Gasy Karaoke FLUO
Gasy Karaoke FLUO
  • Видео 116
  • Просмотров 254 816
Karaoke gasy ZARY NOFIKO - NANIE
ZARY NOFIKO ( NOFY )
#karaokegasy #gasykaraoke #tononkira
Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics
Zary nofiko
Ny fahitako anao indray anilako
Toa ny tsy nampino
Manontany tena aho 'ndraindray
Ianao ve io
Hatrizay, hatrizay
Izaho foana no naniry ho anao
Nikaroka nitady, hevitra
Ny ho tianao, ny ho tianao
No masaka an-doha
Fahagagana ho ahy
Hoe ianao inrday no mitady
Ho tiaviko
Tsy toy ny taloha
Ny niangaviana aza moa tadidiko
Hatrizay, hatrizay
Izaho foana no naniry ho anao
Nikaroka nitady hevitra
Ny ho tianao, ny ho tianao
No masaka an-doha
‘Zaho tsy handatsa
anao intsony
Izay lasa taloha
ho foanako
Fitia vaovao
ho ahy sy ho anao
Izay no tanjoko
Ny safidim-po
Dia ny ho tia anao indray
Toy ny taloha
Azoko antoka
Fa tapitra...
Просмотров: 268

Видео

Karaoke gasy RIVOTRA - MAHALEO
Просмотров 191День назад
RIVOTRA #gasykaraoke #tononkira #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyric Ny rivotra mandalo ve no mitondra tadio Ny rivotra mifafy ve no mitondra io orana io Ny tany ve no ratsy Sa ny olona no efa lany vatsy Ny tany ve no boboka Sa ny olona no vizana sy drodroka Ny tany ve no ratsy Sa ny olona no efa lany vatsy Ny tany ve no boboka Sa ny olona no vizana sy drodroka Dia hoy aho manontan...
Karaoke gasy FITIA VAO MITSIRY - MAHALEO
Просмотров 119День назад
FITIA VAO MITSIRY #gasykaraoke #tononkira #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyric Tendren'i Tojo Guitariste Fitia vao nitsiry tamin’ny. ora tsy nampoizina Tonga dia nankadiry, tsy laitra hozongozona Nobedesiko ny foko, notsatsoiko ny hadalany Novalian’ny toloko Dia noho ianao ihany Aza dia esoina, Ity fo misary adala Ny fitempony henoina Mitempo anao ry malala Ny rà mikoriana, ao anat...
Karaoke gasy NAMANA - ZOPANAGE (Version Acoustique tsara be)
Просмотров 181День назад
Gasy Karaoké NAMANA - ZOPANAGE #gasykaraoke #tononkira #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyric Tendren'i Tojo Guitariste Aty an-tany lavitra aho no mihira ho an'ialahy Ialahy ilay akamako taloha manembona ny ditra niarahana tamin'ialahy Ka nivavabavaka aho ankehitriny Fa ianao no namako satria Na lavitra aza ahy aty Tsy misy ataoko ambony noho ialahy Ho antsoiko rehefa manimanina Ho a...
Karaoke gasy SAMBATRA AHO MIARAKA AMINAO - DO RAJOHNSON & LALIE
Просмотров 73День назад
MIARAKA AMINAO #karaokegasy #gasykaraoke #tononkira Tononkira - Paroles - Texte - Lyric Rehefa eo ianao mamiratra fitia ny efitranoko lalovanao, tarafinao. Mientanentana ilay foko toa niahiahy nefa fitiavana tsy notambazana foiko ho anao efa babonao. Sambatra aho manana anao Eo anilako eo, eo foana ianao Sambatra aho miaraka aminao Fitiavako ! Omaly ianao nataoko vazivazy dia nolaviko ny angola...
Karaoke gasy ATO AM PONAY FOANA - DLAIN
Просмотров 10714 дней назад
ATO AM PONAY FOANA #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Indreto izahay tonga mivory manodidina anao Ny fonay torotoro e!, noho ny amin’ny fahalasanao Vao omaly ianao no teto, vao niaraka nisakafo Androany ianao niampita e!, ho an’ny amin’ny toerana avo *Injay fa miakatra ireo tsiaro ô!, Mibosesika ato an-doha Ny tava kotsan-dranomaso ô! Izay ilay fiainana...
