Akombaovao Madagasikara
Akombaovao Madagasikara
  • Видео 85
  • Просмотров 2 843 575
Kaomina Ambohibao Antehiroka - CFEI - AWT Association - Fikambanana Silamo eto Madagasikara
Tontosa soamantsara ny famoahana ireo mpianatra informatika miisa 120 mianadahy mianaka notohanan'i Ben'ny Tanàna Lalaina Vatosoa, ao amin'ny Kaomina Ambohibao Antehiroka niarahana tamin'ny Fikambanana AWT sy ny CFEI ary ny Fikambanan'ny Silamo eto Madagasikara ny Asabotsy lasa teo. Araho ny lanonana sy ny fanazavana eo amin'ny sarin'ny Akombaovao Madagasikara. John Poussin
Просмотров: 111

Видео

CGM Tournoi Echecs Madagascar 2023
Просмотров 104Год назад
Tournoi Elo Fidé / CGM / 06 - 07 Mai 2023 Organisateurs Clubs (FMJE - CGM - MCG - MiniChess Madagascar)
Tanora Taratry ny Mazava: 20 Taona
Просмотров 2282 года назад
Hetsika maro no anamarihana ny fankalazana ny faha-20 taona nijoroan'ny Tanora Taratry ny Mazava avy ao amin'ny Fiangonana FJKM Ambodanerana. Mitondra fanazavana Atoa Hary , Filoha mpanorina ny Tarika eo amin'ny sarin'i Tendry Razanabahoaka, Fanadihadiana John Poussin
ARISOA FLEUR : FANKALAZANA NY FETIN'NY RAY
Просмотров 942 года назад
Misy ny voninkazo natokana ho an'ny Raim-pianakaviana amin'izao fankalazana ny fetin'ny Ray izao. Sary Tendry Razanabahoaka, Fanadihadiana John Poussin
FITATERANA COTRASMAR : Entitra ny fanaraha-maso
Просмотров 582 года назад
Ho mafy ny sazy ho an'ireo taxi be minia mihodina an-dalana sy tsy manaja ny bokin'andraikitra raha ny fanazavana nomen-dRATSIMANDRESY Parany Laza, Filohan'ny kaoperativa COTRASMAR. Araho ny fanazavana eo amin'ny sarin'i Tendry Razanabahoaka, fanadihadiana John Poussin
Didim-poitra: Tafiditra ao anatin'ny vanim-potoanan'ny ririnina isika, fotoana famoran-jaza.
Просмотров 2472 года назад
Betsaka ny fitandremana sy fanaraha-maso atao amin'ny zaza mandra-pahamainan'ny fery, Manamora izany ny didim-poitra Amerikana. Mitondra fanazavana i Dr Fidy Bariniaina, tompon'andraikitra Klinika Fidy Ambatomainty, sary Tendry Razanabahoaka, fanadihadiana John Poussin
Adolantsento : Sehetra hidiran'ny tanora amin'ny fahamatorana
Просмотров 692 года назад
Manana anjara toerana lehibe amin'ny fitaizana tanora ny Ray aman-dReny ao anatin'ny vanim-potoanan'ny Adolantsento. Mitondra Fanazavana i Dr Bariniaina Fidy, tompon'Andraikitra Klinika Fidy Ambatomainty. Fanadihadiana: John Poussin Sary: Tendry
Homamiadan'ny Vozon'ny Tranon-jaza: Mila manao fitiliana isaky ny roa taona ny vehivavy
Просмотров 1192 года назад
Aretina saro-pady mpahazo ny vehivavy ny homamiadan'ny vozon'ny tranon-jaza. Ilaina araka izany ny manantona toeram-pitsaboana. Mitondra fanazavana i Dokotera Fidy BARINIAINA, tompon'andraikitra ao amin'ny Kilinika Fidy etsy Ambatomainty. Fanadihadiana :John Poussin / Sary: Tendry
Lalao Échecs: Efa manana ny lanjany eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena
Просмотров 1012 года назад
Miroborobo ny Taranja Échecs eto amintsika ary efa mipariaka manerana ny lafivalon'ny Nosy. Fantatra koa ny lazan'i Madagasikara amin'ity taranja ity eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena . Mitondra fanazavana ny Filohan'ny Federasiona Malagasy Lalao Échecs, RAMALANJAONA Andrianantenaina . Mpanao gazety John Poussin, sary Tendry, Pc sarin'ny FMJE
KAOMINA BEMASOANDRO ITAOSY: Akon'ny Rivodoza
Просмотров 392 года назад
Tsara homana ny fiatrehana ny Rivodoza raha ny fanazavana nomen'ny Ben'ny Tanàna,RABEFAKATRO . Araho ny vaovao iarahanao amin'ny mpanao gazety John Poussin, sary Tendry
Kaomina Ambohibao Sud, mizotra tsara ny fampandehanan-draharaha
