Lyrics by Kalo
Lyrics by Kalo
  • Видео 96
  • Просмотров 291 588
FA TIAKO - Groupe Fanasina Hir'Aina (Lyrics)
💗FA TIAKO - Groupe Fanasina Hir'Aina💗 (Lyrics)
Ny fiainako atokako ho Anao
Ry Ray Mpamorona izao tontolo izao
Ô raiso ka hanjakao
ho voninahitr'ilay Anaranao
Na dia marevaka tokoa izao tontolo izao
Dia tsy mba mety ahasarika ahy hiala Aminao...
Fa tiako Ianao, tsy misy iriko toa Anao
'Lay nandray ny tanako ka nampiorina indray
Ny fiainako dia indro tonga vaovao voaravak’ilay fahasoavanao
Faniriako ny akaikinao
Hahita hatrany 'lay fahalehibeazanao
Hanandratra ny Anaranao
Sy mankamamy koa ny hasoavanao
Na dia marevaka tokoa izao tontolo izao
Dia tsy mba mety ahasarika ahy hiala Aminao...
Fa tiako Ianao, tsy misy iriko toa Anao
'Lay nandray ny tanako ka nampiorina indray
Ny fiainako dia indro tonga ...
Просмотров: 83

Видео

NANGORAKA - Ny Ravin'ôliva (Lyrics)
Просмотров 779 часов назад
✝NANGORAKA - Ny Ravin'ôliva✝ (Lyrics) Nangoraka 'zao fahoriana izao Fa ny fo be fitia Ka naleony nandao ny lapa Dia nidina tety Tonga teo amin'ny Azy Izy F'ireo tsy nety nandray Ka naleony nandeha nitady Toeran-kafa indray 'Zaho ve anisany izany? 'Zaho ve anisany izany? Nangoraka 'zao fahantrana izao Fa ny fo mbola tia Ka naleony nandeha niady Hitady ilay nania Tonga teo amin'ny Azy Izy F'ireo ...
SAMBATRA - Feon'ny Faminaniana (Lyrics)
Просмотров 255Месяц назад
😇SAMBATRA - Feon'ny Faminaniana😇 (Lyrics) Sambatra tretrika izahay Manana fanantenana iray Fa Jeso Tomponay nanao hoe : Handeha aho kanefa ho avy indray Hitondra ny famonjena azo antoka Fifaliana, fitahiana, Ary koa hizara fahasoavana Ka moa tsy hita izany amin'ny endriny? Maro be ny mahory ety Mampijaly izao tontolo izao F'izahay tsy manahy satria Mijoro miandry ilay Tomponay Hitondra ny famon...
ANJARAKO IANAO JESO - Groupe Kharat (Lyrics)
Просмотров 280Месяц назад
🎹ANJARAKO IANAO JESO - GROUPE KHARAT🎹 (Lyrics) Anjarako hasambarako Ianao Jeso Ny anarako dia ovànao mba ho vaovao Ny amiko dia ny ho eo anilanao Eny ho any raha toa ka sitrakao Anjarako hasambarako Ianao Jeso Ny anarako dia ovànao mba ho vaovao Ny amiko dia ny ho eo anilanao Eny ho any raha toa ka sitrakao Tsy ety an-tany ihany no hilazako an'izany Fa hitohy any an-koatra He, ny foko faly loat...
RAY Ô, MAMELÀ! - Doudou Tovoarimino (Lyrics)
Просмотров 349Месяц назад
🛐RAY Ô, MAMELÀ - Doudou Tovoarimino🛐 (Lyrics) Ray o! Mamelà, mamelà ny hadisoako Ry Ray o! Mpanota aho ka tsy mendrika ny foko Ray o! Mifona aho, adinoy sy fafao Ray o! Fitiavana, antsoiko Ianao Aza avela irery fa 'ndrao dia malemy sy reraka ao an-dalana aho Omeo ahy anio ny Sandrinao Tsitoha (omeo ahy ny Sandrinao) Ry Ray o! Mahantra aho, menatra, mangahiahy aho Ry Ray o! Fitiavana, antsoiko I...
FIAINANA MANDRAKIZAY - Groupe Voahary (Lyrics)
Просмотров 3416 месяцев назад
🌈FIAINANA MANDRAKIZAY - Groupe Voahary🌈 (Lyrics) Fiainana mandrakizay Tompo ô No nomaninao ho anay ety Ny ho kivy sanatria Na mbola lavitra ny dia Ny tananao Ray ô! no mitantana anay An... Na fifaliana, na fahoriana Tompo ô no iainanay Izahay tsy hiala Aminao Na koa tomany, na tahak'izany Tompo ô no iainanay Izahay dia tia Anao Fiainana mandrakizay Tompo ô No nomaninao ho anay ety Ny ho kivy sa...
