JEAN MARIE Dallas - tsy ampahafiriny

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 2 окт 2024

Комментарии • 68

  • @domoinaraharimanana4134
    @domoinaraharimanana4134 7 лет назад +12

    tena tsara e! ao anaty tonokira ny afatra de saintsaino tsara le ira ry zareo tia tena a!😍😃😎

  • @ysokarim2570
    @ysokarim2570 Месяц назад

    Zh mbl ato ayy mitandregn 😂😂

  • @laureneramamonjisoa7528
    @laureneramamonjisoa7528 4 месяца назад +1

    Mbola tadidiko tsara
    Ny fotoana nahatsapana
    Fa hita niariary taminao
    Ny atao hoe fahabangana.
    Tsy nipetra-potsiny ianao
    Fa nitady namana hanampy
    Izegny midika fa tam-pelan-tànanao tsy nahampy.
    Sanganeana ianao
    Fa sendra olana saro-bahana
    Tapa-kevitry ny hanatota ny farany na dia nisy fisalasalagna.
    Matetika amin'ny olo
    avy nanaovana tsara amin'ity tany fandalovana
    Izy koa fa tamy tsiaka manadigna magnany fisaorana.
    Efa tafita ianao
    'Zaho nadignonao
    Misaotra betsaka
    nefa ndraiky
    Aoka tsy agnenenanao
    Tsarova fa mbola be gny dingana hodiavinao
    Ary mbola tsy ampafirigny eh
    Amin'izay efa vitanao.
    Efa mba niezka zah
    Nanarina 'zay tsy nety
    Tsy manambara izengy reky fa
    Izaho tena endry
    Fa noho ny fitiavana ho tafita soamatsara
    Satria ianao efa nisantara
    Sendra 'zaho nanazava taminao
    menimeninao an-tany hafa
    Izaho iny fo nivazavaza nekara olo adala
    Nefa ndreky hitako anao
    Efa tena sahirana
    Nagnano 'zay vitako 'zah
    Tamin'ny fanampiagna.
    Efa tafita ianao
    Oh! 'zaho nadignonao
    Misaotra betsaka
    nefa ndraiky
    Aoka tsy agnenenanao
    Tsarova fa mbola be gny dingana hodiavinao
    Ary mbola tsy ampafirigny eh
    Amin'izay efa vitanao.
    Instrum.......
    Efa tafita ianao
    'Zaho nadignonao
    Misaotra betsaka
    nefa ndraiky
    Aoka tsy agnenenanao
    Tsarova fa mbola be gny dingana hodiavinao
    Ary mbola tsy ampafirigny eh
    Amin'izay efa vitanao.

  • @mariepovreau9334
    @mariepovreau9334 2 года назад +3

    Ouhonnnn!!!!
    Mafoka ayyyyy.
    Ououoiououou???????
    Tsisy mahadigny anao ay oarooooooo, aihay !
    Juste magnifique ho ny vazaha ronayyyy.
    Un peu mahalasa vinany ro.
    Adigno ny bobontanana avoa forcé nata vaccin ro.
    Tsy regny ny effet secondaire ro.
    Aihay tsara, Merci, J'espère,je ne suis pas seul, tia hiranao ro.
    Que le SEIGNEUR veille sûr toi.

  • @thonyraharinirina6042
    @thonyraharinirina6042 4 года назад +2

    Rehefa mivoyage tsra be mihaino ity hira ity tonga de 120 ts miala

  • @mariagracias1076
    @mariagracias1076 6 лет назад +4

    Aoka tsy anegnenano... hatsarôvako ny fihainagna efa lasa hira ty ein 😢😢izy tafita igny antegna nadignany 😭

  • @sehenonicciaan7183
    @sehenonicciaan7183 4 года назад +3

    Atr@zay ka atr@zao tsisy tiako mihoatra ity eee! Misaotra NY mpamorona s'y mihira

  • @NadhraMmadihassani
    @NadhraMmadihassani 2 месяца назад +1

    Wech ! Tendremo fa le regret ne vient qu'après !