Просмотров 233 года назад
Betsaka ireo zava-bita izay mipaka eny anivon'ny mponina, mbola betsaka ny tetikasa hotanterahana na ny vina amin'ity taona vaovao 2022 ity. Araho ny fanazavana entin'i Dr Fidy BARINIAINA, Ben'ny Tanàna Kaomina Ambohibao Sud Distrikan'i Manjakandriana Sary: Tendry / Fanadihadiana: John Poussin
Ilaina ny fanarahana ireo fepetra sakana isoroahana ny fifindran'ny valanaretina.
Просмотров 243 года назад
Ao anatin'ny vanimpotoan'ny rotsakorana isika izay mampihombo ireo karazana valanaretina isan-karazany. Mila mitandrina ny tsirairay Araho ny fanazavana entin'i Dr Fidy BARINIAINA, tompon'andraikitra Klinika Fidy etsy Ambatomainty Sary: Tendry / Fanadihadiana: John Poussin
ANALAMANGA TINAY - FY NADIA
Просмотров 2483 года назад
ANALAMANGA TIANAY FY NADIA A/C : 034 58 716 24 - 033 86 949 45
Centre de Formation Artisanale A.S.A
Просмотров 1544 года назад
Centre de Formation ASA: Mpianatra 70 mianadahy no hanaraka lalam-pihofanana maimaim-poana ao anatin'ny herin-taona. Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny Talata 22 Septambra 2020 ny taom-pianarana. Miompana amin'ny asa tànana ny lalam-pihofanana izay ahitana karazany valo ( zaitra, rary, rafitra, solosaina, hoditra, plomberie ary ny fahaiza-miaina ...) Mitondra fanazavana RABIASOA Sarah, Tompo...
Dr Fidy BARINIAINA : Échographie ho an'ny vehivavy Bevohoka
Просмотров 1,3 тыс.4 года назад
Dr Fidy BARINIAINA : ECHOGRAPHIE Tsy misy hatahorana ny fanaovana Échographie ho an'ny vehivavy Bevohoka, mitondra ny fanazavana i Dr Fidy BARINIAINA, Tompon'andraikitra Klinika Fidy Ambatomainty. Araho ny resadresaka ato anatin'ny fandaharana Hay Kanto. Sary: John Poussin
INHALER RESPIR
Просмотров 224 года назад
INHALER RESPIR
Ragasy: Miavaka amin'ny fanamboarana aponga
Просмотров 2084 года назад
Ragasy: Miavaka amin'ny fanamboarana aponga
Spray Assainissant Désinfectant
Просмотров 324 года назад
Spray Assainissant Désinfectant
FANEKENA SLKM
Просмотров 6414 года назад
FANEKENA SLKM
JCR VANIALA PROTOCOLE: Mitsabo ny valanaretina rehetra.
Просмотров 1254 года назад
JCR VANIALA PROTOCOLE: Mitsabo ny valanaretina rehetra.
Gerard Noel Ramamimampionona : Zava-dehibe ho an'ny firenena iray ny fihavanana.
Просмотров 254 года назад
Gerard Noel Ramamimampionona : Zava-dehibe ho an'ny firenena iray ny fihavanana.
Kaominina Ampitatafika: Nofoanana ny fankalazana ny fetin'ny 26 jona.
Просмотров 444 года назад
Kaominina Ampitatafika: Nofoanana ny fankalazana ny fetin'ny 26 jona.
Jcr Groupe "Baume Fosa" : Ilaina amin'ny vanim-potoana Mangatsiaka
Просмотров 3024 года назад
Jcr Groupe "Baume Fosa" : Ilaina amin'ny vanim-potoana Mangatsiaka
Boriborintany faha-3
Просмотров 284 года назад
Boriborintany faha-3
Grp JCR VANIALA "SPRAY"
Просмотров 754 года назад
Grp JCR VANIALA "SPRAY"
Didimpoitra na famoran-jaza : Vanim-potoana lehibe eo amin'ny zazalahy Malagasy.
Просмотров 1 тыс.4 года назад
Didimpoitra na famoran-jaza : Vanim-potoana lehibe eo amin'ny zazalahy Malagasy.
Groupe JCR Vaniala: Tolotra manokana " Spécial Fête des Mères"
Просмотров 504 года назад
Groupe JCR Vaniala: Tolotra manokana " Spécial Fête des Mères"
GROUPE JCR VANIALA Spécial Fête des Mères 2020
Просмотров 154 года назад
GROUPE JCR VANIALA Spécial Fête des Mères 2020
Tsarafara Rakotoson dit Rajao: Tsy ho ela ny sarimihetsika voalohany notontosainy.
Просмотров 1,9 тыс.4 года назад
Tsarafara Rakotoson dit Rajao: Tsy ho ela ny sarimihetsika voalohany notontosainy.
GROUPE JCR Vaniala Spécial Fête des Mères
Просмотров 104 года назад
GROUPE JCR Vaniala Spécial Fête des Mères

