Tsara ianao Andriamanitra o.ampio aho mba tsy hisaraka aminao mandrakizay sy mba hanova ny tsy mety ato amiko.misaotra betsaka fa tena mahavelona ny fanahy ny hiranao.❤❤
cette chanson me rappelle de DOUX souvenirs, Gloire à Toi mon DIEU pour tous tes bienfaits dans ma vie et celle de mes proches. QUE ton nom soit Elevé.
tsara be le hira!ho tonga lavitra ne ny mozika entinao Joseph d af an!tohizo atrany fa mendrika alaina tahaka !mankasitraka indrindra de mirary fahombiazana feno ho anao.
TSARA NY tonon'khira, tsara koa ny feo, ARY koa mihembena mafy fa efa akaiky dia hoavy ny TOMPO @ anarany JESOSY irery iany ny Haja, voninahitra AMEN!!!
tsy haiko ho misy mba mitovy amiko ve ny olona fa za mahita fa sarotra sy mafy ary tena mangidy sy mampijaly ny tena manaraka an'i Jesoa Kristy, tena ady isan'andro, isan'ora, isan-tsegondra ary tena manahira nefa misy olona hitako hoe falifaly sy miramirana, faly ihany izao rehefa teny mandinika ny cas misy ahy nefa itako hoe tsy mitovy amin'ny an'ny olona sasany, tsy hoe tsy tsara Andriamanitra ah tsara Izy ary tena tsara, fa hatramin'ny niezahako anaraka Azy dia hitako hoe mafy ny ady atrehako sady sarotra eh, sarotra nefa izorako ihany ary tsy amelako, Je veux me battre pour toi Jésus, j'essayerai
ZAH ko efa mametraka ? toa anao zany matetika fa te i-rassurer anao aho hoe Hain'i JESOSY ny zavatra rehetra ary haiNy hoe hatraiza ny fetra zakanao,mitoera tsara aza miova fa Izy tsy andao na ahafoy anao mihintsy dia aza adino miconnecter amiNy matetika
Tena iainana mihitsy ilay hoe miaraka @kristy de tsy maintsy milanja ny hazo fijalinyKanefa tena hasehony mihitsy fa fandresena ny ao ambadikizay mila matoky azy isika fa tsy manary Izy ary tsy mandao
Andriamanitry ny fahatsarana ! Hihira ho anao aho. Feno anao ny vavako, mipololotra avy ao am-po Ny Anaranao no asandratro Hihira aho ny herinao , nanosotra ahy hitory anao Hitondra avo ny anaranao Haleloia, haleloia,tsara Ianao Haleloia, haleloia, tsara Ianao Ny anton'ny hirako sy fahavelomako Dia Ianao ry Ray, mandrakizay Ny antony ivelomako sy ny anton'ny hirako Dia Ianao, Ianao tokoa. Andry iankinan’ny foko, vetson’ny fanahiko Ny anaranao mamelona ahy. Ny fahagagana vitanao, ny zava-drehetra hainao atao Tsy haiko ny tsy hihira ho Anao Haleloia, haleloia, mendrika Haleloia, haleloia, mendrika. Ny anton'ny hirako, fahavelomako Dia ho Anao ry Ray, mandrakizay Ny antony ivelomako sy ny anton'ny hirako Dia Ianao, ho Anao tokoa Ny antony ivelomako sy ny anton'ny hirako Dia ho Anao, Anao tokoa.

Tsitsi c'est ta chanson. Bientôt c'est ton anniv. Repose en paix mon frère chéri. Tu me mank tellement.
Merci e,
Courage, qu'il repose en paix éternellement auprès du Seigneur
Tsara ianao Andriamanitra o.ampio aho mba tsy hisaraka aminao mandrakizay sy mba hanova ny tsy mety ato amiko.misaotra betsaka fa tena mahavelona ny fanahy ny hiranao.❤❤
Mankasitraka @ le hira fa tena tsy sasatra mihaino an' ity hira ity zaho isan'andro ,merci et grâce à dieu 🙏❤
Tiko beee ilay izy ianganie Andriamanitra hanampy sy hitahy hamipitombo bebe kokoa Amen
Tsara ny hira fiderana ! j'aime tout les chason
UN COUP DE CŒUR MUSICAL, VRAIMENT J'ADORE
Tsara loatra Ianao Jehovah o . Ka tsy haiko ny tsy hidera Anao. Halleluja Halleluja 🙏🙏🙏
Merci tsara be le hira, Asandratra Avo ny anaran Jeso "Aleloia" 🙏💒💛
cette chanson me rappelle de DOUX souvenirs, Gloire à Toi mon DIEU pour tous tes bienfaits dans ma vie et celle de mes proches. QUE ton nom soit Elevé.
Gloire à Dieu. Mankasitraka ny mpanakanto fa tena mampiorina finoana ity hira ity
Ny antony ihirako Jesosy de ianao irery , ny antony avelomako de hianao ry Ray , merci beaucoup Joseph Daf
tsara be le hira!ho tonga lavitra ne ny mozika entinao Joseph d af an!tohizo atrany fa mendrika alaina tahaka !mankasitraka indrindra de mirary fahombiazana feno ho anao.
maravoravo mahita jeune bôgôsy sy misy talent karaha Joseph d'Af manolotra ny talentany ho fideràna ny Tompo!!! ty donc tsy maro bôka Degô e!e!
Reste humble mon frère pour que le Seigneur oeuvre en nous, à Lui seul la gloire.
Amen 💖
Ii
Ianao Jehovah ô no antom-pisiako ety an-tany!
Amen mankasitrake tahin'i jesus 💕💕❤❤❤❤
Tompo malalako ô! Ianao no antom-pivelomako ❤😍😇
Tompo ô ! Tazomy aho ho Anao mandrakizay
Ny antony Ivelomako dia ho Anao doria AMEN
Même si on ne comprend pas le malagasy, la mélodie derrière suffit pour aimer la musique. I enjoy
"Dieu est ma raison de vivre, je lui dedie cette musique" du genre :)
Dave Turner kou manina mahay miteny we Malagasy raha ts gasy
@@delanessancelestin1881 fa tokony hoe "mal gache" ve no teneniny ? :(
@@delanessancelestin1881 mety hoe olona teraka tany ivelany izy de tsy mahay miteny gasy
C est les paroles qui comptent
AMEN! Amen mankasitraka indrindra, tahin ' ny Tompo
Mercii bcp joseph d'Af.. 💘 Tahin tompo e!!!
TSARA NY tonon'khira, tsara koa ny feo, ARY koa mihembena mafy fa efa akaiky dia hoavy ny TOMPO @ anarany JESOSY irery iany ny Haja, voninahitra AMEN!!!
haleloia tsara enao! misaotra tompo o!
Jehovah itahy anao, vitsy no toa anao amizao fotoana zao, deraina Andriamanitra Jesosy.
T'es ma raison de vivre mon seigneur.Merci beaucoup d'être toujours là pour nous.Aleloia
C'est vrai tu as raison sœur
Tena tsara be ny tononkira , ny melodie voninahitra ho an'ny Tompo tokoa
Ianao tokoa no antony ahavelomako Raiko ô! Misandrata avo ny Voninahitrao!
J'adore cette chanson . J'écris en français pour les Français mais je suis malgache toute façon
misaotra ny artiste manan-talenta midera Ilay ray Tsitoha.
ho feno anao Tompo ny fiainako manontolo! Amen!
Aleloia !
