Any enao zay eee, enao lay natosiko tamin'ny kalesa , 😂, tsika nifampizara voatsinefy sy voamadilo , mahatsiaro mafy ny any Mada 🎉, zah aty canada zao, enao zao tsy aiko tsony hoe aiza
Any ianao ’zay Rotsirotsin’ny fiaraben’ny Hyundai ianao ’zay Ny 0248 TN Nahafantarako anao re tsisy neniko Any anao zay I Kalamena volo havako iny e! Mena tsy foiko No sady tsy foiny Lokon’Arema, fa nifankatiavanay Sigara Good Look akiy Anembonako an-dry Good Look amin’ilay tsisy Menthol Fa ny nitiavako anao re toin’ny taonina Sarin’ny Masina Maria Anembonako an-dry Lay manao hazo fijaliana kely amin’ny tanana an-kavia ('Ty kosa ho'aho mahasosotra mihitsy rehefa manao an'izay) Any ianao ’zay Angambany efa tena lasa lavitra be Mbo rahoviana indray vao mba ho hitako ianao F’ataoko manatitra ahy hatrany Ivandry Any ianao ’zay Angamba efa mamindra 4ème vitesse amin’ny Hydrocarbure ianao izay Fa ny fiara tiany No tiako tiangenana Mahita azy mitsiky aho d’efa fahafinaretaako a. Ia ia ia Sigara Good Look akiy Anembonako an-dry Good Look amin’ilay tsisy Menthol Fa ny nitiavako anao re toin’ny taonina Sarin’ny Masina Maria Anembonako an-dry Ilay mihantona amin'ny tambohon'olona etsy Manjakaray, Vasakaosy, Isotry, Ambanidia Eee Monsieur Polisy o Polisy malala o Ikala menavolo iny ange Raha sendra mba hitanao any alohaloha any Dia sakatsakano kely Dia raha sendrasendra azonao Dia ento any Tsaralalana Dia fatopatory kely Raha sendra be rano maso dia omeo chiffon jaune dia hovangivangiako matetika any re ry ngahy polisy malala o --------
Makes me cry, I love it so much, when I was travelling in Madagascar in 98, everybody and everyone sang it everywhere
Any ianao zay eh
Mbola mahatsiaro fona ony oe 😭🥺❤️
Atsarovako ny talo, tiko b ranga tia vazo tia 😍🥰 makasitsaka bediabe
Any enw zay eh...souvenir b ty hira ty sad mampitomany anah(souvenir ho andry kia ry Mabel ah)
tu me mank bcp
sur mints Samoela an
😪😪😪 U are the BEST Dear Friend ..makes me cry yr songs 😍GOD Bless U .
2021 mbola eto iany mankafy tarika Rasam. Mankasitraka fa mlay be. 🤩💯👍
de la bonne musique pour toutes les genérations
Mbola mankafy foana any Samoela en 2023.
legende enao ratrizay, mankasitraka
4èmavitesy 😜😎🇲🇬💪🏿✌🏿😍😘😘
Tsara be zoky be Samoela a 💓
Ahatsiarovako ny taloha
❤️❤️❤️Any ianao zay
matsiro mihitsy mihaino an'itony amzao miady mivady andro 4 janvier zao kle. aleoko manembona hatanorana miaraka am rasam🤣😂
Tiako eee 😍
Aleo corrigé-na kely azafady fa 0248TN le izy fa tsy TZ 😊
samoela reveko daholo ny vazony na talo na akehitsiny sur je kiff tro
maprevvvv atramzao
mlaaaayyyyy eeeeeeeeeeeeee
Hafa ihany Feeling taloha eh :D
Tiko oh!!
Any enao zay eee, enao lay natosiko tamin'ny kalesa , 😂, tsika nifampizara voatsinefy sy voamadilo , mahatsiaro mafy ny any Mada 🎉, zah aty canada zao, enao zao tsy aiko tsony hoe aiza
octobre 2024 , mamy be foana ❤
Zah ka...ar mbola tena mankafy tsika zoky aaa 😉😉😉
Tena tsara tsara y tieko !!!!!!!!!
Any ianao ’zay
Rotsirotsin’ny fiaraben’ny Hyundai ianao ’zay
Ny 0248 TN
Nahafantarako anao re tsisy neniko
Any anao zay
I Kalamena volo havako iny e!
Mena tsy foiko
No sady tsy foiny
Lokon’Arema, fa nifankatiavanay
Sigara Good Look akiy
Anembonako an-dry
Good Look amin’ilay tsisy Menthol
Fa ny nitiavako anao re toin’ny taonina
Sarin’ny Masina Maria
Anembonako an-dry
Lay manao hazo fijaliana kely amin’ny tanana an-kavia
('Ty kosa ho'aho mahasosotra mihitsy rehefa manao an'izay)
Any ianao ’zay
Angambany efa tena lasa lavitra be
Mbo rahoviana indray vao mba ho hitako ianao
F’ataoko manatitra ahy hatrany Ivandry
Any ianao ’zay
Angamba efa mamindra 4ème vitesse amin’ny Hydrocarbure ianao izay
Fa ny fiara tiany
No tiako tiangenana
Mahita azy mitsiky aho d’efa fahafinaretaako a.
Ia ia ia
Sigara Good Look akiy
Anembonako an-dry
Good Look amin’ilay tsisy Menthol
Fa ny nitiavako anao re toin’ny taonina
Sarin’ny Masina Maria
Anembonako an-dry
Ilay mihantona amin'ny tambohon'olona etsy
Manjakaray, Vasakaosy, Isotry, Ambanidia
Eee
Monsieur Polisy o
Polisy malala o
Ikala menavolo iny ange
Raha sendra mba hitanao any alohaloha any
Dia sakatsakano kely
Dia raha sendrasendra azonao
Dia ento any Tsaralalana
Dia fatopatory kely
Raha sendra be rano maso
dia omeo chiffon jaune
dia hovangivangiako matetika any re
ry ngahy polisy malala o
--------
Merci zoky
Tsy haiko fa tafahirahira an'ity hira ity aho matetika
tiakoooooooooooo!!!!!!!!!!!!!!!
Any ianao zay marina ! :-) diego 1996....
💖
Ndriii... Mampanembonenbona...
Eny ho aho.
2021 iza ko no mbola mihaino ? ❤
2019❤😍🎶
"good look amle tsisy menthol e, fa ny nitiavako anao reto am tônne ô!" (y)
Ataoko manatitra ahy hatrany Ivandry ianao e 🚗🏢
♥️♥️♥️
Good look @le tsisy menthol 🥰🥰
Ina marina le dikanle 0248 TN e?? Raha misy afaka mamaly
parking eo andravohangy io 0248TN io
Plaque tomobil
0248 TN. ilay izy ry madatropic malala ooo. hi
Fa io Z io miitsy no fanoratra azy t@ izany kah
mlay e!
zany ka vazo enga anie mba hisy toa an'izao fona
👌
Good look Mena
extra bon
revekOOOO
Don__dresaka
Zoky be mlay
RAKOTONDRABE Telina
RAKOTONDRABE Telinap the job
tena tiako le hira eh
kiasy e
Hatratu Kuwait police Malala o
Tsars kokono bé
Mbola matsiro atr@zao zan vazo zan
😶😑 ef zestevany mercedes a zao . f tsy hunday tsony .
Tsy haiko fa tafahirahira an'ity hira ity aho matetika