tsy nijerenao, fa teny mafy mandratra fô namalianao zah
    Tsy mahasaky mamaly ça fait tratra aleo mangigny sao fo niantsika vitaa
    Koa fa hitanao fa mahatsapa diso,
    Aza latsaigny zah fa foko marary
    Matoa zah milefitry, zah malilo aza tadiavana hankany
    Tsoriko aminao my baby,
    Zaho olombelo mahay diso, mandia tany mba solafaka ihany
    Ombiagna anao mba hiôva
    Ombiagna fo anao mahita zaho mba hisava
    Mba tiako eky hamalifaly anao
    Mahita zaho mba tsy homontsomontso lava
    Koa fa hitanao fa mahatsapa diso,
    Aza latsaigny zah fa foko marary
    Matoa zah milefitry, zah malilo aza tadiavana hankany
    Tsoriko aminao my baby,
    Zaho olombelo mahay diso mandia tany, mba solafaka ihany

  • @chantalrannem3403
    @chantalrannem3403 6 лет назад +2

    Tsara loatra mankasitra de mirary soa hoan Elidiot tiko be daholo ny hira nao 😍🎧

  • @sabinakrumb223
    @sabinakrumb223 4 года назад

    Tsy mahatofoka ana hira ty, merci Elidiot 🥰🥰🥰

  • @zamahfaniry8093
    @zamahfaniry8093 4 года назад

    Merci beaucoup o ! Tsy voatery oe nao erreur ray nge de iny faona no andatsana. La vie continue !

  • @nomendrazanirinaloickricka198
    @nomendrazanirinaloickricka198 6 лет назад +3

    J'aime beaucoup.
    Mitahiry raha maro amiko hiranao io Eliodiot. Merci Elidiot

  • @williammaroha4776
    @williammaroha4776 6 лет назад +1

    Tsy mety empaka za mihaino any ty hira ty e!M6 Elidiot fa tena tsara e!

  • @kmo9051
    @kmo9051 2 года назад

    Bien Armina Linda ❤

  • @sympadimby97
    @sympadimby97 6 лет назад +2

    Tena mapitomany ilay fifonana ary tena mety; (efa te hitomany za nefa tsy mety milatsaka ilay ranomasoko[ra tsy misy olona halahelovako mihitsy angaha]) Misaotra Elidiot fa mahafinaritra ilay asanao !! :)

  • @botralavajoeguichard4019
    @botralavajoeguichard4019 5 лет назад +3

    Ya Sandriko oo efa naro2 nitandrignesako taminy hiranao zay texte anao tsy azo,tohizo fa mitoetra izy regny.merci bcp

  • @ozilaarmistascolascolascol1298
    @ozilaarmistascolascolascol1298 6 лет назад +1

    Mmmm tiako eky hira tiay merci Elidiot

  • @miarafanomezantsoa8277
    @miarafanomezantsoa8277 5 лет назад

    Tsara be, merci Elidiot

  • @iharivoatriniainaroberthon3053
    @iharivoatriniainaroberthon3053 2 года назад

    Bravo Elidiot👏👏

  • @caroravelo3215
    @caroravelo3215 2 года назад +1

    Tiako hiranao Ity ah Elidiot eh, na d efa aman taona aty aoriana ary ❤️

  • @nazializa7625
    @nazializa7625 4 года назад +1

    Tiako ee 💝

  • @norotianageorgia8764
    @norotianageorgia8764 3 года назад

    Tsra beu 😍😍

  • @lovalova116
    @lovalova116 6 лет назад +5

    Tiako slow nao ity Elidiot..tena tsar tonokira ..hafamintsy raikityka.merci fa cc kuwait ee

  • @ratovosonsonia7574
    @ratovosonsonia7574 4 года назад +3

    2020 mbl coup d coeurk fn❤❤❤

  • @swaaas-sfswas1320
    @swaaas-sfswas1320 6 лет назад +4

    Ts vizana za mihaino an'ity hira ity #Elidiot bravo mirary ny soa ee.

  • @JusticiaRazafihanaka
    @JusticiaRazafihanaka 2 года назад

    Mbol tjrs tsara fo hira to jusqu'à Niany

  • @louvarakotobe2941
    @louvarakotobe2941 6 лет назад +4

    Tiko be hira ty tsy mety leo mitsy za,merci

  • @voahangynirinarazaiarivony3542
    @voahangynirinarazaiarivony3542 3 года назад +1

    Tena tsara be lay hira alefa elidiot

  • @remiahrazafindrasoa3391
    @remiahrazafindrasoa3391 6 лет назад +2

    😍😍 atsiarovako oul ty hira ty 😳😳 vo nanolotr anio hira io ho anw iz d ontsa avetrany enw sad te hamihina az 😢😢

  • @andryandriamasiarivony5401
    @andryandriamasiarivony5401 5 лет назад

    milay eh! tohizo fa tsara! Mirary soa sy fahombiazana hatrany !!!!!!!!!!!

