Lalao Échecs: Efa manana ny lanjany eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena
HTML-код
- Опубликовано: 8 фев 2025
- Miroborobo ny Taranja Échecs eto amintsika ary efa mipariaka manerana ny lafivalon'ny Nosy. Fantatra koa ny lazan'i Madagasikara amin'ity taranja ity eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena . Mitondra fanazavana ny Filohan'ny Federasiona Malagasy Lalao Échecs, RAMALANJAONA Andrianantenaina .
Mpanao gazety John Poussin, sary Tendry, Pc sarin'ny FMJE