Boriborintany faha-3
HTML-код
- Опубликовано: 12 июн 2020
- Mizotra tsara ny fampandehanan-draharaha eo anivon'ny Boriborintany fahatelo , efa mandeha ny fanentanana amin'ny fananganan-tsaina sy ny fiatrehana ny fankalazana ny fetim-pirenena.
Mitondra ny fanazavana Atoa Ramiandrisoa Rabaritsimba Lalaina, Délégué au Maire III Arrondissement Antananarivo Renivohitra, eo amin'ny sarin'ny Akombaovao Madagasikara.