  • @enindratrerabellaursula7433
    @enindratrerabellaursula7433 2 года назад

    Tiako be lay hira jusqu'à zao 23/10/22 mbola tsy haitsaka

  • @SSss-pm1wl
    @SSss-pm1wl 5 лет назад +1

    Za ary tena mankafy bee le hira 😁😁😁

  • @adalanamandinika4967
    @adalanamandinika4967 6 лет назад +4

    Tiako ty fifonana ty mon frère a,izikoa maba maheno anareo managny mba mamela manafo ô!

  • @hantarandrianarivelo1145
    @hantarandrianarivelo1145 5 лет назад +2

    Merci Elidiot, j'adore vos chansons

  • @Monique_army1
    @Monique_army1 6 лет назад +7

    Iza no miheno 2019 ato bola mahatsiaro Tuléar Zaho maheno hira ty

    • @Tonykross375
      @Tonykross375 5 лет назад

      Zaho mbl namanw miheno hira ty hatramizo ts mety Leo za

    • @alainjordi9220
      @alainjordi9220 5 лет назад

      Eugenie Ducrocq marin ari tree

  • @abiotterafilo3778
    @abiotterafilo3778 5 лет назад +1

    Foalefitra n'y nataonaro koa kara teninao lelahy é. Tsara lay hira ary miditra aminy fô . Merci tohizo

  • @tahinachantal8275
    @tahinachantal8275 5 лет назад +1

    Reveko nama elah ❤😘🙏

  • @rafidisonnomenjanahary6464
    @rafidisonnomenjanahary6464 2 года назад +1

    2022 Mai top fona Elidiot❤

  • @luchonoretonga1248
    @luchonoretonga1248 6 лет назад +8

    j'aime bcp !!!merci elidiot

  • @rasoarimalalaomega6584
    @rasoarimalalaomega6584 4 года назад

    Juin 2020 mbola mihaino ary mankafy be

  • @rakotomalalanirinalarissa4039
    @rakotomalalanirinalarissa4039 6 лет назад +1

    tsara zala hira ty ao 💝💝💝💝💝

  • @priscaemma5105
    @priscaemma5105 6 лет назад +4

    J'adore! tiako zalà ê!

  • @michelinerobidas7866
    @michelinerobidas7866 5 лет назад

    Misaotra mister Elidiot

  • @elviemaroa1760
    @elviemaroa1760 6 лет назад +5

    j'aime bcp😍😍🎹🎻🎶😢😭
    merci elidiot

  • @RantsoavinaNinoCharmelo
    @RantsoavinaNinoCharmelo 15 дней назад

    Marina zani tiko b😢😢😢

  • @minousasa9112
    @minousasa9112 6 лет назад

    Soa bibi ly elidio 👍👍

  • @chantalrobinson4710
    @chantalrobinson4710 3 года назад

    Mahay koa ireo nanao clip. Tsara

  • @RovaniainaRak
    @RovaniainaRak Месяц назад

    Tady vy

  • @shaikali8843
    @shaikali8843 5 лет назад +1

    Mrc fa tena tsara be ny hira 💖💖

  • @halokuwait5769
    @halokuwait5769 3 года назад +2

    25/02/2021 kuwait 🇰🇼 👍👍🌼

  • @sylviafanomezantsoa9172
    @sylviafanomezantsoa9172 4 года назад

    Tsara lotra eh ❤️

  • @tinafrancela1007
    @tinafrancela1007 5 лет назад +3

    Qui est là en février 2020

    • @monaa7087
      @monaa7087 2 года назад

      Je sui là Octobre 2022❣️

    • @jeanjacquesangama7518
      @jeanjacquesangama7518 2 года назад

      N mmmmm ., bj b is nous bien k n the n n the n n! Kkb
      Phone guide indigo hip bbnnn

    • @Ailur0-0
      @Ailur0-0 8 дней назад

      2025

  • @lydiaanna384
    @lydiaanna384 5 лет назад +1

    28/12/19 mbola mankafy foana 😍😍

  • @sithaal-essa9850
    @sithaal-essa9850 6 лет назад +5

    Tiko b fa kay ve n lehilahy mb m6 mahatsapa anzan ian e!!!

