Tsapako, hiainako Fa tena tia ahy ianao Jesosy, Misaotra fa havaozinao isa-maraina ny famindramponao, fahasoavanao, Tena tiako Ianao Jesosy malala ô 💞💞💞
Eto anatrehanao ry Ray ndreto izahay Hitondra ny fanatitra fisaorana Fa mendrika indrindra Ianao ny handray Ny dera voninahitra mandrakizay Havaozinao isa-maraina ho anay Nyfamindram-ponao sy ny fitiavanao anay Ary isan’andro Ianao miahy; milaza oa Hoe ampy ho anao ny fahasoavako.
Tsy misy teny mamy sy mampahery azon'ny mpanota ohatr'ahy andrandraina amin'Andriamanitra toy ny hoe "Ampy ho anao ny fahasoavako",mahazo hery hanohy ny dia indray sa ahoana!Azy anie ny Voninahitra
Tompo o izany tokoa no vavakay aminao ,manomboka eto dia ampetrakay eo ampela-tananao ny fiainanay; amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina
Tena tiako 'ty hira 'ty,nitaiza sy nandrotsirotsy ny fahazazako ❤️
Any ianao izay ry Neny...tsy manadino izahay fa matsiaro anao amin'izany hira izany!!! RIP love u
Misaotra anao aho Tompo fa be fitiavana Ianao.N'inona n'inona hadalako sy fahotako dia namela ahy foana Ianao ary nihaino ny vavako isan'andro.Tia anao foana aho Tompo ary hitia anao na oviana na oviana.JA T'AIME MON JESUS. MERCI.
TIA ANAY TOKOA IANAO RY RAY FA IZAHAY OLOMBELONA NO MANIHASIA KOA MAMINDRA FO
AMINAY FA MPANOTA IZAHAY. AMEN
amen
Tsapako, hiainako Fa tena tia ahy ianao Jesosy, Misaotra fa havaozinao isa-maraina ny famindramponao, fahasoavanao, Tena tiako Ianao Jesosy malala ô 💞💞💞
Mampaharey ahy loatra ity hira ity. Misaotra Jesosy oo! Amen.
" Havaozinao isamaraina ho anay ny famindraponao sy ny fitiavanao ". Thank you Jesus
Mm
Tiako loatra na ny tonony na ny feony, tena mahay mihira koa hianao Fara. Misaotra tompoko
Ta Grâce me fait vivre Seigneur 🙏
"Ampy ho anao ny fahasoavako" : ❤
Hira manome hery
Mankasitraka Mme Fara. Misaotra indrindraTompo ô!
Tsara ity hira ity ❤
Isanandro Ianao miahy, milaza koa hoe Ampy ho anao ny Fahasoavako! Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany
Isanadro ianao mihay ny azako, eny ampy ho anao ny fahasoavako ❤️
Ampy ho ahy tokoa ny fahasoavany.AMEN
Ampy ho ahy ny Fahasoavanao ! Amen
Havaozinao isa-maraina ho anay !
hiran neny e,tena tiako fona ihany koa nefa
Mankasitraka Mme Fara a! Voninahitra ho an'Ilay Avo Indrindra
Ampy ho anao ny fahasoavako...Dera sy Laza hoanao ry Tompo Andriamanitro!!!
Izay rehetra atolotrao anay re Tompo ô, dia ampy ho anay tokoa na kely aza ! Misaotra Ray ô !!
Aleloia amen
Misaotra amin'ilay hira fa tsara tokoa i Jesoa.
misaotra Jesosy 😍😍😍
Mendrika toko ianao ry lay Andriamanitra be fitiavana,
Amen❤
Tompo o mifona aminao aho ;satria mbola nomenao tombinandro afahako midera ny anaranao mandrakariva; Ampy ho anao ny fahasoavako : Amen .
J'adore cette chanson .
Ny fahasoavan'Andriamanitra tokoa ,dia ampy mizara ho antsika tsirairay avy izay matoky sy mandray ny Tompo Jesosy ho Tompo sy Mpanjakan'ny fiainany.
Eto anatrehanao ry Ray ndreto izahay Hitondra ny fanatitra fisaorana Fa mendrika indrindra Ianao ny handray Ny dera voninahitra mandrakizay Havaozinao isa-maraina ho anay Nyfamindram-ponao sy ny fitiavanao anay Ary isan’andro Ianao miahy; milaza oa Hoe ampy ho anao ny fahasoavako.
Ampy ho ahy ny fahasoavanao Jesosy ❤
Tsy lany hamamiana izao hira izao fa tena mankasitraka feno Tompoko
TIKO NY TOMPO, AMEN
Havaozinay isa maraina... Isan'andro ianao milaza oe ampy anao ny fahasoavako
Ampy ho ahy tokoa ny FahasoavaNao ry Tompo!! Misaotra Tompo o!!
Tsy misy teny mamy sy mampahery azon'ny mpanota ohatr'ahy andrandraina amin'Andriamanitra toy ny hoe "Ampy ho anao ny fahasoavako",mahazo hery hanohy ny dia indray sa ahoana!Azy anie ny Voninahitra
GRACENICK ninie marina zany
Misaotra betsaka !
ninoninona ota n'olombelona ka mangataka famelana aminao Tompo dia mamela sy manavao anay ianao mendrika tokoa ianao ka dera anie ho anao irery iany
Misaotra noho ny famindramponao sy ny fitiavanao ry Ray masina tsara indrindra
Salama MBA tiko le hiranao oe jeso inona no nataoko anao no indro nafoinao à tram ainao fa manina ts6 ato iny azafad
Tiako loatra ary tiako foana....
Ampy ho ahy NY fahasoavanao
Tompo o izany tokoa no vavakay aminao ,manomboka eto dia ampetrakay eo ampela-tananao ny fiainanay; amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina
..MANDEHANA.
ARY AMIN'IZAO SISA IZAO DIA.....AZA MANOTA INTSONY
Merci Seigneur pour ta bonté
Misaotra fa tena mampahery tokoa
Mivavaka @ Masina Maria Ve ?
Déraina jesosy Aleloia amen🤍🤍🤍❤❤❤❤💚💚💚💙💙💞💞
Voninahitra ho anao ry tompo Andriamanitra ray mahery
Haleloiia
Mankasitraka tanteraka
misaotra tompoko @le hira fa tena mankahery tokoa..
Tsara ny famindrampon'Andriamanitra.
Tsara lotra zareo n fitiavan Jesosy a (y)
misaotra ny Tompo hatrany e
❤️
❤❤❤
Deraina JESOSY;
Ampy ho anay ny fahasoavanao ry Ray
ampy ho ahy tokoa ny fahasoavanao
Arotsahy aminay lalandava ny fahasoavanao ry TOMPO
Misaotra anao , tiako
Tsara be fa misaotra Fara a
Misaotra indrindra fa tena mampahery ity hira ty,
Ampy ny fahasoavany
Misaotra Ando Rak @ clip.
Tena mitondra aim-panahy
Tena milay ty hira ty, mafinaritra
Sotrasyderahirafideranahira
Tena manga feo marina amen
misaotra ny Tompo hatrany e
❤❤❤
❤❤❤