mivavaha isika fa efa akiky ny fihavian i JESOSY! Merci FRERE de nous faire pleurer de regrets a travers votre louange d"adoration! gloire a l ETERNEL! AMEN AMEN! AMEN!
fitiavana rafalimanana il y a 2 ans rien n est impossible à DIEU mino azy fa hitondra anao ho amin ny fahatsarana sy ny fitsaharana ny fiarahana aminy sady milamina b mihitsy an!!!
tena mampahery anay malagasy mpino aty am- pita ay ny hira fideran toy izao. misaotra an' Andriamanitra nampiasa ny mpihira de misaotra ny mpihira nanaiky nampiasainy ho fiderana azy ary misaotra izay nandefa itony hira itony ihany koa.
Mampahery ary tena marina satria Izy tsy mahafoy antsika na dia feno fahotana aza .Ray ô tano ho anao mandrakariva izahay ary aza avela hisy haharombaka anay izay efa anao.Misaotra an i Pasteur sy ny ekipany ho @ fampiroboroboana ny tenin'Andriamanitra
Tompo ô! Hitoetra eo anilanao mandrakariva no faniriako anio ampitso ary mandrakizay. Eo anilanao no mahatsara ahy Jesoa. Amen
Merci Jocelyn Ranjarison. Mankafia, aty Australie
mivavaha isika fa efa akiky ny fihavian i JESOSY! Merci FRERE de nous faire pleurer de regrets a travers votre louange d"adoration! gloire a l ETERNEL! AMEN AMEN! AMEN!
merci pasteur, tena tsara ilay fiderana. Betsaka ny olona mpankafia ny hiranao, eny fa tamin'zaho mbola tsy mpino ary dia efa notadiaviko fatratra zany hira zany
Misaotra JESOSY mbola afaka matoky Anao amin'ny zavatra rehetra, misaotra FANAHY MASINA ary mino fa ilay Fanatrehanao hitoetra lalandava aty anatinay MISAOTRA JESOSY a!!!!!!, Amen !!! Amen !!!
fitiavana rafalimanana il y a 2 ans
rien n est impossible à DIEU
mino azy fa hitondra anao ho amin ny fahatsarana sy ny fitsaharana ny fiarahana aminy
sady milamina b mihitsy an!!!
merci Jocelyn de ce morceau:j'aime bien cette chanson!
Eo akaikinao tompo o! no mahatsara ahy! AMEN
tena mampahery anay malagasy mpino aty am- pita ay ny hira fideran toy izao.
misaotra an' Andriamanitra nampiasa ny mpihira de misaotra ny mpihira nanaiky nampiasainy ho fiderana azy ary misaotra izay nandefa itony hira itony ihany koa.
Eo anilanao Tompo ô! no fifaliako indrindra!
Ianao Lay Tokan' ny fiainako, Ianao tsy mba mahafoy ahy
Tokin'ny foko, fitarainako
Eo anilaNao Tompo o, eo no mahatsara ahy...
Hallelujah
Mampahery ary tena marina satria Izy tsy mahafoy antsika na dia feno fahotana aza .Ray ô tano ho anao mandrakariva izahay ary aza avela hisy haharombaka anay izay efa anao.Misaotra an i Pasteur sy ny ekipany ho @ fampiroboroboana ny tenin'Andriamanitra
Misy fahasambarana eo anilanao tompo ô!!!
tena misaotra fa emu mitsy
tiko fona eneo Tompo o!
tsara ny Tompo é ho azy anie ny voninahitra sy dera mandrakizay
mahafinaritra be de ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra