Kaominina Ampitatafika: Nofoanana ny fankalazana ny fetin'ny 26 jona.
HTML-код
- Опубликовано: 8 фев 2025
- Nohon'ny fisian'ny fahameana ara-pahasalamana eto amintsika dia nanao fanambarana ny Ben'ny Tànana an'Ampitatafika, Rado Ramparaoelina fa nofoanana ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 Jona izay fanao isa-taona.
Araho ny fanazavana
John Poussin