Tsara be ilay hira .ary mankafy anao hatran ambolohan ny ary .ary hankafy hatran farany .somary nampalahelo kely nijery anao amin ty clip ty .courage fona zay vokasik ty hira ty .fa un jour mbola ho top
Bravo Elidiot , Raitra Sound & Jordan Daewoo 👏🏾👏🏾👏🏾👏🏾 Clip Vidéo Reussi, réaliste et créatif. Tiako lay cyclo-pousse jaune sy ny manière ny Elidiot like a professionnal actor.
tsara be ilay reprise, tena tsara loatra ity ny hira nahafantarako anao voalohany :D mampahery an'i Elidiot hatrany fa ny tsy fitovianao amin'ireo mpihira maro be eto ireto ny tena point fort anananao hita be hoe nisy fivoarana be ny qualité an'ny son, sady misy sous-titre amin'ny teny anglisy¨ ^_^
ity no tiako indrindra @hiranao ELIDIOT !! je te kiffffffffff
Mampalahelo tokoa ilay tsy pointure raha izao an !! tena mangasiasy kely nareo @le clip. Milay ilay vazo e !!
courage zalah rehefa sendra an'zany a !!
Ao tsara bro 🔥🔥🔥
BRAVO BRAVO BRAVO elidiot tena tsara e !!!!! tsy ratsy koa ilay vehivavy an 👍
Je viens de découvrir cette chanson. Émue kely za 🥹💓. Mlay e!
👄👄👄👄👄👄👄❤❤❤❤❤❤❤merci bcp tena tsara le voice nao😗😗😗😗😗😗😗😗😗
Mankasitraka Elidiot tiko aby ny hiranao tanana nahabe Manakara❤
Hiran' Elidiot anisany tiako indrindra. Mba asio version karaoké ra mety ❤
Ao tsara le Mama, kiasy!
Tsara be ilay hira .ary mankafy anao hatran ambolohan ny ary .ary hankafy hatran farany .somary nampalahelo kely nijery anao amin ty clip ty .courage fona zay vokasik ty hira ty .fa un jour mbola ho top
Tsara eee fa le taloha no tena tiako
Merci eee
Merci olo avy aminay e!u are the best ❤
merci e...ilay horonana sary manainga fanantenana otrizao efa tsy de be mpanao nefa tena ilaina :) mankasitraka e :)
Mety e, alefa leisy frérot elidiot, zah Maka anlah.
Tratra chefoooo!!!!!!!
mlay ranga elidiot a.nlay noho le tam voalohany merci
Tiako eh 😁 merci beaucoup oviagna Tonga en France magnano soirée
Ampilasiny zen zokinakay ee👊👊👊👊....Big respect pour toi frérot🙌🙌🙌🙌
Tiako hira ty ai 😻😻😻 bravo Elidiot 😘
Ty hira nahezako anw vilohany elidio, tsara be❤❤❤
Tiako ay, misaotra nizara 🎧😍😍
Merci elidiot 👉🎧tena 💯🤗👫☝👍💓💓💓💓💓💓from Kuwait🇰🇼
Merci bcp Elidiot fa taigna tsara ilay clip
Tena tsara be ; tohizo fa tsara ny asanao zoky elidiot !
Elidiot , le meilleur artiste de Madagascar.
Merci 🙏🏾 pour cette belle musique
Haiko place ty a Manakara 🥰😍😍😍
Ia ia manafonakahy tegna mivôlagna mintsiny ilay clip..Bravo ..Tsara!
Waouhhh tena tiako bé
Hiran'i Elidiot rehetra tiko be daholo ny feony ko mampatsiahy ollna iray @fiainak isak izay mihaino ny hiranao tsara be BRAVO BE 100%LIKE KO B
Mangetaheta ambony ranomasigny anao zokibe Elidiot😅💪
Nihatsara be lay hira, bravo. Mankafy hatrany e
Aminay zany Manakara
Tiko be le hira ellidiot
Merci eeee, tsara lay hira sy ny clip,
Florignot Bezara 🔥🔥
Oh tiako be ti hira ti ô 🙏🏽
Ah zalah tsara e merci Elidio
De la bonne musique! Le clip est également bien dans le thème et très réussi. Bravo!