  • @brigittemarinjaka3123
    @brigittemarinjaka3123 4 месяца назад +1

    ❤❤❤❤❤ merci beaucoup c'est magnifique cette chanson plein de lecon de vie qu'on vive tout le jour❤❤merci ❤❤❤

  • @ftrm2083
    @ftrm2083 4 года назад +3

    tiko ity hira ity, arrangement sy feonilay mpihira Chapeau, merci bcp JM Dallas

  • @onjarandriamalala7066
    @onjarandriamalala7066 5 лет назад +3

    Tsara be ilay tononkira sy ilay hira mihitsy. Misaotra beatsaka eh

  • @enindratrerabellaursula7433
    @enindratrerabellaursula7433 2 года назад +1

    Mampalahelo be hira satria marign loatra / Maro oll manao toetra kara i oay

  • @rovadoussy9618
    @rovadoussy9618 4 года назад +3

    Bravo

  • @世藤铁艺
    @世藤铁艺 3 месяца назад +1

    j' eime trop❤

  • @carmenolteanu9731
    @carmenolteanu9731 Месяц назад

    Rien ne v'a plus

  • @aurelielock8739
    @aurelielock8739 Год назад +2

    C'est vraiment une belle chanson et bonne leçon ❤

  • @sharyestanflavie72
    @sharyestanflavie72 2 года назад +2

    ❤️ Milay Jean Marie a. Merci beaucoup. Tsara loatra 😘🙏

  • @salesiarasamimalala7830
    @salesiarasamimalala7830 2 года назад +1

    Izany hir tsara misy tonony sady misy feony, ary misy anatra azo raisina ,misaotra betsaka

  • @claritahanitriniaina2998
    @claritahanitriniaina2998 Месяц назад

    T@ taona 2007 tany nahenoko ty hira ty, ary efa ela be notadiaviko t@ RUclips tato fa tsy haiko ny mpihira anazy. Merci beaucoup fa tena tsara ilay hira

  • @lucarafidison5559
    @lucarafidison5559 4 года назад +2

    2020
    Mankasitraka 👍👍👏

  • @danielrazafindratsara6457
    @danielrazafindratsara6457 2 месяца назад +1

    Merci beaucoup fa tena tiko be ty hira ty ❤❤❤

  • @chantalrajadiharisoa6511
    @chantalrajadiharisoa6511 3 года назад +2

    Misaotra betsaka eee😘😍🥰❤️ tiko be ity hira ity

  • @beatriceanjarasoa6993
    @beatriceanjarasoa6993 2 года назад +2

    Tena tsara

  • @nathalieindiana9743
    @nathalieindiana9743 9 месяцев назад +1

    ❤❤❤❤tiako be ity hira ity. Mampatsiaro zaho zavatra maro. Ary marina mihintsy izay voalaza rehetra

  • @valentinerakotomalala6208
    @valentinerakotomalala6208 5 лет назад +1

    tsara eeeh . na enoko totolo andry tsimakaleo . misaotra ana eeh

  • @randrianarivonymaminiaina7887
    @randrianarivonymaminiaina7887 3 года назад +2

    Tiako loatra e, misaotra betsaka

  • @tiakoianaoianao9974
    @tiakoianaoianao9974 5 лет назад +2

    Mankasitra Eeee mahafinaritr le hira

  • @arisoakhqurlah2919
    @arisoakhqurlah2919 6 лет назад +3

    Tena tsara le hira👏👏👏👏

  • @antoninetarimy308
    @antoninetarimy308 4 года назад +3

    J'adore❤

  • @SECSEFCORPSACMIL
    @SECSEFCORPSACMIL 4 месяца назад +1

    makasitraka fa tsra le hira

  • @bravomandin9494
    @bravomandin9494 4 года назад +1

    Tiako hira satria atsarovako hara nandalo t@ fianako. 😘😍🙏😢😢

  • @hjsnnebshuue702
    @hjsnnebshuue702 Месяц назад

    ❤🎉makasitraka fa misy hafatra tena mafonja ao@hiranao , ❤misaotra betsaka Anao de mirary soa hatrany🙏