Комментарии

  • @Oli-u4d
    @Oli-u4d 5 дней назад

    Aza mba mamoifo zan ari aza mba ketraka izani fa na inona manjo anao de maneke enao ebebaka fa zai lakile anio de iadana enao mivava mandrakariva fa jesos ts andao anao izani fa izi ni amafa ni alaelonao eni @tavanao namoini aini izi anavotana ahi si anavotana anao misotra jeososi ah ❤

  • @Oli-u4d
    @Oli-u4d 5 дней назад

    Misotra Ani SLKM @ilai ira fanolorantena enga âne MBA ampi ova olona maro zani ira nareo zani misotra jesos ah fa efa anisani nanolotena ho anao panomponao ari anao zai asainao atao ❤

  • @Oli-u4d
    @Oli-u4d 5 дней назад

    Ampaherezo jesos fonai fa bé reo adi atsehanai eti misotra ni SLKM fona jesos itantana anareo fona amizai asa nandremantra ataonareo❤

  • @MarieFleurHANITRANIRINA
    @MarieFleurHANITRANIRINA 17 дней назад

    ❤❤❤

  • @marierakotovao4793
    @marierakotovao4793 Месяц назад

    🙏🙏🙏🙏🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @JeanetteRazafiarisoa
    @JeanetteRazafiarisoa Месяц назад

    ❤ 1:10 misotra tsara be lehira

  • @AlyaAlya-x2o
    @AlyaAlya-x2o 2 месяца назад

    Tsisy andro tsy ianoako azy na averina impolo anatiny Ray andro tena mampahery maakasika foko loatra mankasitraka ❤❤❤❤

  • @tatianalegny230
    @tatianalegny230 2 месяца назад

    Merci Tompo oh 🙏🏿💓🙏🏿

  • @rajaonalisonnadia7677
    @rajaonalisonnadia7677 2 месяца назад

    Mankasitraka indrindra tompoko fa tena mampahery ilay hira

  • @marie-francebeurard8569
    @marie-francebeurard8569 3 месяца назад

    ❤️❤️❤️❤️🙏🙏

  • @MichaelRANDRIANIRINA
    @MichaelRANDRIANIRINA 3 месяца назад

    Belle chanson pour montrer l'amour pour Jésus ❤❤

  • @MichaelRANDRIANIRINA
    @MichaelRANDRIANIRINA 3 месяца назад

    Très belle chanson ,

  • @YvonneHoareau
    @YvonneHoareau 3 месяца назад

    Tsara ny miaraka amin'i Jesosy ❤❤❤❤

  • @MariahjulianaRazanakoto
    @MariahjulianaRazanakoto 3 месяца назад

    J'aime vraiment cette chanson 😊😊

  • @ANA-v8z
    @ANA-v8z 4 месяца назад

    Amen🙏❤

  • @lucieollivier345
    @lucieollivier345 4 месяца назад

    Mihaino alohany iasa, avy miasa alohany hatory

  • @soamagi-ft9yb
    @soamagi-ft9yb 4 месяца назад

    🙏🙏🙏🙏

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 4 месяца назад

    ity n tananko nefa ny atao ihany no atao, zay le kristiana satria le Jesosy mamela foana ooooooh

  • @oridabavinirinasoa7525
    @oridabavinirinasoa7525 5 месяцев назад

    😍😍😍

  • @IantsaRandriamitantsoa-n3s
    @IantsaRandriamitantsoa-n3s 5 месяцев назад

    ❤️

  • @MyownProxi-kb3ge
    @MyownProxi-kb3ge 5 месяцев назад

    😊

  • @rakotosonravahinyhasiniain307
    @rakotosonravahinyhasiniain307 6 месяцев назад