Voninahitra mankany amin ' ny voninahitra .
marn zany za koa mankafy de mihaino ,finaritr'e!!
tariana yesu, .... you look good brother.
je te souhaite d'aller plus loin c'est vraiment adorable comme music BONNE CHANCE AU GROUPE j'aime bien
Oui Seigneur! C est Toi Ma raison de vivre
Vous
No hono iano ihany no ivelomako margny loatra Zain amen 🙏👏👏👏👏👏👏👏 misotra betsaka ano tompo
tsara b koa ny toniny. DERAINA JESOSY AMEN
Ah la la☺️☺️ j’ai grave envie de rentrer à Mada
Alleluia ! Merci pour ton amour seigneur Amen ❤
Merci tsara be Amen !
Tsara ny midera an iJesosy❤❤❤
j'adore la chanson, très belle voie, le clip aussi (y) !....
Tiko lotra Ty hira ty❤
Tsara jesosy mendrika ho deraina 💛💚👌
cette chanson sera grave dans nos coeur bravo
ny antony ivelomakou deh ho anao ry ray mandrakizay !!!!!
Tsara be lay hira misaotra anao nizara!❤🙏
ma raison de vivre c'est toi mon Père Céleste.
Deraina ane ny tompô ❤♥️🥰❤🙏🙏🙏🙏misotra
mandona b lé hira ♡
Alelouoia Tsara ianao ry Ray!
aidé moi faire ce que tu aime seigneur
Jesus Christ you are my EVERYTHING!!
Tsara tokoa ny midera ny Tompo. Mitomboa fahasoavana rahalahy!
tsara be le hira isaorana ny tompo e!
Mrc bcp Joseph d'af!!! Amen
tsy haiko ho misy mba mitovy amiko ve ny olona fa za mahita fa sarotra sy mafy ary tena mangidy sy mampijaly ny tena manaraka an'i Jesoa Kristy, tena ady isan'andro, isan'ora, isan-tsegondra ary tena manahira nefa misy olona hitako hoe falifaly sy miramirana, faly ihany izao rehefa teny mandinika ny cas misy ahy nefa itako hoe tsy mitovy amin'ny an'ny olona sasany, tsy hoe tsy tsara Andriamanitra ah tsara Izy ary tena tsara, fa hatramin'ny niezahako anaraka Azy dia hitako hoe mafy ny ady atrehako sady sarotra eh, sarotra nefa izorako ihany ary tsy amelako, Je veux me battre pour toi Jésus, j'essayerai
HAFANDRAY SCOOBY-DOO :zanaki Jesosy ts maitsy mtodra hazo fijaliana taak anaz
ZAH ko efa mametraka ? toa anao zany matetika fa te i-rassurer anao aho hoe Hain'i JESOSY ny zavatra rehetra ary haiNy hoe hatraiza ny fetra zakanao,mitoera tsara aza miova fa Izy tsy andao na ahafoy anao mihintsy dia aza adino
miconnecter amiNy matetika
Tena iainana mihitsy ilay hoe miaraka @kristy de tsy maintsy milanja ny hazo fijalinyKanefa tena hasehony mihitsy fa fandresena ny ao ambadikizay mila matoky azy isika fa tsy manary Izy ary tsy mandao
HAFANDRAY SCOOBY-DOO. La parole dit que le malheur atteint souvent le juste mais le Seigneur l'en délivrera toujours.Prends courage.
Hazo fijaliana lanjaina isan'andro io.
MIDERA AN i JEHOVAH FA TSARA IZY. Tsara b lay hira
Tena tsara ! Mipaika hatrany anaty !
J'adore :) merci
NY Antony hitaku d ho anao Mandrakizay , mahatsiaro lay Tao Palais des sports za
Misaotra Joseph !!!
DIEU EST GRAND
SEIGNEUR
Ny antony ahavelomako Dia ho Anao irery ihany Tompo ô!