Karaoke gasy TSY MISY TOA ANAO - NY AINGA
Просмотров 19714 дней назад
TSY MISY TOA ANAO #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Ny andro iray tsy maha eto anao mahatonga ahy hihira Fa iza moa no mety toa anao raha mbola olon-tiana Ny tantaram-piainako samirery sy ny vavam-bahoaka tsy miery Fa dia indro ianao ry tiana tena tsapako ny fonao Fa ts'isy toa anao ! Tsy misy toa anao Tsy misy toa anao ! Fa ianao, ianao irery Fa tsisy...
NAMAKO IANAO - RIJA OELIJAONA
Просмотров 19614 дней назад
NAMAKO IANAO #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Fotoana fohy na herinandro angamba izay No teto Mahajanga izahay Tsy nanana an'iza hiresahana Na hizarana hafaliana Nalahelo fa irery Mitazatazana ireo mpandalo Na koa mikalokalo f'izany moa No fialam-boly ankafiziko Rehefa irery eny aho ka manary dia Dia hira no tiako Indray atoandro be migaina Iny nisy t...
Karaoke Gasy FIAINANA KELY - RIJA RAMANANTOANINA
Просмотров 22414 дней назад
FIAINANA KELY #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Fiainana kely tsy mirehareha Fiainana kely tsotsotra izay ny ahy Tsy trano manjelatra, tsy tafom-bazaha Fa tafo mololo izay ihany aloha ny ao Fa raha ny fitiavanao no mankao Raha ianao iriko no miantrano ao Hanjary lapa ilay bongo kely Na mpanjaka aza hangetaheta ny ho ao Ho tondraka ronono, hitobaka tant...
Karaoke gasy FAKA VADY - RAK ROOTS
Просмотров 30221 день назад
FAKA VADY #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Efa zatra loatra miaraka aminao aho, Tsy mety tsony raha vao tsy ianao Efa jamba loatra ny @ fisianao aho Tena lafatra loatra anie . Manembona raha vao tsy eo ianao tiako oh Ny anaranao foana no tantaraiko oh Ka ho lazaiko anao fa 'zah tsy hiala e, tsy hiala e , tsy hiala e , tsy hiala aminao aho Aminao izaho...
TSARA TSO-DRANO - DADAH RABEL & INAH
Просмотров 13121 день назад
TSARA TSO-DRANO #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Izahay mivady toa sondrian-tory, Mihevitra anao ho ankizy foana, Nony nihiratra taitra tsy hitahita akory, Hay moa ianao tonga taona, Hay moa tokoa ianao hary elatra, Te hanana zo, te handeha, te hivelatra, Vita ny adidin’i Dada sy Neny, Efa voninkazo ilay voa novoleny, Handeha, tsara tso-drano, Tsy ho ...
FEO ROA - LALIE & NANIE (A/C Fanja Andriamanantena)
Просмотров 16521 день назад
FEO ROA #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Ho inontsika moa ny andro izay mandalo Raha ny rivotra mifafy no tsy hitondra kalo Hanambatra ny nofy ho tonga hasambarana Ho ankafizintsika ka tsy hisy fitsaharana Ho inontsika moa ny ampitso raha mivazo Raha ho maina dieny izao ireto voninkazo Izay notiavintsika ka lasa namololona Tsara kolokolo ka tsiriritin...
Karaoke gasy SATRIA TIA AHY IANAO - HENRI RATSIMBAZAFY & VOAHIRANA
Просмотров 11121 день назад
SATRIA TIA AHY IANAO #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Ny tongotro roa dia manaiky hitety izao rehetra izao, na lavitra izany na akaiky Satria tia ahy ianao. Na sambatra isika na ory, na mety na tsia ny atao, Tsy misy ahiako akory Satria tia ahy ianao. Ialako ny fianakaviana, ny ankizy niaraha-nilalao, Afoiko ny tany niaviana Satria tia ahy ianao. Izan...
