Mage 4 - very namana

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • Tsiaro an'i Mika

Комментарии •

  • @andrymijoro110
    @andrymijoro110 12 лет назад +3

    Mandry tsy hifoha any ianao
    Marary ny fo nilaozanao
    Manganohano tsy hay tohaina
    Tsy mety mitony
    Very namana
    Fa dia nanantena ilay fiverenanao

  • @andrymijoro110
    @andrymijoro110 12 лет назад +3

    Ireo fiarahana tsy hay adinoana
    Fa mamy tokoa
    Ilay mozikantsika iny
    Miraikitra ao am-po
    Vavaka sisa
    no asandratra ao
    Mba hampitony ireo tsiahy
    mameno fanahy ie
    ...Ho sambatra ianao"

  • @ramiaramananaanjoniaina8828
    @ramiaramananaanjoniaina8828 6 лет назад +1

    anio aho dia miverina mieno ity ira iray ity satry namoy namana tena tiko ary tena akaiky ny foko ,ndriiiii tomany sisa azo atao

  • @andrymijoro110
    @andrymijoro110 12 лет назад +1

    "ireo fiarahana tsy hay adinoana... marary ny fo nilaozanao, manganohano tsy hay tohaina, tsy mety mitony". RIP!!!

  • @Magyfahaefatra
    @Magyfahaefatra 9 лет назад +7

    Misaotra anareo rehetra ni réagir. Miara-mahatsiaro foana isika e. Hiverina ny Mage 4. Tsy ho ela. Lita Mage 4

  • @domoinaraharisoa1000
    @domoinaraharisoa1000 9 лет назад

    Tsiaro an'MBOLA e 'lay zandry kely tsy narary akory. Fa noho ny etraketraky ny sasany fotsiny. 29 Mars 2014.

  • @rasolofonirinanandraina2510
    @rasolofonirinanandraina2510 5 лет назад

    Mankasitraka am le arrangement e! ndrindra moa am le scenario : perfect!! . mba atao version vaovao rangà le "teninao" a! Merci d' avance e! SAMY FALY E!!

  • @Mozikantsika
    @Mozikantsika 12 лет назад +1

    Efa ela mihitsy no niandrasako an'ity tato.Misaotra eeee....

  • @raharimalalavoadisoa9049
    @raharimalalavoadisoa9049 9 лет назад +2

    Tokony mba le clips nisy azy reny rg no natao clips an. Tena tsara fa zay no indro kely

  • @olimiravofranklineramahava7745
    @olimiravofranklineramahava7745 11 лет назад +1

    a non ka tena reveko trop

  • @andrymijoro110
    @andrymijoro110 12 лет назад +1

    any tokoa izy...

  • @tukyhhmaminiaina9604
    @tukyhhmaminiaina9604 8 лет назад

    mandry ampiadanana namana a!

  • @ganuryan
    @ganuryan 12 лет назад +2

    Any ianao...

  • @maherimanitraRajaonarivony
    @maherimanitraRajaonarivony 9 месяцев назад

    Eric you will be heaven together

  • @rovanaharivelontseheno8087
    @rovanaharivelontseheno8087 11 лет назад +1

    enjan ian zan we vernaman t@ andro tsapozn zan nge sad tsnarar s tmarofy nef d mat tsmapino

  • @ravoniarisoanorolalaosidon4322
    @ravoniarisoanorolalaosidon4322 11 лет назад

    'Reo zany nareo tamin voalohany???

  • @ravoniarisoanorolalaosidon4322
    @ravoniarisoanorolalaosidon4322 11 лет назад

    Aza manao hira mampalahelo toy zany tsony hoa !

  • @nanjaranarimahefa1399
    @nanjaranarimahefa1399 2 года назад

    ❤️

  • @nostalgieruisselle
    @nostalgieruisselle 12 лет назад

    j'aime bien..
    RIP

  • @miorarazanamanana392
    @miorarazanamanana392 7 лет назад

    tsy tadidiko inona mou no nahafaty azy

  • @hobysoamia8691
    @hobysoamia8691 9 лет назад

    RIP

  • @raharimalalavoadisoa9049
    @raharimalalavoadisoa9049 7 лет назад

    tokony mba le image misy azy reny no natao clips. izay clips na image mety daholo fa izy natao misongadina satria natao ho azy ity hita ity. mankasitraka ihany qd mm

  • @Camille6421
    @Camille6421 12 лет назад

    tsar l vazo .
    rip