TOMPO O! - Lalao (Lyrics)
Просмотров 3,7 тыс.8 месяцев назад
🎶TOMPO O - Lalao🎶 (Lyrics) Tompo ô ! Mba henoinao 'ty mpanomponao Fa mitalaho, koa avelao ireo ota natao Tsy mendrika hanonona ny Anaranao aho Fa fo maloto ny ao anatiko ao Ireo ota nandrarànao niniako natao Toa tsy sahy aho hilaza Aminao Fantatro ihany anefa fa be fitiavana Ianao Mamela ireo izay mifona Aminao Misaotra Anao aho fa fantatro, fa tia ahy Ianao Koa voavela ireo ota natao Nandany n...
AMBOARA HO AN'I NENY - Fanaky ny famindram-po (Lyrics)
Просмотров 1,2 тыс.8 месяцев назад
💝AMBOARA HO AN'I NENY - Fanaky ny famindram-po (FANAFA)💝 (Lyrics) Amboaram-boninkazo, atolotra anao re ry Neny Atolotr'i Dada sy ankizy rehetra satria fetinao anio Atolotr'i Dada sy ankizy rehetra satria fetinao anio Amboaram-pitiavana atolotr'ireo zanakao Ry Neny nikolo nibaby nitaiza tsy sasatra nikarakara Ry Neny nikolo nibaby nitaiza tsy sasatra nikarakara Hitahy anao Jeso, Hiaro anao Izy e...
MISAOTRA ANAO 'ZAHAY - Saholimalala sy Nali Rabarison (Lyrics)
Просмотров 6549 месяцев назад
🌈MISAOTRA ANAO 'ZAHAY - Saholimalala sy Nali Rabarison🌈 (Lyrics) Misaotra anao 'zahay Ry Tompo tianay Fa mbola nomenao tombon'andro Hahay midera Anao. Ny zavatra ataonay Ankinina Aminao Fa lehibe tokoa ny fitiavanao Ny mpanomponao. Hery lehibe tokoa ho anay Ny mivavaka Aminao Koa ampio ny olonao 'Zay mangataka Aminao Ny fahasoavanao. Misaotra anao 'zahay Ry Tompo tianay Fa mbola nomenao tombon'...
FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)
Просмотров 5 тыс.9 месяцев назад
💗FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina💗 (Lyrics) Fatratra loatra raha ny fitiavanao Ry Jesosy Tompoko Famindram-po ts'hita lany no natolotrao Hotinafiko Fahafatesana no miandry ahy Afo mandevona koa Fa ny tànanao mahery no nisarika ahy Mba ho velona Rendrika aho tanatin'ny adalana Ditra no nameno ny fo Fa Ianao no nampody ahy ho ao am-bala indray Ka nanangana ahy mba ho zanakao Rendrika aho tanatin...
TADIDIKO - Groupe Hir'Aina (Lyrics)
Просмотров 7 тыс.11 месяцев назад
🎼TADIDIKO - Groupe Hir'Aina🎼 (Lyrics) Tadidiko ny omaly Fony aho mbola saraka Anao. Nandrakotr'ahy ny jaly, Sy ny fahorian'izao tontolo izao. Nandao avokoa 'zay mba namako, Nanalavitr'ahy. Ka irery aho tsy misy mpijery Tanaty ady. Fa teo Ianao ry Jesôsy Tompo Tsy mba nijery izany fahalemeko. Nampiarin'ahy, namela ahy hitoetra Anilanao, anilanao. Tadidiko ny omaly Fony aho mbola rakotr'aizina. N...
MANOATRA NOHO NY MPANDRESY - Mr Vonjy sy Domoina (Lyrics)
Просмотров 4 тыс.Год назад
🎼MANOATRA NOHO NY MPANDRESY - Mr Vonjy sy Domoina🎼 (Lyrics) Natolony ahy isan'andro ny teniny Ka efa nanova ny fiainako ho vaovao Nanitsy ny làlako, ka nampianatra ahy handeha Nanolotra ahy ny fahamarinanao Ny Fanahy masina koa dia narotsany Hitarika ahy ho eo an-tongony Namelona ny afon'ny finoana ao anatiko ao Hitarika ahy ho any an-danitra Manoatra noho ny mpandresy aho Satria Jeso Tompo eo ...
