DILLIE - Tsy mitana izay tsy tamana

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 1 фев 2025
  • Tsy mbola manana an'ilay clip teo Andohalo, teo @MYE, aloha hatreto.
    Raha ankasitrahanao ny fizarana tsotra ataoko dia aza misalasala manindry ny "j'aime". Mankasitraka.

Комментарии • 23

  • @sedinirinaandriamalala4315
    @sedinirinaandriamalala4315 3 года назад +1

    tena mahay ranga zareo a, tsy mbola misy vehivavy milalao rock mahasolo azy lo eto amin tsika atreto, mankasitraka ny groupe Dillie

  • @HarittinaRANDRIAM
    @HarittinaRANDRIAM 3 года назад

    J'adore !!! anisan'ny groupe mba tena ankafiziko izy reto

  • @elphegormisa6214
    @elphegormisa6214 2 года назад

    Miandry le clip teo andohalo eh, nanamarika ny fahazazanay lotra ilay hira, mercii

  • @hansrakotondramonjy8242
    @hansrakotondramonjy8242 4 месяца назад

    Tsy mitana izay tsy tamana (Dillie)
    Tsy mitana izay tsy tamana
    Tsy mitana izay tsy tafandry
    Tsy miantso izay tsy tana
    Lasa izay tsy mahandry
    Avy hatrany dia mandeha
    F'izaho tsy hiandry an'iza
    Misaina f'efa lehibe
    F"izao akory tsy iza
    Ô ry neny an.. na na na na
    Toa mila vanina ny anao
    Ô ô
    Angolainy aho, iangaliany aho
    Zay teny mety handroboka
    Angolainy aho, iangaliany aho
    F"izaho tsy ho roboka
    Fa voin-kazo tsy voankazo
    Tsy malazo tsy mora azo
    Tsy sakafo na hanim-pý
    'Zay tsy tia dia tsy tia
    Avy hatrany dia mandeha
    F'izaho tsy hiandry an'iza
    Misaina f'efa lehibe
    F'izaho akory tsy iza
    Ô ry neny na na na na
    Toa mila vanina ny anao
    Ô ô

    • @ombiasa11
      @ombiasa11 3 месяца назад

      Amin'ilay faharoa
      Ô ry neny na na na na
      Tsy mahandry tantana ny anao

  • @onyharilivaraharison4422
    @onyharilivaraharison4422 2 года назад

    Tiako tiako tiako .aiz ar zareo am zao😭

  • @mamyram4614
    @mamyram4614 4 года назад

    Misaotra betsra nama nizara a tena tiko tony hira dillie talo tony saingy mbla zaza keli tamzany de tsy tadidiko fa refa lebe a de mieno de maita tsirony be mitsy , mbola ianareo comple ngamba tam tony hira tony ka tena ita tsra be mitsy

  • @maeraz4334
    @maeraz4334 Год назад

    Aman-taonany maro no nitadiavako an'ity hira ity fa hitako ihany

  • @mamyram4614
    @mamyram4614 3 года назад

    Mba alefaso eto aki le kilalao a mba amkafiziko fa za mbola kely tam zao nefa zao vô mba maeno dillie de makafy anareo fôna

    • @the_real_sej
      @the_real_sej  2 года назад

      Mijery fotoana malalaka kely dia alefako izay azo alefa namana a

  • @njakanirinarazafindraibe86
    @njakanirinarazafindraibe86 4 года назад +1

    Tsara rangahy ny hiran'ireto sipa ireto ah

  • @fanevanirinarantoarivony9480
    @fanevanirinarantoarivony9480 3 года назад +1

    Misaotra @ fizarana 👌

  • @josemichaelrazakariasa6586
    @josemichaelrazakariasa6586 3 года назад

    Misaotra nizara.Ela no nitadiavako ity

  • @pounradaviarison6305
    @pounradaviarison6305 3 года назад

    Tena mankasitraka ranga fa tena efa taona maro no nitadiavako an'ito Hira io

  • @dinarako4063
    @dinarako4063 2 года назад

    dommage que le son ne soit pas top mais sinon EXCELLENT

  • @mioraaliciarakotomavo1035
    @mioraaliciarakotomavo1035 4 года назад +2

    Mpianatr'i Maria Manjaka t@ zany dia bedy fa lôzana mijery eo @ varavarakely fa teo @ lé lavarangana juste en face zareo no manao tournage t@zany.

  • @rojovolarakotoarimanana3884
    @rojovolarakotoarimanana3884 Год назад

    Mba misy manana tonony?