Andriamanitry ny fahatsarana ! Hihira ho anao aho. Feno anao ny vavako, mipololotra avy ao am-po Ny Anaranao no asandratro Hihira aho ny herinao , nanosotra ahy hitory anao Hitondra avo ny anaranao Haleloia, haleloia,tsara Ianao Haleloia, haleloia, tsara Ianao Ny anton'ny hirako sy fahavelomako Dia Ianao ry Ray, mandrakizay Ny antony ivelomako sy ny anton'ny hirako Dia Ianao, Ianao tokoa. Andry iankinan’ny foko, vetson’ny fanahiko Ny anaranao mamelona ahy. Ny fahagagana vitanao, ny zava-drehetra hainao atao Tsy haiko ny tsy hihira ho Anao Haleloia, haleloia, mendrika Haleloia, haleloia, mendrika. Ny anton'ny hirako, fahavelomako Dia ho Anao ry Ray, mandrakizay Ny antony ivelomako sy ny anton'ny hirako Dia Ianao, ho Anao tokoa Ny antony ivelomako sy ny anton'ny hirako Dia ho Anao, Anao tokoa.
Tsara ,tsy mety lefy amiko n'y hatsaran'ilay tonony
Tena tsar le hira sady madona fo b mhts misaotra nao namoka nio eh ! Ny atony hirako sy favelomako de anao tmpo o
Misaotra Tompo ô! fa mahafantatra anao ny tanora.Amena
Merci Joseph d’Af❤️
tinay be le hira an! ♥
Dieu est Amour! Dieu est Miséricordieux.
huuuuum trop bien!
mahafinaritra bue ilay hira,tena tiako!!! tohizo fa tsara eh
MRC Joseph Tompo homba anao
Aza mandao aiza Jesosy n aiza misy ahy
Gloire à Toi Seigneur Jesus Christ Amen
Tsara loatra, afa ihany midera ny Tompo.Mankasitraka
Jesosy no Antony ivelomanay koa de Mba ho anao koa sy antsika rehetra e!
Andriamanitry ny fahatsarana !
Hihira ho anao aho.
Feno anao ny vavako, mipololotra avy ao am-po
Ny Anaranao no asandratro
Hihira aho ny herinao , nanosotra ahy hitory anao
Hitondra avo ny anaranao
Haleloia, haleloia,tsara Ianao
Haleloia, haleloia, tsara Ianao
Ny anton'ny hirako sy fahavelomako
Dia Ianao ry Ray, mandrakizay
Ny antony ivelomako sy ny anton'ny hirako
Dia Ianao, Ianao tokoa.
Andry iankinan’ny foko, vetson’ny fanahiko
Ny anaranao mamelona ahy.
Ny fahagagana vitanao, ny zava-drehetra hainao atao
Tsy haiko ny tsy hihira ho Anao
Haleloia, haleloia, mendrika
Haleloia, haleloia, mendrika.
Ny anton'ny hirako, fahavelomako
Dia ho Anao ry Ray, mandrakizay
Ny antony ivelomako sy ny anton'ny hirako
Dia Ianao, ho Anao tokoa
Ny antony ivelomako sy ny anton'ny hirako
Dia ho Anao, Anao tokoa.
Misaotra anao aho Tompo 🙏🙏🙏
Dia ho anao ry Ray mandrakizay🙏
Misaotra betsaka e tsara be lay hira e tohizo atramny farany ny hira fiderana an'Andriamanitrae
j'aime trop trop trop trop...
très belle chanson!! :)
Aleloia deraina.Jesosy
Mampahery ana ty hira ty :) tsara ny Tompo :)
dieu tout puissant
Andriamifidy j berthin .tsara be de mahereza midera ny Tompo eh
gloire a JESUS
fahasoavana andrianariso
Tena tsara e! Misaotra anao an!
J'adore :)
Tanora Akama Tojo....
Tohizo ny fanompoana fa io no ho lalana ho any any amin'ny Ray :)
voninahitra ho an jahovah
très belle chanson
Tiako anao Jesosy malalako
tsara JESOSY , sady IZY no miaro antsika rehetra
i love all my heart ths song thnks!!!!!!!!!
Misaotra anao tompô 🙏🙏❤
fidy .homba anao anie Jesosy