NY MINO - Groupe Ny Mino (Lyrics)
Просмотров 2,6 тыс.Год назад
🙏🏻NY MINO - Groupe Ny Mino🙏🏻 (Lyrics) Na dia mamaky lohasaha mangina aza Ny mino an'i Jesoa tsy mba manahy Mandroso mandroso Ny mino an'i Jesoa tsy mba manahy Ka na dia misy ny mpamingana tsy tia Ny fiainako milamina erý Mandresy aho mandresy aho Ny fiainako milamina erý Na dia mamaky lohasaha mangina aza Ny mino an'i Jesoa tsy mba manahy Mandroso mandroso Ny mino an'i Jesoa tsy mba manahy Ka n...
SAMY MANANA NY FOTOANA - Tarika Alison (Lyrics)
Просмотров 852Год назад
🌈SAMY MANANA NY FOTOANA - Tarika Alison🌈 (Lyrics) Samy manana ny fotoana Ny zavatra rehetra eto an-tany Tsy mba misy izay mivoana Ny fandaharan'ny mpahary Ao ny andro haterahana Ao ny andro hafatesana Ao ny andro handihizana Ao ny andro 'zay hisaonana Samy manana ny fotoana Ny zavatra rehetra eto an-tany Tsy mba misy izay mivoana Ny fandaharan'ny mpahary Ao ny andro hitomaniana Ao ny andro hiho...
VAVAKA - Hanitr'i Kristy (Lyrics)
Просмотров 4,1 тыс.Год назад
🙏🏻VAVAKA - Groupe Hanitr'i Kristy🙏🏻 (Lyrics) Andriamanitra o! Ianao mahafantatra ny ao am-poko ao. Hainao avokoa na dia tsy misokatra ireto molotro. Izay faniriako fantatrao, Ireo sentom-poko hitanao. Na izay miafina indrindra dia miharihary eo Aminao. Raha misy zavatra tadiaviko, nefa tsy mahasoa ny ho aviko, Tompo o! Sakano tsy ho tanteraka, Fa ekeko izay sitrakao. Andriamanitra o! Faniriako ...
AMORONY FO MADIO - Tarika Sedera (Lyrics)
Просмотров 561Год назад
AMORONY FO MADIO - Tarika Sedera (Lyrics)
VAVAKA HO AN'NY TANINDRAZANA - Groupe Njatoson (Lyrics)
Просмотров 709Год назад
VAVAKA HO AN'NY TANINDRAZANA - Groupe Njatoson (Lyrics)
TOMPO Ô, IANAO NO MAHALALA - Édouard sy Tafika (Lyrics)
Просмотров 1,9 тыс.Год назад
TOMPO Ô, IANAO NO MAHALALA - Édouard sy Tafika (Lyrics)
ANTSO - Jacqueline sy Mr Vonjy (Lyrics)
Просмотров 2,4 тыс.Год назад
ANTSO - Jacqueline sy Mr Vonjy (Lyrics)
EFA NITSANGANA IZY - Groupe Lalao (Lyrics)
Просмотров 3,3 тыс.Год назад
EFA NITSANGANA IZY - Groupe Lalao (Lyrics)
TENA NAMANA - Fitarikandro (Lyrics)
Просмотров 1,5 тыс.Год назад
TENA NAMANA - Fitarikandro (Lyrics)
IT'S YOU - Vonivato (Lyrics)
Просмотров 2,7 тыс.Год назад
IT'S YOU - Vonivato (Lyrics)
IZY HIADY HO ANAO - Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo (Lyrics)
Просмотров 918Год назад
IZY HIADY HO ANAO - Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo (Lyrics)
HO AIZA IANAO - Hanitr'i Kristy (Lyrics)
Просмотров 7 тыс.Год назад
HO AIZA IANAO - Hanitr'i Kristy (Lyrics)
INDRAY ANDRO ANY - Groupe Lalao (Lyrics)
Просмотров 10 тыс.Год назад
INDRAY ANDRO ANY - Groupe Lalao (Lyrics)
HO ANAO - Jeunes Lumières (Lyrics)
Просмотров 627Год назад
HO ANAO - Jeunes Lumières (Lyrics)
HAY TEO FOANA I KRISTY - Chorale FIDERANA (Lyrics)
Просмотров 9 тыс.Год назад
HAY TEO FOANA I KRISTY - Chorale FIDERANA (Lyrics)
TADIAVO JESO (BESSA) - Antsan'ny Fo Miray feat Mamy (Lyrics)
Просмотров 15 тыс.Год назад
TADIAVO JESO (BESSA) - Antsan'ny Fo Miray feat Mamy (Lyrics)
RAY MALALA - Groupe Sedera (Lyrics)
Просмотров 469Год назад
RAY MALALA - Groupe Sedera (Lyrics)
NY FIANGONANA - Rijamalala (Lyrics)
Просмотров 1,3 тыс.Год назад
NY FIANGONANA - Rijamalala (Lyrics)