Joseph d'Af - Fitiavana Voalohany

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024
  • Andriamanitra irery ihany ivavahana.

Комментарии • 61

  • @lehilahymahery3927
    @lehilahymahery3927 6 лет назад +26

    Fitiavana voalohany :
    Fony aho vao nahalala
    Nandroso tsy nisalasala
    Naiza naiza tamin'ireny
    nitory ombieny ombieny
    Ny fiainam-bavaka
    mbola mitohy ve satapaka
    'Lay hafanana t@ iny
    lasa aiza izy ankehitriny ?
    Tonga eto aho hitady Anao
    Mandritry ny alina ka hatramin'izao
    Hanavaozako ny Eny
    Havaoziko ombieny ombieny
    INTY AHO TOMPO O , INTY AHO TOMPO OH
    RAISO AHO RAHA SITRAKAO FA VERY AHO RAHA LAVITRA ANAO
    HIVERINA INDRAY , HIVERINA INDRAY
    'LAY HAFANANAO VAO NIFOHA
    'LAY FITIAVANA VOALOHANY
    Nandeha ny andro sy ny fotoana
    ny fiainam-panahiko manao ahoana ?
    Sao tratran'ny andro milentika
    miantsoantso matetika
    ampianaro aho hahay hanisa
    izay mety ho androko sisa
    sao voafafa ny anarana
    @ andron'ny hampakarana
    avelao aho hijanona eto ihany
    avelao mba hitomany
    hiantsoantso Anao
    hirona eo an-tongotrao
    INTY AHO TOMPO OH ......
    avelao aho hijanona eto ihany
    avelao mba hitomany
    hiantsoantso Anao
    hirona eo an-tongotrao Tompo OH
    INTY AHO TOMPO O , .....
    Amen

  • @harisoametral
    @harisoametral 6 лет назад +4

    Tena very aho raha lavitra Anao jesosy...tsapako!!!❤❤❤
    Zany ka tena fitiavana...fitiavana voalohany !! Tsy misy mahasolo.
    Hiverina fona jesosy a😊😊😊

  • @calebandria9390
    @calebandria9390 4 года назад +1

    Vangio manokana ilay namako malalako izao alina izao Tompo.
    Mahatoky ianao Andriamanitra ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️#Y-A

  • @rindrahajaina4384
    @rindrahajaina4384 5 лет назад

    tsara foana rehefa Joseph D'af é!Hirarina mba tsy hiova gadona hafa fa ho evangélique foana no ataony.

  • @aaliyahjosettenoumme1138
    @aaliyahjosettenoumme1138 4 года назад +1

    Fitiavana voalohany ❤
    February 2020
    Tsy mitsahatra mankafy tarika JdAf zaay aty maurice.
    Souvenirs be ho anay ny fandalovanareo taty... mamphery anareo hatrany zaay ,,, mavitá be @ asany Tompo. Amen

  • @arsenearsene4935
    @arsenearsene4935 5 лет назад +1

    J'aime beaucoup cette chanson Joseph d'af continue toujours d'exploiter tes talents ça me touche beaucoup du fond du coeur. Merci.

  • @manobariela5258
    @manobariela5258 6 лет назад

    ZANY KA TENA FIDERANA E... HO AN ATRA IRERY IANY NY VININAHITRA AMEN..

  • @gasytiamozika2619
    @gasytiamozika2619 6 лет назад +7

    Ndryy,,,,,,Manosika ahy hiverina @ fitiavana voalohany foana ity hira ity.
    Fony aho vao nahalala marina ,nandroso tsy nisalasala,ary na taiza na taiza t@ ireny dia nitory ombieny2,,,,Hiverina aho TOMPO

  • @nyevasoarakotomandimby1614
    @nyevasoarakotomandimby1614 7 месяцев назад

    Tena tsy misy toy ilay fitiavana voalohany. Deraina Jesoa !

  • @manampisoahantamalala9758
    @manampisoahantamalala9758 5 лет назад +1

    avelao aho ijanona eto ihany avelao aho mba hitomany hiantso antso anao mila anao Jesosy ny fiainako tena very tokoa aho raha lavitra anao" tiko loatra le hira"

  • @oliviarianaharisoa97
    @oliviarianaharisoa97 5 лет назад

    Inty aho Tompo ô,raiso aho raha sitrakao hiverina indray Merci Joseph d'af

  • @marle09ola43
    @marle09ola43 6 лет назад +2

    Avelao aho hijanona eto ihany Avelao aho mba hitomany Hiantsoantso Anao hirona eo an_tongotrao Tompo oh Haleloia Inty aho Tompo ô raiso aho Raha sitrakao fa very aho raha Lavitra Anao AMEN

  • @vatosoaonjaniainafitahiana4942
    @vatosoaonjaniainafitahiana4942 5 лет назад +1

    Tena ilaiko,hiheverina.@ilay fitiavana.voalohany aho Jesosy ô,
    'Inty aho Tompo ô,raiso aho raha sitrakao"

  • @faniryherilandy4002
    @faniryherilandy4002 6 лет назад

    Merci! Tsara be le iz, ho an'Andriamanitra irery anie ny voninahitra

  • @praj330
    @praj330 5 лет назад

    Ampio aho Tompo Jesosy mba ho toy ny fitiavana voalohany izay nandraisako anao ny fiainako isanandro !

