fefi 2013 ndao hihika HALELOIA
HTML-код
- Опубликовано: 9 фев 2025
- Mpandres'isik'izao, ndao hihir'ho an'i Jesosy Mahafaly Az'ny hira fideràna sady hihika sy handihy satria ny devoly efa resy tompotsik'io mendrik'ho deraina (2x). Jesoy nandatsaka ny ràny famindrampony ts'hita lany endrey tokoa fa tiako tena tiako Izy tompontsik'io mendrik'ho deraina. HIKAO haleloia (f'izay ihany) mendrik'Azy andihizo lay fahavalo resy, ka hitsakitsaho asandrato n'tananao (nfatotrao) voavaha metahafa ho an'Jesosy, mpandres'hianao (3x) hikao (4x) Mandhiza (4x) Asandrato (2x) Mitehafa (2x).
Mitehafa raha tianao Jesosy mitehafa rana tena tinao Jesosy Ka ny fiho biana tsy ho an'ny FEFi f'ataovy mafy ho an'ilay mpandresy Tena tiako Izy fa tena tiako mihintsy Jesosy Ka dia hobiko Izy ka dia hobiko mihintsy Jesosy Tena tiko Izy tena tiako mihintsy Izy ka tehaka tehaka tehaka Lamako.
ndao hihika raha tinao Jesosy ndao hihika raha tena tinao Jesosy Rehefa nihoraka nihodidina ny tanàna dia nirodana ny mandan'i satana ndao hihoraka amin'ny feo mahery dia ho afaka avokoa izay mahatery hikan-danitra manakatra ny lanitra ka mihoraka mihoraka mihorakoraka mafonja.
Mandihiza raha tinao jesosy Mandihiza raha tena tianao Jesosy dihy mirindra manaja ny ray fa tsy hanindraindra ny nofonao indray midéra ary amin'ny hira s'ny dihy ka ataovy amin'zay mendrik'Azy arindrao ny fihetsikao dia andao mandhiza afindrao afindrao ny tongotrao.
ambony n'tanana raha tinao Jesosy asandrato avo raha tinao Jesosy Rhefa nasandratra ny tanan'i Mosesy ny Israely no nivoaka ho mpandresy ary ianao manandra-tanana androany dia handresy ireo sento sy tomany ka fahasoavana no hasetriny an'izany k'asandrato asandrato asandrato ataovy ambony.
Velona jesosy fa ny satana efa resy sady tsy manankery intsony.voninahitra ho Anandriamanitra ary ny fitiavany hitoetra ao @nareo tsirairay avy.allelouia!!!
ho ela velona anie ny fefi e
Nandatsaka ny Ra ny Maimaimpoana Jesosy kristy ho fiarovana ho ahy sy ho anao,koa tano mafy tsara @ finoana izany, tsara ny Tompo-tsika e!!
Haleloia Ho Deraina anie Ny Anaran' ny TOMPO Haleloia
Hihika ho an'ANDRIAMANITRA koa aho ra mbola velona !!!!!!!!!!!!
Misaotra re! fa dia tena tsara ny mifaly ao @ Tompo fa na dia ny ankizy kely ireo aza dia mba mandihy ho fiderana ho an i Jéhovah koa, zaro @ lalana tsara ny ankizy fa rehefa lehibe izy dia tsy afaka ao @ intsony io, Que le Seigneur tout puissant nous garde!!! et nos enfants!
Voninahitra ho an i Ray Masina ! Velona izy ary mandresy foana @ zavatra rehetra izay atao hoan izay mahatoky azy hatramin Farany.Amen! Bonne année 2018 ho antsika rehetra !
Amen Amen,dia mba hivoaka mpadresy daholo isika miaraka @Jesosy e! idrindra fa @ izao taona vaovao izao, aza mitsahatra ny misaotra ny anarany masina!!!
HALELOIA AMEN
Mankasitraka zoky Mami a
Raha sitrapon'Andriamanitra dia hankalazaina amin'ny taona 2018 ny faha 30 taonan'ny FEFI...
Hivavaka mafy isika mianakavy ahatanteraka izany ary hamiratra tokoa anie ny Voninahiny...!
Mehereza daholo ary isika rehetra :
FEFI Foibe
FEFI Za rehetra (Ivato Aéroport - Angodona - Ampitatafika sns...sns...)
FEFI La Réunion
FEFI France