  • @albertvalentinrakoto6022
    @albertvalentinrakoto6022 5 месяцев назад +1

    2024

  • @kalotianahketia117
    @kalotianahketia117 2 года назад +1

    Tiako hira ty ai

  • @tahinarabekoto590
    @tahinarabekoto590 4 года назад

    efa ela no nitadiavako anty hira ty.. tany anaty taxi-brousse oany tamatavy no nahenoko azy volohany.
    mlay be

  • @fandresenajayd5044
    @fandresenajayd5044 2 года назад

    zai ny fiainana ambony tany eto, misy olo ko fa tafita tsy ainy antena. Zagnahary mahita e, samy ahazo ny anjarany

  • @MayaNadya-m6x
    @MayaNadya-m6x 2 месяца назад

    ❤❤❤❤

  • @Mitia-g9i
    @Mitia-g9i Год назад +1

    ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

  • @MamaJone-qd8ho
    @MamaJone-qd8ho 2 месяца назад

    ❤❤😢

  • @angelicambola
    @angelicambola 26 дней назад

    2024❤❤

  • @vonjyralijaona4091
    @vonjyralijaona4091 5 месяцев назад

    Manana talenta amin'ny famoronan-kira ny olona taloha ka 😊

  • @carmenolteanu9731
    @carmenolteanu9731 Месяц назад

    😂😂

  • @bruna8
    @bruna8 Год назад

    Tsy hempaka za mitadregy hira ty

  • @Lem-ge4gv
    @Lem-ge4gv 3 месяца назад

    Très chanson ❤, une belle leçon de vie

  • @miaryhovasoa6158
    @miaryhovasoa6158 Год назад

    Mbola ts ampafiriny e....
    Merci tiko b

  • @Cmkyn354
    @Cmkyn354 2 года назад +1

    🥰❤🇳🇨

  • @hantasoamarie1911
    @hantasoamarie1911 4 года назад +1

    Tiako be❤❤❤

  • @SECSEFCORPSACMIL
    @SECSEFCORPSACMIL 4 месяца назад

    l❤❤❤❤ milay

  • @mariemotomena4719
    @mariemotomena4719 6 лет назад +1

    Mafy miis ye.😢😢.,malahelo aho f tsy amohy Fo

  • @MariamariaKuwait
    @MariamariaKuwait 2 месяца назад

    ❤❤❤❤❤😢😢😢 azalahy tiako be hira ty

  • @rasoafaraernestine2461
    @rasoafaraernestine2461 5 лет назад +1

    Tiako hira ty ai 😍😍

  • @grettarandria4049
    @grettarandria4049 3 месяца назад

    2024 merci e

  • @RazafindraibeTovonirina
    @RazafindraibeTovonirina 3 месяца назад

    J'ai trop 🤩

  • @volatianarakotoarisoa5381
    @volatianarakotoarisoa5381 3 месяца назад

    Toujours mankafy

  • @Aldine-lk1mn
    @Aldine-lk1mn 2 месяца назад

    Tsara e

  • @rosebarack9348
    @rosebarack9348 5 лет назад +1

    2019😢😢😢

  • @imahandrySUN7
    @imahandrySUN7 6 месяцев назад

    Milay lesy le❤

  • @FeliciaAna-ob6do
    @FeliciaAna-ob6do 5 месяцев назад

    ❤🎧❤🎶🎵

  • @NorotianaRosieMarieGeorgia
    @NorotianaRosieMarieGeorgia 2 месяца назад

    ❤❤❤❤❤

  • @benamadyrotet8030
    @benamadyrotet8030 6 лет назад

    Nampintsinjaka zaza mbalagna baba eh

  • @maminirinarina4367
    @maminirinarina4367 3 года назад

    Cool

  • @chantalrannem3403
    @chantalrannem3403 5 лет назад +1

    Merci beaucoup fa tena tiko be ty hira ty tamin za Mbola kely no efa naheno ty hira ty de hitako ndray ato @min RUclips ndray izy zao 2019 🎧

  • @raniaanissa6079
    @raniaanissa6079 5 лет назад

    Marigny Tsara jean marri Dallas

  • @KevinVidal-p2n
    @KevinVidal-p2n Месяц назад

    N'y hira tena misy afatra bé mintsy @fiainana