  • @nandrianinaralijaona4312
    @nandrianinaralijaona4312 5 лет назад +2

    Rehefa nandray an Jesoa indray mandeha, dia efa voavonjy foana mandrakizay fa tsy misy hoe voafafa zany ny anarana. Fa ilay hira tena tsara ary isika mivavaka foana mba hanakaiky ny Tompo hatrany eo @fiainana

    • @mannuellamannuella70
      @mannuellamannuella70 5 лет назад +1

      Izay no antony hananatsika fifandraisana personnel am Jesosy satria efa voavonjy isika.l hiaina lay fitiavana voalohany. N'y ôta no manasaraka antsika Amin Atra ka na dia efa nateraka ny fanahitsika ka tsis fifandraisana am Tompo dia hangatsika tsikel2 lay afompitiavana ary hihalavitra ny Tompo, tsy hahatody ny hazakazaka dia zay lay sanatria hahavoafafa ny anarana. Izay maharitra atram farany no hovonjena. Hahatody hazakazaka isika rehetra ary ny ny lanitra no tanjona. THT

    • @MerryMerry-fj4gw
      @MerryMerry-fj4gw 5 лет назад +1

      Marina fa rehefa nandray any jesosy de voasoratra any andanitra ny anarana kanefa kosa raha Mila @ jesosy anao ka miverina aminy fiainanana izao ntontolo izao de Andriamanitra mitsy mamafa anarana ao Tsihoe rehefa voasoratra anarana de efa tsimety voafafa intsony tsia fa mbola mety voafafa raha tsimanao ny sitrapon'Andriamanitra isika.

    • @lucianapayet1171
      @lucianapayet1171 5 лет назад

      Refa manota ianao ka tsy mibebaka ary miala @ izay ota izay dia vofafa ny Anaranao
      Mila mafana foana
      Raha matimaty ianao dia alokany vavak Atra

    • @mitina6466
      @mitina6466 3 месяца назад

      Ny fitiavana voalohany no miaro antsika tsy hiverin-dalana. Mila miverina amin'ny fitiavana voalohany isan andro isika Ary mikolokolo izany fitiavana izany fa io no hananantsika RELATION PERSONNELLE @ JESOSY. Ny Fanahy Masina anie hitondra sy hitahiry antsika @ fitiavana voalohany ❤❤❤

  • @georginafleuricerazanamavo5744
    @georginafleuricerazanamavo5744 4 года назад +1

    tiko loatra, mankasitraka Joseph d'Af a

  • @sam.j8688
    @sam.j8688 5 лет назад

    Tiko loatra.merci beaucoup de mitomboa hatrany am fanarahana ny Tompo.

  • @stylishlunnah3468
    @stylishlunnah3468 6 лет назад

    Ity aho Tompo ô, raiso raha sitrakao. Merci beaucoup...!

  • @harrykohnenmergen3813
    @harrykohnenmergen3813 3 года назад

    Inty aho Tompo o, raiso aho ra sitrakao 🙏🙏🙏

  • @chirstianrafanomezantsoa5312
    @chirstianrafanomezantsoa5312 6 лет назад +1

    hoan'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra!!!!

  • @jennymaria1501
    @jennymaria1501 6 лет назад

    Aleloia tsara loatra fitiavana no namonjena antsika

  • @charlesandrianjaka2039
    @charlesandrianjaka2039 6 лет назад +1

    Havaoziko ny Eny , ity aho Tompo ô

  • @andrygabrielraherinirina
    @andrygabrielraherinirina Месяц назад

    Tena tiko be lay hira

  • @andiolahsilvierah7775
    @andiolahsilvierah7775 6 лет назад +3

    WOW,,,,,,very good!!!

  • @dominiquerandrianarivelo5690
    @dominiquerandrianarivelo5690 6 лет назад +2

    inty aho tompo o,hiverina @ ilay fitiavana voalohany,,rais aho tompo o!?

  • @issoufmyoh7433
    @issoufmyoh7433 6 лет назад

    Makasitra @ le hira fa tsara be !! tohizo atrany frero!

  • @razanakotostephen5935
    @razanakotostephen5935 6 лет назад +1

    Za mba omeo tononkira tiako ity hira ity!

