Ny tananao manohana ahy, Aza avela aho hiala aminao, Tompo o f'eo aminao, Ianao no heriko. Misaotra Tompo fa tsy mahafoy na mahasaraka anay tokoa ianao. Misaotra fa malala eo imasonao tokoa izahay.
Tena marina fa raha ny heriko fotsiny dia efa trotraka aho, fa ny herinao Tompo no mbola mampijoro ahy.Rakofy tanteraka Anao aho Tompo o mba tsy ho reraka ka hiverin-dalana fa handroso hatrany ho eny Aminao.
@LandiiLiCious Si nous ne comptons que sur notre propre force nous ne pourrons rien faire (Raha ny hery ato anatiko mety ho reraka) mais si nous laissons Dieu régner en nous, puisque Dieu est fort, alors nous serons forts aussi. Il combattra à notre place. J'espère que j'ai pu t'aider! Samy tahian'i Jesosy e!
Très belle chanson. mais j'ai une question: Pourquoi vous dites "Raha ny hery ato anatiko mety ho reraka?" alors qu'au début vous dites "Ny herinao no heriko"? Ny heriny Tompo tsy reraka mitsy... C'est juste une question parce que je ne comprends pas hun, ce n'est pas une critique =). Tahiny Jesosy daholo
NY herinao TOMPO O no heriko, tsy mahefa n'inona n'inona amiko izany Satana. Mahery mandrakizay aho satria JESOA KRISTY velona aho anatiko
misaotra Tompo o.. ny herinao tokoa no heriko.. mankasitraka indrindra Pasteur
Ny tananao manohana ahy, Aza avela aho hiala aminao, Tompo o f'eo aminao, Ianao no heriko. Misaotra Tompo fa tsy mahafoy na mahasaraka anay tokoa ianao. Misaotra fa malala eo imasonao tokoa izahay.
Tompo o! misaotra anao aho fa ianao tokoa no mbola mampahery ahy isan'andro, ampio aho Tompo mba tsy hiverindalana intsony fefa nanolo-tena honanao! !amen
Tena marina fa raha ny heriko fotsiny dia efa trotraka aho, fa ny herinao Tompo no mbola mampijoro ahy.Rakofy tanteraka Anao aho Tompo o mba tsy ho reraka ka hiverin-dalana fa handroso hatrany ho eny Aminao.
Aoka ny Herinao no ho heriko Tompo ô!!! Aoka aho hatoky Anao lalandava na inona na inona mitranga, Ianao mbola mampijoro ahy, Ianao mbola famonjena ho ahy. Misaotra Jesosy ô! Amena
Raha tsy ianao Tompo o ! tsy mahefa na inona na inona izahay !
Misaotra anao fa mbola ianao no mampijoro sy mampitraka anay @ziogan'ny fiainana !
Hianao no mbola mampijoro ahy ka misaotra Tompo Malala ❤️🙏
Aoka ny herinao no ho heriko Tompo!
Andriamanitra o raha izaho irery mety ho reraka fa fantatro fa Ianao ato anatiko, mahery, tompon'ny fahefana. IAnao no heriko Tompo.
Aza avela aho hiala aminao, ianao no heriko...
TOMPO o manam petra tokoa ny herinay ,IANAO IRERY no hery sy tanjakay,miankohoka tanteraka eo an tongotra aho.
marina b ny voalazan'ny tono-kira, amen!!!
BJR TENA TSARA NY HIRA MENJA . MAMY TIANA VALENCE FRANCE
tena mankasitraka fa trna mampahery be la hira o mahary toko ny TOMPO FA IZY NO ANDRIAMANITRA VELONA MANDRAKIZAY
Androany dia ny Herinao no Heriko ,, Ianao no mapijoro ahy Ray malala o !! tiko Ianao !! tiko lotra !!!
IANAO TOKOA RY TOMPO NO HERY , misaotra TOMPO O!
Aoka ny herinao Jesosy np heriko!
@LandiiLiCious Si nous ne comptons que sur notre propre force nous ne pourrons rien faire (Raha ny hery ato anatiko mety ho reraka) mais si nous laissons Dieu régner en nous, puisque Dieu est fort, alors nous serons forts aussi. Il combattra à notre place. J'espère que j'ai pu t'aider!
Samy tahian'i Jesosy e!
zay mintsy tompo o raha ny hery ato anatiko de zavapona rah tsisy ny herinao amenn
Aza avela iala minao zay tompo
Tompo ianao no heriko
Très belle chanson. mais j'ai une question:
Pourquoi vous dites "Raha ny hery ato anatiko mety ho reraka?" alors qu'au début vous dites "Ny herinao no heriko"? Ny heriny Tompo tsy reraka mitsy... C'est juste une question parce que je ne comprends pas hun, ce n'est pas une critique =).
Tahiny Jesosy daholo
Ny HERINAO Tompo no heriko
@rovitra Ah ok, je comprends mieux =)
Yé, marina mihitsy ka Amen Amen Amen.
Misaotra betsaka dia tahiny Tompo