JMJ MADA 10 Afaka manova ny tantara eo amin’ny firenena ny tanora raha mandray andraikitra

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 31 авг 2022
  • Katesizy, fifanankalozana ara-kolontsaina, fanentanana ara-tontolo iainana, lalao isan-karazany ary lalan’ny hazo fijaliana no nameno ny fandaharam-potoanan’ny andro faharoa sy ny fahatelon’ny JMJ MADA andiany faha-10 taorian’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy. Anisany hafatra nampitaina tamin’ireo tanora nandritra ny katesizy isaky ny toeram-pandraisana mpivahiny ny fandraisana andraikitra. “Miantso ny tanora ho sahisahy, ho tia karokaroka, tsy ho Kristianina am-bavany na mampiasa ny maha Krisitianina ho entina ahazoana tombontsoa fa hijoro ho tena Kristianina miaina amin’ny fiainana evanjely”, i Mon Seigneur Randrianantenaina Gabriel, Evekan’i Tsiroanomandidy,
  • РазвлеченияРазвлечения

Комментарии •