    Misaotra jesosy nanaiky antsitrampo nitondra n'y fahotako tena efa potika tokoa raha tsy teo n'y fitiavanao

  • @youcrazypanda1487
    @youcrazypanda1487 6 месяцев назад

  • @dieudonnerakotondramanana8757
    @dieudonnerakotondramanana8757 6 месяцев назад

    TSARA BE

  • @SERGIOJeanPaulFrancki
    @SERGIOJeanPaulFrancki 6 месяцев назад

    mankasitra fa tena tsara be lay hira ary mandona ny fo tokoa

  • @christianrandriakotomavo9444
    @christianrandriakotomavo9444 7 месяцев назад

    😢

  • @TantelyAndritianaRASOLOFONIRIN
    @TantelyAndritianaRASOLOFONIRIN 7 месяцев назад

    🙏🙏🙏❤❤❤

  • @wachzaliha986
    @wachzaliha986 8 месяцев назад

    🙏🏾🙏🏾🙏🏾Je t’aime Jésus ❤️❤️❤️

  • @marienarsama4365
    @marienarsama4365 8 месяцев назад

    Que Dieu tes bénisse une pluie des bénédiction decent sur vous tes couvres amen

  • @harisondorette5300
    @harisondorette5300 8 месяцев назад

    mankasitraka

  • @RasoamarlineChristiana-te1hj
    @RasoamarlineChristiana-te1hj 8 месяцев назад

    Tompooooo , arovy Aho 😢🙏

  • @FanjaANDRIANIRINA
    @FanjaANDRIANIRINA 9 месяцев назад

    J'aime trop cet chanson sa m'a fait la paix dans le cœur et la tête merci seigneur pour tout ton amour ❤

  • @HantaSoa
    @HantaSoa 9 месяцев назад

    Moi je écoute le matin midi et avant de accouché, ça me touche beaucoup ❤ merci Dieu

  • @eleonoremandizi403
    @eleonoremandizi403 10 месяцев назад

    Mafinaritra sy mahaontsa , misaotra❤

  • @dominiquegravier9372
    @dominiquegravier9372 10 месяцев назад

    Moi j'adore cette chanson amine ❤

  • @dominiquegravier9372
    @dominiquegravier9372 10 месяцев назад

    Cette a une victoire de la prospérité de la réussite misàotra ❤

  • @jeanrakotoarison592
    @jeanrakotoarison592 11 месяцев назад

    Très beau chant. Il sera parfait si ces mots se traduisent par ses actes concrets dans la vie quotidienne, c'est-à-dire en aimant Dieu de tout son cœur, de toute son âme, on aime aussi le prochain comme soi-même.. Le problème se trouve dans le fait que la plupart des malgaches se disent chrétiens, alors que le pays est parmi les 10 pays plus pauvres du monde. Cela veut dire que ces chrétiens-là chantent bien, louent Dieu de tout son coeur , mais pratiquent encore la corruption, arnaquent encore, exploitent encore les plus pauvres, font souffrir encore les plus petits....

  • @ClydeLabiche
    @ClydeLabiche 11 месяцев назад

    Le hira

  • @ClydeLabiche
    @ClydeLabiche 11 месяцев назад

    Tiako be

  • @NomenaNjanahary
    @NomenaNjanahary Год назад

    Mankasitraka fa tena tsara be,misaotra n'y Tompo

  • @laliahrazafindrasata460
    @laliahrazafindrasata460 Год назад

    Amen❤🙏🙏

  • @ghislaineruslaine
    @ghislaineruslaine Год назад

    Merci slkm

  • @yannila2
    @yannila2 Год назад

    Quel est le titre?

  • @TahinaTseniaina
    @TahinaTseniaina Год назад

    Hira tena mb tiko io

  • @NiryAndriamialiarisoa-ce2rx
    @NiryAndriamialiarisoa-ce2rx Год назад

  • @rasamimananaolivier4896
    @rasamimananaolivier4896 Год назад

    Mankasitra e tsara be

  • @mireillerakotonirina650
    @mireillerakotonirina650 Год назад

    Atsangako ny tanako jesosy Amen

  • @mireillerakotonirina650
    @mireillerakotonirina650 Год назад

    Atsangako n'y tanako jesosy a! eto anetranao Zao amen 🙏❤️

  • @rakotoniainajoceline4297
    @rakotoniainajoceline4297 Год назад

    .

  • @davidrakotorahalahyandriat3690

    Tsy fanajana n'y hoe '' a. '' fa ''' ô '' no izy