mon soleil aux yeux incroyables..... mino aho fa indray andro any ianao mbola hitady ahy... hambabo ny foko indray...kanefa dia izao namako sisa ianao :'(
Mba realiste ian ndraindray!!! tsy hitako zao izay mahafinaritra amn tononkira(((andinin-teny anakiroa miverimberina indimy amby roapolo amby zato..pppfff mandreraka be na de mihaino anle hira (((
2024 je suis là 🙂
Du RnB de ouf les filles tellement de souvenir 2022 on est toujours là
mon soleil aux yeux incroyables..... mino aho fa indray andro any ianao mbola hitady ahy... hambabo ny foko indray...kanefa dia izao namako sisa ianao :'(
2021!❤dia mbola tiko foana oe ty hira ty 💓aleoko mihaino hira toa izao toy izay ny hira amin'izao!😱😒😣
11/2023 Mbola tiako foana 🥰🥰🥰
terrasse-na trano eny ambatomainty manjakaray lé clip... hihihi.. mampahatsiaro an'i tanà aty an-tany lavitra aty
tiko le hira fa le lela to otrany...... mercie!
+Linda Rasoanirina mdr
Haha
2026 je suis là 🤦😅
2019?
Anyone in 2024?
ndriiiiii!ny fahazazako!
ny fahazazan-tsika
miheno an ty a d tena mientanentana mints ny fo
dédicasse a daddi hoy FLSB ^^ milay le hirehhh
Tiakoooo
tikou beu
Aout 2021
Kanto
tsara !!!tss kianina
En boucle
Tsara be sady mampatsiahy ny fahazazana izy zany ! Hummm
souvenir💓💞❤
reto mo zan d Efa maman dol amzao
Mbola tiako be foana
tena tiako ity hira ity ka
Tsy Kivy😐
mahafinaritra eee
Hay niserana fotsiny ihany...
tsar f ndrisy Annie otran ef ts ao @nareo tsoun e!
nisaotra ni-poster an'ity hira ity fa efa hatramin'ny herintaona aho no nitady azy teo @ youtube fa tsy hitako tato intsony. Tsara e
tsara b ilay hira
ao tsara r reto a
Mba realiste ian ndraindray!!! tsy hitako zao izay mahafinaritra amn tononkira(((andinin-teny anakiroa miverimberina indimy amby roapolo amby zato..pppfff mandreraka be na de mihaino anle hira (((
+СЪбасЛ ЫВЪч > ary tena nanisa mihitsy baina zany :D
:) :) :)