  • @ginasoamanjary3773
    @ginasoamanjary3773 4 года назад +1

    Maha ngoma zah hira ty 😢💔

  • @florenciazaranony7616
    @florenciazaranony7616 5 лет назад +7

    je kiff trop, pour moi top🎧❤💞😍💓😘

  • @fanraj879
    @fanraj879 3 месяца назад

    tena tsara be ms

  • @schmittarylane4062
    @schmittarylane4062 5 лет назад +1

    Ts tofoka za eih.. Je t💖😘 merci bcp

  • @principrincio2346
    @principrincio2346 6 лет назад

    Waàaaaooow tiako lotra

  • @christinerazafindrafara6685
    @christinerazafindrafara6685 5 лет назад +1

    j'adore cette chanson

  • @margeurravelonjanahary6636
    @margeurravelonjanahary6636 6 лет назад +4

    Za maka anw elidiot!!za alou fans nw

    • @antoinettemollon4333
      @antoinettemollon4333 5 лет назад

      Yes men merci beaucoup
      Ça me touche beaucoup cette chansson
      T'es le meilleur petit

  • @arlinarlind1695
    @arlinarlind1695 3 года назад

    2021 mankafy fona😘

  • @FalyLife
    @FalyLife 5 лет назад

    Mahay mihira be🌹🌹😍😍

  • @anniemauduit3908
    @anniemauduit3908 5 лет назад

    tiako leretsy zany hira zany e. milamindamina tsara. misaotra Elidiot

  • @rianalaC
    @rianalaC 3 года назад

    mahery leisy nareo

  • @nathr8420
    @nathr8420 4 года назад +1

    Tia anao aminy eo koa vao hoe aza latsainy fa foko marary😂😂

  • @oupashai650
    @oupashai650 4 года назад +1

    Taiko be. Avy aty Afrika Atsimo

  • @langmayah7726
    @langmayah7726 6 лет назад +1

    Merci, tsara b l hira mahaontsa!!

  • @stephanmlayeherilala6598
    @stephanmlayeherilala6598 5 лет назад

    Siora ralah ✋👊

  • @ginasoamanjary3773
    @ginasoamanjary3773 4 года назад

    Maha ngoma za hira ty ein😥

  • @harinosyank8374
    @harinosyank8374 3 года назад +1

    Mlay✌

  • @rynahrakotomamonjy4190
    @rynahrakotomamonjy4190 5 лет назад

    tsara be, mankasitraka

  • @mfinfocyberservice9231
    @mfinfocyberservice9231 6 лет назад +5

    Aleo slow maitre, io tegna mety aminao...( Ry Elton john, Julio Iglsesias, Brayan Adams, etc...)

    • @kwtkk5772
      @kwtkk5772 6 лет назад

      merci fa tsara 😘😘😘😘😘😘

  • @bodovero7302
    @bodovero7302 5 лет назад

    Merci Elidiot très belle chanson

  • @benoithyppolytte929
    @benoithyppolytte929 6 лет назад

    J'adore cette chanson , et ouï pourquoi ont nous pardonne pour moindre l'erreur

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 6 лет назад +7

    mon chanteur préféré

  • @tinafrancela1007
    @tinafrancela1007 4 года назад

    12 juillet 2020 qui est là

  • @mbolarazafimanantsoa7913
    @mbolarazafimanantsoa7913 4 года назад +1

    J'aime bcp😘❤

  • @kevinchan6500
    @kevinchan6500 6 лет назад

    tiako b lc le hiranw raiky ty Elidiot tohizo fa tsara

  • @ratianarivolemi2089
    @ratianarivolemi2089 6 лет назад +1

    Tsara mon frère, fa tohizo e!

  • @elodieemrn
    @elodieemrn 7 месяцев назад

    Olombelo ts maints solaka 😊

  • @hanitralalasoa1169
    @hanitralalasoa1169 4 года назад

    tsy mety leo mihintsy

  • @hantasoadridiny2631
    @hantasoadridiny2631 4 года назад +1

    Tiako loatra , tiako be lay feonkira

  • @maribelle3892
    @maribelle3892 5 лет назад +1

    C'est pas mal 😍

  • @angelaandrianjara5343
    @angelaandrianjara5343 4 года назад

    super le clip j'aime beaucoup merci

  • @uaeuae280
    @uaeuae280 6 лет назад +1

    J'aime bcp 💪💪💪💪👨‍👧‍👧❤

  • @pitoujulie2342
    @pitoujulie2342 5 лет назад +1

    Quel talent !😘😍

  • @jf.w2136
    @jf.w2136 6 лет назад +7

    J'1me trop 7 chanson😊😀,m6 Elidiot

  • @holynirina3030
    @holynirina3030 6 лет назад +1

    soa bibiky le hira ,m6Elidiot