Mage 4 Taratasy Farany

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024

Комментарии • 30

  • @razafindrabeandriamparany8396
    @razafindrabeandriamparany8396 3 года назад +5

    Ity version ity ihany no tena tsara, tsy mankaleo

  • @narivonyrazafindraibe4794
    @narivonyrazafindraibe4794 4 года назад +8

    Za mahita hoe misy sentiment koa2 ilay fomba fihira azy ka mahatonga ahy ho tena babo koa2 noh ilay @ izao na de ankafiziko ihany koa sady tsara feo, fa hafa mihitsy ilay taloha!

  • @mickaelrambinintsoa2949
    @mickaelrambinintsoa2949 14 дней назад

    Tena hafa Ian le version taloha ka

  • @hafandrayscooby-doo4060
    @hafandrayscooby-doo4060 6 лет назад +5

    Mangina hatramin\'izao
    Irery ilay fitia
    Adinonao sahady ny taloa
    Niandry ihany aho sao
    Handray avy aminao
    Ttaratasy iray hampionona ahy
    lavitra mampisy ny olana ho antsika
    Asa raha mahatsiaro ahy ianao
    Niaritra ny hatsiaka sy ny orana nikija
    Ny embona no tsy mahasaraka ahy
    Ny eritreritro mandà
    Ny ao am-poko toa tsy sahy
    Tsy te hisaina ny hoe voafitaka aho
    Matoa aho mankatia
    Tsy handositra fitia
    Fa anomana ho anao ny fiainana
    Raha toa ianao minia
    Tsy hamaly intsony koa
    Ity taratasy farany ity
    Miandry ny ho ela hoy aho
    Toa aritro eny ihany
    Manina tsy tia no mampijaly
    Ny ankany izay homaniko
    Raha toa tsy andrinao
    Dia mahita ny mendrika ianao
    Hanova indray ny ampitsoko aho
    Hiaina lavitra anao
    Hanandrana aho raha izay no sitrakao

  • @raharimalalavoadisoa9049
    @raharimalalavoadisoa9049 7 лет назад +12

    Hafa mitsy rg le mage4 taloha an. Tiko loatra e. mankasitraka

  • @michelmickael1100
    @michelmickael1100 7 лет назад +4

    samy milay daholo na mage 4 taloha na ankehitriny e! sur mints!

    • @rakotomalalahenri8642
      @rakotomalalahenri8642 6 лет назад +3

      Tena hafa rangah le taloha a!!! Merci é mampitamberina ny fahazazana an!!!

  • @ramiliarisonrinah6084
    @ramiliarisonrinah6084 3 года назад +1

    Asa raha mahatsiaro ahy ianao!Botsaiky

  • @diaryfifalianarakotoharima2822
    @diaryfifalianarakotoharima2822 2 года назад +2

    ty version ty no tsara (y)

  • @tianarazakamandimby896
    @tianarazakamandimby896 5 лет назад +1

    Mbola tsara foana na 2019 aza e.

  • @mariedorothee6507
    @mariedorothee6507 5 лет назад

    hanova indray ny ampitsoko aho,hiaina lavitra anao😔😔😔😔

  • @bojak9957
    @bojak9957 3 года назад

    Milay e, aiza i Elian amizao?

  • @mioraandrihajason7363
    @mioraandrihajason7363 5 лет назад

    Ankafizintsika sy ireo namatsika foana

  • @tinatinatinatina6007
    @tinatinatinatina6007 3 года назад

    😴😴😢😢😢😪😪🤧🤧💔💔💔eee,fahatsiarovana no sisa

  • @oliviaolive5721
    @oliviaolive5721 6 лет назад

    Anova indray ny ampitsok aho hiaina lavitranao.

  • @valerijulie2477
    @valerijulie2477 8 лет назад +1

    mba asio an lay parole tany amin lycee zh naheno an ty tsrab mak anareo htrmin faran

  • @tahinachantal8275
    @tahinachantal8275 3 года назад

    ❤❤tsara fona e ,

  • @tokyniainarandriamanana1662
    @tokyniainarandriamanana1662 4 месяца назад

    2024 mbola eto eeeeee

  • @albertinerasoanantenaina4470
    @albertinerasoanantenaina4470 6 лет назад

    afa mintsy ranga lisany e mlay

  • @dinalydieramamonjisoa2254
    @dinalydieramamonjisoa2254 Год назад

    ❤❤❤

  • @CarapuceMLG
    @CarapuceMLG Месяц назад

    tena aleoko alavitra lay version Ken…sy lay guitare version David’s…fa lay hira aloha tsara foana e

  • @onjarazafindrakotoo
    @onjarazafindrakotoo Месяц назад

    2024 🤍

  • @valerienkevinmahaiavy5640
    @valerienkevinmahaiavy5640 6 лет назад

    Mankasitraka ry zalah a .milay e

  • @MsSambatra
    @MsSambatra 5 лет назад

    Tiako loatra