Randriantsoa Razaka Mireille vadin’ny Ben’ny Tanàna Alasora

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 7 мар 2022
  • FIKAMBANAM-BEHIVAVY AO ALASORA: Mahavita azy ny vehivavy ka tokony omena andraikitra feno
    “Tsy misy mandeha raha tsy misy vehivavy”. Fotoam-pivavahana, fanentanana ny vehivavy hanana fomba fijery miabo, fizarana fanomezana no nanamarihan’ireo vehivavy ao amin’ny kaominina Alasora ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy.
  • РазвлеченияРазвлечения

Комментарии •