    • @diallorajerison9140
      @diallorajerison9140 2 года назад

      Fony aho vao nahalala, Nandroso tsy nisalasala Na aiza na aiza tamin'ireny, Nitory ombieny ombieny Ny fiainam-bavaka, Mbola mitohy ve sa tapaka? Lay hafanana tamin'iny, Lasa aiza izy ankehitriny? Tonga eto aho hitady Anao, Nandritry ny alina ka hatramin'izao Hanavaozako ny eny, Havaoziko ombieny ombieny Ref: Inty aho Tompo ô!! Inty aho Tompo ô!! Raiso aho raha Sitrakao, fa very aho raha lavitra Anao Hiverina indray, hiverina indray Ilay hafanana vao mifoha Ilay FITIAVANA VOALOHANY Mandeha ny andro sy fotoana, Ny fiainam-panahy koa manao ahoana? Sao tratran'ny andro milentika, Ny antsoantso efa matetika Ampianaro aho hahay hanisa, Izay mety ho androko sisa Sao vao voafafa ny anarana, Amin'ny andro ny ampakarina Avelao hijanona eto ihany, Avelao mba hitomany Hiantsoantso Anao, Hino eo an-tongotrao Ref:Inty aho Tompo ô!! Inty aho Tompo ô!! Raiso aho raha Sitrakao, fa very aho raha lavitra Anao Hiverina indray, hiverina indray Ilay hafanana vao mifoha Ilay FITIAVANA VOALOHANY .......Avelao hijanona eto ihany,........ ................. ................ ......................... tononkira.serasera.org/hira/joseph-daf/fitiavana-voalohany-1 tononkira.serasera.org

  • @sameraanina2666
    @sameraanina2666 6 лет назад

    Tompo o! Raiso aho rh sitrakao mamelao ny helokay 😢😢

  • @irenemayra6178
    @irenemayra6178 6 лет назад +1

    Tena tsara be 😍

  • @yehoshouaestseigneur4934
    @yehoshouaestseigneur4934 6 лет назад +2

    Jesosy tsy amidy na atao sur commande fa rehef nahazo maimaipoana dia mizara maimaipoana!

    • @levitagasy
      @levitagasy 6 лет назад +1

      Ianao ve ary efa nizara?

    • @yehoshouaestseigneur4934
      @yehoshouaestseigneur4934 6 лет назад

      levitagasy efa mzara amnao a zany ko!baiboly zan tenenko zan!maty jesosy gratuit ,ntsangana tam maty izy gratuit donc gratuit ny famonjena
      KORINTIANA FAHAROA 11:7 Diso va aho,raha nanetry tena mba hisandratanareo ka nitory MAIMAIMPOANA ny filazantsaran'Andremanitra aminareo?
      Aleo mbebaka fa ts filazantsara ny fitedavambola!jesosy iany aoka iseho fa ny nofo reetra aoka andoalika tsy tokony iseho kory na am'clip ar!alaitsika ny voninahitry jesosy!paoly ary apostoly anisany goavana miondrika tanteraka miankohoka eo anatrehan'jesosy ko maika ve ze isika?iz mo isika izay vovoka no mba irehareha?jesosy rery ihany no mendrika ho hita fa ny nofo reetr aoka iafina araka ny voalazany jaona mpanao batisa JAONA 3:30 IZY TSY MAINTSY MITOMBO,FA IZAHO TSY MAINTSY MIHENA .
      Jesosy ihany ny tinay ho ita fa zay ts mila star .
      Aoka mba hahay iheno izay manatsofina

    • @diallorajerison9140
      @diallorajerison9140 4 года назад +1

      @@yehoshouaestseigneur4934 misy problème ianao ka mila mandini-tena

  • @vijoyanandajonah2987
    @vijoyanandajonah2987 6 лет назад

    tohizo ny fampielezana an-kira fa mampahery anay ary efan ankaiky ho tonga ilay mpapakatra

  • @razanakotostephen5935
    @razanakotostephen5935 6 лет назад +1

    waouh tsara tiako e

  • @manantenarandria4480
    @manantenarandria4480 6 лет назад

    Fitiavana voalohany... 🙏

  • @rh7461
    @rh7461 6 лет назад

    Anao mandrakizay JESOSY Hiverina @ fitiavana 1

  • @nambininatahinamalalaharis956
    @nambininatahinamalalaharis956 6 лет назад

    Inty aho Tompo ooooooooo
    Hiverina indray

  • @LarissaRakotozandry
    @LarissaRakotozandry 7 месяцев назад

    🥰🥰🥰

  • @annielu-ann5153
    @annielu-ann5153 4 года назад

    Amazing !

  • @nirinaprisrazafit2487
    @nirinaprisrazafit2487 6 лет назад

    Tsara ilay hira misaotra betsaka mahafinaritra ilay midera NY Tompo

  • @solonirinasimomradoandrian649
    @solonirinasimomradoandrian649 3 года назад

    Raiso aho raha sitrakao

  • @rakotondrabeisabelle6064
    @rakotondrabeisabelle6064 5 лет назад

    Tsara be

  • @heriniainamichaelrandriant5898
    @heriniainamichaelrandriant5898 5 лет назад

    tsara be

  • @anisamadagaskar3010
    @anisamadagaskar3010 5 лет назад

    Tsara lotra

  • @ainamandimby839
    @ainamandimby839 6 лет назад

    inty aho TOMPO o.Raiso aho raha sitrakao

  • @aristideanjara7792
    @aristideanjara7792 3 года назад

    mer6

  • @oznyrandrianarivo5348
    @oznyrandrianarivo5348 5 лет назад

    tsara lotra

  • @raveloniainalaingomuriel9429
    @raveloniainalaingomuriel9429 6 лет назад

    Tena tiko be

  • @rakotondrabeisabelle6064
    @rakotondrabeisabelle6064 5 лет назад

    Tsara be