ANTSO - Jacqueline sy Mr Vonjy (Lyrics)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 9 янв 2025
  • 🎶ANTSO - Jacqueline & Mr Vonjy🎶 (Lyrics)
    Anio dia anio no andrenesanao
    Ilay feon'ny Tompo manao toy izao
    Ô ry mpanota andevon'ny ota
    Izaho dia izaho mihitsy no toherinao
    Ô mba jereo re ny hoavinao
    Tsy tsapanao ve fa ho very ianao
    Impiry impiry no efa nikiry
    Nefa tsarovy mbola tiako foana ianao
    F'efa nafoiko ny aiko ho anao tokoa
    Asa re raha tsapanao hoe soa
    Ny rako mihitsy no efa namonjeko anao Mety ho inona no havalinao
    Ô mba jereo re ny hoavinao
    Tsy tsapanao ve fa ho very ianao
    Impiry impiry no efa nikiry
    Nefa tsarovy mbola tiako foana ianao
    Izao no tiako ho tsapanao
    Izaho ilay tsy miova dia miandry anao
    Ilay tsindrin-daona miantso foana
    Valio anio raha te ho voavonjy ianao
    Ô mba jereo re ny hoavinao
    Tsy tsapanao ve fa ho very ianao
    Impiry impiry no efa nikiry
    Nefa tsarovy mbola tiako foana ianao
    F'efa nafoiko ny aiko ho anao tokoa
    Asa re raha tsapanao hoe soa
    Ny rako mihitsy no efa namonjeko anao Mety ho inona no havalinao
    Ô mba jereo re ny hoavinao
    Tsy tsapanao ve fa ho very ianao
    Impiry impiry no efa nikiry
    Nefa tsarovy mbola tiako foana ianao
    💝
    #LyricsbyKalo

Комментарии •