Wow so tsara mintsy reveko b fona enoo 🙏🙏😘
oyai ooh ti le hira tiko be !!ao soa zai,mercii e
Izy ty ma hira efa ela. Y a 5 ans. 👍
Makasitrak anao tena torak vonikazo ,n hiranao reetr miits no tonga dia ten tiko ,tohizo fa afam-po tateraka
Tsara bro!Tohiza hatrany!!Never give up
Hira nw jiab tiako ab eldiot ai 😍😍😍fier zahai av andap 😋😋😘
MAMPALAHELO KELY . COURAGE MRC FA TSARA BE
Tiako e ❤❤😍
NA tonony NA feony tena tsara loatra, zany ka hira, Bravo Elidiot ❤️❤️
Tena tsara eh, tonga d elidiot original
Tsara be ilay fanovana an'ilay clip !
Tena manarigna marina ny fitiavana ,
Bravo mon frère tohizo fa Tsara !
Zey zokikoooo
Bravo Elidiot , Raitra Sound & Jordan Daewoo 👏🏾👏🏾👏🏾👏🏾 Clip Vidéo Reussi, réaliste et créatif.
Tiako lay cyclo-pousse jaune sy ny manière ny Elidiot like a professionnal actor.
ôleté! ts matiko lolo ndraik fiodignanao tampoko le saika mbo akataga numero Igny hahahahahahha
Tsara be! Aiza io toerana io mety @ bord manakara ! Mapampamanimanine ! Eh !!!
on lache rien depuis la premiere version 🙏👑
mr6 bcp @le vazo e!!!! oviagn mivoaka le tsy pointure II fa miandry zay mpakanfy e!!!
Tsara clip, tsara le version vaovao fa ilay version taloha tsy adinino
Milay ka!!
Merci Elidiot midoboka apo be iranao zany😍😍!
Aminay a Manakara io e
Manakara 💪🏾
Merci zoki elidiot, miandry tsy pointure 2 zay e
Mankasitrak ee.tsar be lay izy
Mampalahelo be clip.Feonw tiako anw fek tiako jtm miafign Elidiot❤
a trick : you can watch series on flixzone. Me and my gf have been using them for watching lots of of movies recently.
@Nova Silas definitely, been watching on flixzone for since december myself :)
Bravo tena tsara !
😘😘😘😘😘mercie olo ava aminai
👏Bravo 👍🎤🎸🎶
you are out of my league ........
lay tee shirt avant : Hery Rajaonary de derriere Andry Rajoelina... hahahahahaha hafa kely. Fa tiko lay tempo :)
Tjrs au top ben a , 🥰🥰🥰
tsara be ilay reprise, tena tsara loatra
ity ny hira nahafantarako anao voalohany :D
mampahery an'i Elidiot hatrany fa ny tsy fitovianao amin'ireo mpihira maro be eto ireto ny tena point fort anananao
hita be hoe nisy fivoarana be ny qualité an'ny son, sady misy sous-titre amin'ny teny anglisy¨
^_^
J’aime trop la chanson, merci 🥰
Belle version de clip Elidiot,encore bravo👏👏
Re j'adore ❤️❤️
Merci Elidiot tsara hiranao
.......But you don't se me ........Tsara BE Mankasitraka EEEE
Bravos l'artiste
1 er coms mlay Elidiot
Che bella canzone!!!😍
Bravo frere
tsara tanagnanay ty ennnn
TOP EEEE!!!!
Aminazy 🥰😘
tsar be👍👍👍👍
Mercie Elidiot, tsara loatra
Tena tsara... tononkira koa tena milaza zavatra, ny sous-titre en anglais...Carrière international ?
Réaliste bé ilay clips, tena milay bé zandry eh
T’es le Best 🥰
Hafa avao manakara, le tee shirt hery_andry ten mhalatsk
Merci Elidiot! Iza no nanao ny traduction ny tonony?
Zaho ihany ka
@@elidiotmadagascar Tsara ny ezaka!
Misaotra betsaka
J'❤ belle chanson
Tsaray nampalahelo kely i akamany vava samimanana ty ay😣😣
Ito lesy ny hiran lah reveko ndrindra ry zoky leh;atram realisation tsara lotra
Mlay sady original tjrs au top merci Elidiot 👍🏽👍🏽❤❤
Tiako eee
J'adore 😍👏👏
tiako, de plus taminay tagny mihintsy nanovana clip-nymerci e
LE GRAND PETIT HOMME
mahafinaritra ilay maheno version hafa, tsara foana
tsara be lay clips
Mars 2022 tiako