Dia rava tanteraka tokoa moa izany lay fitiavantsika roa mangina aloha fa mbola voa, marary fo sy miasa loha Lay fitiavantsika tsisy raha nanjary rava 'ty niafarany Samia mandinin-tena aloha, raha manina dia mba miantsoa Toa latsalatsa sy vazavaza, ianao no tena basy vava Ilay fianakaviana koa mba niangaviana maika koa nanisy sira Mamoron-dainga sy mifosa lava ô tsisy zavatra mazava Miantsaravelatsihy, misaron-tava, fita-bitro lalan-dava 'Lay tokantranontsika mila ho rava, tsisy mba nandanjalanja Ketoketoka matetitetika maka lagy sy manjetoka Manana ny adala ka manampi-bava, aiza ihany lay mazava ? Rahoviana re vao mba hisava ? Hangatahana amin'ny Avo lalandava ny hampifankatia, zaho mbola tia andry mbola tena mankafy ho'aho zaho ô ô ô ! Mahita tsirony amindry Dia rava tanteraka tokoa moa izany lay fitiavantsika roa mangina aloha fa mbola voa, marary fo sy miasa loha Lay fitiavantsika tsisy raha nanjary rava ty niafarany Samia mandinin-tena aloha, raha manina dia mba miantsoa Le mody ato an-trano tsisy teny mamy fa laginina avy hatrany Manangam-bovona tsy mety mirana, mampandainga manahirana Ny hasarotam-piaronao mameno trano, iretsy koa milaza angano Tsy maraina tsy hariva tsy antoandro zany no analanao andro Ny ato an-trano lasa tsakinady, ati-kena miampy lagy Vao lalovan'ny mpanatsatso d'efa mahonena sy mijaly Isika roa angamba hitokamonina any alavitra tsy koboko any Any angamba mahafinaritra e ! Angatahana amin' tena Andrimanitra satria... Zah mbola tiandry, mbola tena mankafy wa zah ô ô ô Mahita tsirony amindry ! mbola tena mankafy wa zah ô ô ô Mahita fafiny amindry ! Samoela (Album : Zana-bahoaka Nov. 2010)
juillet 2024 mbola ato, tiko loatra ty hira ty, nanombok niaraka zhay 2 t@ 2014, d miady2 kely in, d hira ty no henoiko, zao 2024 rava tanteraka tokoa, tena tyhira ty no ianako zao
J'aime beaucoup se chansons ❤ i Rjao moo e jerenareo mampalahelo kely😢😅
Mbo mamala koa azafady anare eh! tompoko
Ma chanson préf ❤️❤️❤️❤️
Dia rava tanteraka tokoa moa izany lay fitiavantsika roa
mangina aloha fa mbola voa, marary fo sy miasa loha
Lay fitiavantsika tsisy raha nanjary rava 'ty niafarany
Samia mandinin-tena aloha, raha manina dia mba miantsoa
Toa latsalatsa sy vazavaza, ianao no tena basy vava
Ilay fianakaviana koa mba niangaviana maika koa nanisy sira
Mamoron-dainga sy mifosa lava ô tsisy zavatra mazava
Miantsaravelatsihy, misaron-tava, fita-bitro lalan-dava
'Lay tokantranontsika mila ho rava, tsisy mba nandanjalanja
Ketoketoka matetitetika maka lagy sy manjetoka
Manana ny adala ka manampi-bava, aiza ihany lay mazava ?
Rahoviana re vao mba hisava ?
Hangatahana amin'ny Avo lalandava
ny hampifankatia, zaho mbola tia andry
mbola tena mankafy ho'aho zaho ô ô ô !
Mahita tsirony amindry
Dia rava tanteraka tokoa moa izany lay fitiavantsika roa
mangina aloha fa mbola voa, marary fo sy miasa loha
Lay fitiavantsika tsisy raha nanjary rava ty niafarany
Samia mandinin-tena aloha, raha manina dia mba miantsoa
Le mody ato an-trano tsisy teny mamy fa laginina avy hatrany
Manangam-bovona tsy mety mirana, mampandainga manahirana
Ny hasarotam-piaronao mameno trano, iretsy koa milaza angano
Tsy maraina tsy hariva tsy antoandro zany no analanao andro
Ny ato an-trano lasa tsakinady, ati-kena miampy lagy
Vao lalovan'ny mpanatsatso d'efa mahonena sy mijaly
Isika roa angamba hitokamonina any alavitra tsy koboko any
Any angamba mahafinaritra e ! Angatahana amin' tena Andrimanitra
satria...
Zah mbola tiandry, mbola tena mankafy wa zah ô ô ô
Mahita tsirony amindry !
mbola tena mankafy wa zah ô ô ô
Mahita fafiny amindry !
Samoela
(Album : Zana-bahoaka Nov. 2010)
Mampalahelo ny hira izany😢😢
Enfin re posté! ❤❤❤
juillet 2024 mbola ato, tiko loatra ty hira ty, nanombok niaraka zhay 2 t@ 2014, d miady2 kely in, d hira ty no henoiko, zao 2024 rava tanteraka tokoa, tena tyhira ty no ianako zao
Lasa tena iainana Ilay izy @zao ko😢
Samoela est une légende.
❤ courage eee
Jeremy nareo mai i Rajao mampalaelo Kely 😢😅
De mbola mamalya azafady ee😅
tena milay be le clip
M"lay❤❤
De Malia koa anao azafady ☹️😥😢
Any Malia ai ai !😊😢
Zany koa n'ai makatia le hira io d jereo nai i Rajao ai mampalaelo Kely
😢
❤
❤️👍
La chanson dit uoi svp
🤟🏾
Rokia foko
🤩🤩🥰🥰😇😇
Elric mama
Z 🎉😮😅 4:52
Kaaka j
Eric mana
Mangilikitik
Eric mana