Tanora Taratry ny Mazava: 20 Taona
HTML-код
- Опубликовано: 8 фев 2025
- Hetsika maro no anamarihana ny fankalazana ny faha-20 taona nijoroan'ny Tanora Taratry ny Mazava avy ao amin'ny Fiangonana FJKM Ambodanerana. Mitondra fanazavana Atoa Hary , Filoha mpanorina ny Tarika eo amin'ny sarin'i Tendry Razanabahoaka, Fanadihadiana John Poussin