Karaoke gasy MBOLA HO AVY - ERICK MANANA & AINA QUACH
Просмотров 28028 дней назад
MBOLA HO AVY NY ANDRO #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Mbola ho avy ny andro ahatsiarovanao ahy, Amin’ny ora tsy ampoizimpozina, Mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy, Hanembona ahy ianao ka hiodinkodina, Mbola ho avy ê ! Irony nenina ê ! Hitsako ny hadalàna, hangidy izay telina ê ! Mbola ho avy ê, hangirifiry be, Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho...
Karaoke gasy TIA - LALATIANA
Просмотров 8628 дней назад
TIA #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Raha maizina ny andronao Mila tanana hanarina ianao Izay mijery hihomehy anao Na hihodina tsy ahita izao Raha mahatsiaro irery ianao Fa nilaozan’ireo namanao Raha manavaka anao izy ireo Izay nilainy anao vita hatreo Fantatrao ihany Iray eto an-tany no tsy toy izany Raha vao miantso ianao dia hanantona aho Hanolotra...
Karaoke LENDREMA - MAHALEO
Просмотров 31928 дней назад
Karaoke LENDREMA - MAHALEO
Karaoke TARATASY HO ANAO - FANJA ANDRIAMANANTENA
Просмотров 18728 дней назад
Karaoke TARATASY HO ANAO - FANJA ANDRIAMANANTENA
Karaoke gasy MAUSOLÉE - BACKOM LE RASTA & MONIQUE (The Quality)
Просмотров 26328 дней назад
Karaoke gasy MAUSOLÉE - BACKOM LE RASTA & MONIQUE (The Quality)
Karaoke MEDLEY P. JOCELYN RANJARISON - Aza kivy (Tsy izay miseho anio), Ambany elatrao, Manana anao
Просмотров 264Месяц назад
Karaoke MEDLEY P. JOCELYN RANJARISON - Aza kivy (Tsy izay miseho anio), Ambany elatrao, Manana anao
MEDLEY 1 - NONO - Hira iray, Lasa aho, Soga kely, Mbola bedy foana aho
Просмотров 165Месяц назад
MEDLEY 1 - NONO - Hira iray, Lasa aho, Soga kely, Mbola bedy foana aho
MEDLEY 2 - NONO - Hoy ianao, Fito taona, Ento aty, Io fitiavana io, Ialahy
Просмотров 323Месяц назад
MEDLEY 2 - NONO - Hoy ianao, Fito taona, Ento aty, Io fitiavana io, Ialahy
IANAO IRERY - SIMON RANDRIA
Просмотров 397Месяц назад
IANAO IRERY - SIMON RANDRIA
Karaoke gasy IANTRAO - MAHALEO
Просмотров 156Месяц назад
Karaoke gasy IANTRAO - MAHALEO
Karaoke gasy TE HO SOA - JOHARY (Goth, Luk, Mahery, Sefo)
Просмотров 458Месяц назад
Karaoke gasy TE HO SOA - JOHARY (Goth, Luk, Mahery, Sefo)
Karaoke gasy RAMANO BE GALONA - FEO GASY
Просмотров 263Месяц назад
Karaoke gasy RAMANO BE GALONA - FEO GASY
Karaoke gasy MAMY NY MODY - MAHALEO
Просмотров 130Месяц назад
Karaoke gasy MAMY NY MODY - MAHALEO
Karaoke gasy VOLOLONA - MAHALEO
Просмотров 243Месяц назад
Karaoke gasy VOLOLONA - MAHALEO
Karaoke gasy TIANA VE - MAHALEO - RAOUL
Просмотров 1,4 тыс.Месяц назад
Karaoke gasy TIANA VE - MAHALEO - RAOUL
Karaoke gasy NAMANA - TSIAKORAKA
Просмотров 293Месяц назад
Karaoke gasy NAMANA - TSIAKORAKA
Karaoke gasy MEDLEY SAKELIDALANA
Просмотров 497Месяц назад
Karaoke gasy MEDLEY SAKELIDALANA

Комментарии