Gasy Karaoké TIAKO IZY - Rampal - Lucien Randrianina - Tonton Pa - TOKO TELO - REBIKA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 сен 2024
  • Gasy Karaoké TIAKO IZY - TOKO TELO (REBIKA)
    #karaokegasy #gasykaraoke #tononkira
    Tononkira - Paroles - Textes
    Ny esoesonao,
    toa vao maika mampitombo
    Ilay fitiavako azy izay
    Tsy izay lazainao
    no afaka hanova
    izay najoro
    Ka hikoro
    Na ny hery, na koa lalàna
    Na hisy fandraràna
    Dia tiako izy, izy koa tia ahy
    ’Zahay tsy hisaraka
    Fa raha ny anay, mafy orina
    Tsy ho voarodana
    Fitia tena matotra
    Vita fatotra
    Ho ataoko tsara karakara
    Fa efa anjara
    Nomenao ahy
    Mandrakizay
    ‘Zahay enjehinao
    Toa vao maika mifankatia
    Mitombo sy mafana ilay fitia
    Ny tiako ho tsapanao
    Matoa ‘zahay tafara-dalana
    Dia teo ilay fitiavana
    N’iza hanasazy sy handidy
    Na ho mamy io na hangidy
    Diatiako(izy)
    Izy koa tia ahy
    ‘Zahay tsy hisaraka
    Fa fo iray no mitambatra
    Mifanaraka
    ‘Zay tsy hifandao
    Na ho mora na ho sarotra
    Fa raha ny anay … …
    Ho ataoko tsara karakara
    F’efa anjara
    Nomena ho ahy mandrakizay
    Fa raha ny anay … … (2x
    Toko Telo (Rebika)

Комментарии • 4